Mafami Vakinankaratra

Mafami Vakinankaratra Mpianatra - Mpiasa - Mpandraharaha - Mainty molaly avy amin'ny Faritra Antananarivo Miray

BIRA PLAYOFFS INTER-UNIVERSITAIRE in da place🔥✔Noho ny antony tsy azo anoharana dia ho tontosaina eo amin'ny ENSOA ny ma...
18/05/2024

BIRA PLAYOFFS INTER-UNIVERSITAIRE in da place🔥

✔Noho ny antony tsy azo anoharana dia ho tontosaina eo amin'ny ENSOA ny match rehetra manomboka rahampitso@ 08 ora maraina🔥

✔Tongava maro fa tsy ho diso fanantenana ianao👆🏻 Tohano ny ekipantsika rehetra🔥

🚫Tsy misy vidim-pidirana

J-1 BIRA PLAYOFFS I💯✅Mifarana androany @ 2ora ny inscription, izay tara ny omaly ka ny fivoriana eo amin'ny "Jeunesse et...
17/05/2024

J-1 BIRA PLAYOFFS I💯

✅Mifarana androany @ 2ora ny inscription, izay tara ny omaly ka ny fivoriana eo amin'ny "Jeunesse et Sport" avy hatrany no hanoratana anarana

✅BIRA PLAYOFFS I, izay karakarain'ny Association Mafami Vakinankaratra dia manomboka ny 18-19 sy ny 25-26 Mai 2024 eo amin'ny Gymnase Vatofotsy 🔥

🚫Tsy misy vidim-pidirana

Tongava maro fa loka lehibe io🏀🏆

Ny Association Ma.Fa.Mi Vakinankaratra dia manolotra anao:     BIRA PLAYOFFS🏀 INTER-UNIVERSITAIREMisokatra ny fisoratana...
07/05/2024

Ny Association Ma.Fa.Mi Vakinankaratra dia manolotra anao:
BIRA PLAYOFFS🏀 INTER-UNIVERSITAIRE
Misokatra ny fisoratana anarana ho an'ireo oniversite manerana an'Antsirabe rehetra ka hatramin'ny 16 May 2024 ho avy izao

Fanazavàna fanampiny:
📞034 11 388 13
📞034 32 880 02

Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mafami Vakinankaratra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share