29/03/2026
LASY MIHA MITOMBO
Lasy fiofanana loham bondrona
Andro faharoa an'ny lasy ety Alasora isika izao
Misaotra an'Andriamanitra lehibe isika fa mañana mpandray anjara am lasy fiofanana
Lohambondrona mitombo: Antoky n'y fandrosoan'ny fivondronana
Misaotra azy 8mirahavavy, misaotra an'ireo mpiandraikitra 2vavy nanaraka azy any
Lohambondrona mitombo ,hanao asa soa satria mpianatr'i Jesoa❤️❤️