Tanora Sahy Manova- Madagasikara

Tanora Sahy Manova- Madagasikara "๐™๐™ค๐™ข๐™—๐™ค๐™ฉ๐™จ๐™ค๐™–๐™ข-๐™—๐™–๐™๐™ค๐™–๐™ ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™จ๐™ž๐™ ๐™–,
๐™‰๐™ฎ ๐™ฉ๐™จ๐™–๐™ง๐™– ๐™ ๐™ค๐™ ๐™ค๐™– ๐™๐™–๐™ฉ๐™ง๐™–๐™ฃ๐™ฎ"
๐™‹๐™š๐™Ÿ๐™ฎ ๐™ค๐™›๐™ž๐™จ๐™ž๐™–๐™ก๐™ฎ ๐™๐™Ž๐™ˆ ๐™š๐™ฉ๐™ค ๐™ˆ๐™–๐™™๐™–๐™œ๐™–๐™จ๐™ž๐™ ๐™–๐™ง๐™–

05/06/2026

โญ•Antsoina isika mpikatroka ny lalao tsipy kanety be eto amin ny Commune Tanjombato.

Miezaka hatrany ny mpitantana ahafa po antsika mpitia fanatanhan tena...

โ˜‘๏ธNy tanora dia tsy mpijery fotsiny aminโ€™ny fiainanโ€™ny firenena fa tena mpandray anjara lehibe aminโ€™ny   Rehefa sahy mij...
04/06/2026

โ˜‘๏ธNy tanora dia tsy mpijery fotsiny aminโ€™ny fiainanโ€™ny firenena fa tena mpandray anjara lehibe aminโ€™ny
Rehefa sahy mijoro, sahy mandray andraikitra isika manova ny fomba fisainana, fomba fiasa sy izay fomba rehetra mila ovaina dia azo antoka fa hiova manaraka mora ny hoavin'ny tanaraka.

โ˜‘๏ธNy hoe Tanora Manova dia mila ary tsy maintsy mitondra fiovana marina eo aminโ€™ny fiaraha-monina sy ny fiainana an-davanandro. Ampiharo ary hatomboy miainga ao an-tokatrano ny fanovana.

โ˜‘๏ธMiezaha manatsara hatrany aminโ€™ny alalanโ€™ny fianarana, Asa mafy sy ezaka rehetra mihitsy rehetra.Hiaraha-mahita ny fiainana saingy tazomy mandrakariva ny fihavanana sy ny firaisankina fa io vato fototra hampandrosoana ny firenena.

Izao ny hafatra.
โœ…"๐—›๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐˜‡๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฒ๐—ต๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ,๐˜๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐˜ƒ๐—ผ๐—น๐—ฎ ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ผ๐˜ƒ๐˜† ๐—บ๐—ถ๐—ต๐—ถ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜‡๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ.
๐—ฆ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ด๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ต๐˜† ๐—ป๐—ผ ๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ฑ๐˜† ๐—ณ๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐—ป๐—ผ ๐˜๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฒ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ.๐—”๐˜‡๐—ฎ ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—น๐—ผ ๐˜ƒ๐—ผ๐—น๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ธ๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ."
๐—ง๐—ฆ๐—  ๐—ง๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฆ๐—ฎ๐—ต๐˜† ๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ

Tanora Sahy Manova- Madagasikara

โ˜๏ธAraho hatrany pejintsika โ˜๏ธ

04/06/2026
01/06/2026

Address

Tanjombato
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tanora Sahy Manova- Madagasikara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share