21/06/2026
Izay olona marina mandeha amin'ny fahitsiany Sambatra ny zanany mandimby azy.
— Ohabolana 20 : 7
Arahabaina DADA ! 🙏🏾❤️
Hanabe ireo ankizy sy tanora mba ho tia an' Andriamanitra, ho olom-banona ary hiasa ho an'ny tanindrazana sy ny namana.
Antsirabe Afovoany
Be the first to know and let us send you an email when Sampati Fiv 24 FAFA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.