Malagasy iray Manontolo

Malagasy iray Manontolo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Malagasy iray Manontolo, Nonprofit Organization, Antananarivu.

🔴MANAMBADY ROA NY FILOHAM-PIRENENA SENEGALY🇸🇳 ANKEHITRINY ARY MIFANARAKA TSARA IZY ROA⚡Bassirou Diomaye Faye. Izy no fil...
22/01/2026

🔴MANAMBADY ROA NY FILOHAM-PIRENENA SENEGALY🇸🇳 ANKEHITRINY ARY MIFANARAKA TSARA IZY ROA

⚡Bassirou Diomaye Faye. Izy no filoha senegaly voalohany nanana vady mihoatra ny iray teo am-pandraisana ny fahefana.

🥨Ireto ny antsipiriany momba ny fianakaviany:

👉Ny vadiny voalohany: Marie Khone Faye. Efa 15 taona mahery izy ireo no nivady ary manana zanaka efatra.

👉Ny vadiny faharoa: Absa Faye. Ny taona 2023 izy ireo no nivady.

👉Ny fahasamihafana: Marihina fa i Marie Khone dia Kristiana, raha toa ka Silamo kosa i Absa, izay maneho ny fahasamihafan'ny kolontsaina sy ny fivavahana any Senegaly.

🛑Amin'izao taona 2026 izao, samy mitondra ny anaram-boninahitra hoe "Andriambavilanitra Voalohany" (First Lady) izy mirahavavy. Ity tranga ity dia niteraka resabe sy adihevitra tany Senegaly sy manerana an'i Afrika momba ny fampirafesana (polygamie), izay fanao ara-dalàna sy nentim-paharazana any an-toerana.

©️Ariary-News

🔴𝗛𝗔𝗠𝗣𝗜𝗗𝗜𝗧𝗥𝗔   𝗩𝗔𝗢𝗩𝗔𝗢 𝗡𝗬  #𝗙𝗔𝗡𝗝𝗔𝗞𝗔𝗡𝗔.Nihaona tamin'ireo mpandraharaha tany Afrika atsimo ny filoha    noresahana tamin'iz...
18/01/2026

🔴𝗛𝗔𝗠𝗣𝗜𝗗𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗩𝗔𝗢𝗩𝗔𝗢 𝗡𝗬 #𝗙𝗔𝗡𝗝𝗔𝗞𝗔𝗡𝗔.

Nihaona tamin'ireo mpandraharaha tany Afrika atsimo ny filoha noresahana tamin'izany fifandraisan-davitra izay hanamorana ny dingana rehetra sy ny fanovàna ny lalàna hisian'ny fifaninana eo amin'io sehatra io. Teo ihany koa fomba hamelomana indray ny orinasa sy ny fanamboaran-dalana ka voaresaka manokana tamin'izany ny ny lalana makany .
🥨Fitsidihana arak'asa no natao tany Afrika Atsimo hoy Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblika Michael Randrianirina ary nisongadina tamin'izany fitadiavana hirosona makany amin'ny Repoblika faha-5 sy ny fangatahana fanampiana hanalàna ireo 'i Madagasikara eo anivon'ny vondrona Afrikanina. Ny fanekena ny fandraisana an'i Madagasikara ho mpiara-miombonantoka ao anatin'ny sy fandraisan'i Madagasikara anjara amin'ny fihaonana an-tampon'ny BRICS atao any amin'ny volana jona sy jolay.

©️PRRM

🛑 VAOAVAO ANDROANY 🛑NANEHO NY HATEZERANY IREO VAHOAKA TETO RANOMAFANA ANDROANY 🔸Tsy tatin'ny vahoaka ny fanambaniana sy ...
15/01/2026

🛑 VAOAVAO ANDROANY 🛑

NANEHO NY HATEZERANY IREO VAHOAKA TETO RANOMAFANA ANDROANY

🔸Tsy tatin'ny vahoaka ny fanambaniana sy ny tsy fanazana atao an'ireo Ray aman-dreny ka tsy maintsy nanao hetsika mba hanesorana aingana ity tompon'andraikitra 02 lahy izay mampitaraina ireo vahoaka sy ny mpiasa madinika izy ireo .

🔸Nanamafy ny fanambarana efa nataony omaly ireo mpiasa ao amin’ny Centre Station Thermale Ranomafana. Mitaky ny fialan’ny mpitantana izy ireo ka androany Talata 13 Janoary dia niditra fitokonana sy nilanja sora-baventy teny amin’ny trano fonenan’Atoa RANDRIANARISOA No sy Atoa RAMANANTSOA.

🔸Araka ny fanazavan’ireo mpiasa, ny fanaparam-pahefana ny tsindrihazolena ary ny fitantanana tsy ara-drariny ny vola miditra ao amin’io Centre Station Thermale io no antony lehibe nanosika azy ireo hanao izao hetsika izao.

🔸Ankoatra izany, mitaky ihany koa ireo mpiasa efa niasa am-polony taona maro eo anivon’ity Station Thermale ity mba horaisina ho mpiasam-panjakana.

🔸Nisy ny fifampiresahana teo amin’ireo mpitolona sy ny mpitantana. Taorian’izany dia nanaiky hiala ny trano fonenana ny mpitantana saingy nangataka fotoana izy ireo mba hitadiavana toeram-ponenana hafa ahafahany mifindra.

🔸Mbola mikatona hatramin’izao ny piscine ary miato tanteraka ny asa sy ny fampandehanan-draharaha eo anivon’ilay ivon-toerana.

🔸Mangataka ihany koa ny vahoaka mba hisy tamberimbidy hiditra ao amin'ny kaominina Ranomafana ity station thermale ity .

© Martinot François DIfanadi

Jirama ofisialy 🇲🇬Nesorina tsy ho Tale Jeneraly i Ron Weiss, ka ny Jeneraly Hajatiana RASOLOMANANA no ho solony araka ny...
14/01/2026

Jirama ofisialy

🇲🇬Nesorina tsy ho Tale Jeneraly i Ron Weiss, ka ny Jeneraly Hajatiana RASOLOMANANA no ho solony araka ny fanapahan-kevitra noraisin’ny filan-kevi-pitantanana.
👉👉👉Hotanterahana anio hariva ny fifamindram-pahefana
©️Tia Tanindrazana

Jirama officiel

🇫🇷 Ron Weiss a été démis de ses fonctions de Directeur Général, et il sera remplacé par le Général Hajatiana RASOLOMANANA, selon la décision prise par le Conseil d’administration.
👉👉👉La passation de pouvoir aura lieu ce soir.
©️Tia Tanindrazana

14/01/2026

Angovo madio sy maharitra,Angovo azo havaozina, amin'ny vidiny takatry ny daholobe,hita efa hontateraka zanii Ankehitriny 🥰 💪 🧠

14/01/2026

Fa manina ianareo lasa mimenimenina bé hoe avoaho Michel SAHONDRA ARIMALALA?

📢Fa handinonareo ve t@ Androny Rajoelina iny anie: "Ninie Donia mpanankato "aza maty tany amponja mihitsy 🥲

13/01/2026

Address

Antananarivu

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Malagasy iray Manontolo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share