04/02/2026
« Andao Zalah , aoka isika hazava aaa…🎼»
Ity ary ilay Lasim-paritany Sampana Mena eto @ Tily Vakinankaratra Antsirabe . Andao hilasy fa fanararaotra ny toy itony..😉
🛑 Lasim-paritany Sampana Mena.
👉🏻 Efa nozarainao any ny Taratasy..
Izany Dia atao ny:
🗓️ 20-21-22 Febroary 2026
🏕️ Fiakarandava Vinaninkarena.
🚧 Fahatongavana: Lavarano Faran'ny Bus 17
✅Zoma Maraina @ 9:00
✅Zoma ariva @ 5:00
Aza adino Ilay déguisement Western ry se a. 👢👢
Ao anaty Taratasy ny andinindininy.