MJA Église Adventiste Ambolokandrina

MJA Église Adventiste Ambolokandrina “Mandehana amin’ny fomba mendrika ny antso izay niantsoana anao.”
📖 Efesiana 4:1b

04/02/2026

Andro-4

Ry Cheftaine sy Chef hajaina,ny fitarihana ny Tanora dia antso sy andraikitra masina,ka ilaina ny fiofanana fototra mato...
03/02/2026

Ry Cheftaine sy Chef hajaina,
ny fitarihana ny Tanora dia antso sy andraikitra masina,
ka ilaina ny fiofanana fototra matotra.

👉 Izany indrindra no anton’ny Lasy Fiofanana BST (Basic Staff Training),
fiofanana natao ho an’ny Staff sy mpitarika Tanora,
mba hanamafisana ny fanompoana, ny fitarihana kristianina ary ny ohatra.

🎯 Nahoana ianao no tokony hanatrika ?

BST no fototra iorenan’ny fitarihana Tanora

Manampy anao ho Chef/ Cheftaine modely

Manamafy ny fahaiza-mitarika, fandaminana ary fiainam-panahy

Manomana Staff vonona hanompo fa tsy hitondra tena fotsiny

📍 Toerana : LYPRS SOMA
📚 Fiofanana : BST – Explo sy Aventure

🟢 Antso manokana ho anao :
Raha Cheftaine na Chef Tanora ianao,
👉 asaina manatrika sy mandray anjara amin’ity lasy fiofanana ity.

03/02/2026

Andro - 3

👮Chef sy Cheftaine 🗣Ilay lasy fiofanana ABST sy PBST 4 ndro sisa dia manomboka an Amboaro ny fandaharam-potoana 👌Any mih...
02/02/2026

👮Chef sy Cheftaine
🗣Ilay lasy fiofanana ABST sy PBST
4 ndro sisa dia manomboka an
Amboaro ny fandaharam-potoana
👌Any mihaona e


01/02/2026
29/01/2026

✨ Antso ho an’ny Chef sy Cheftaine ✨
📅 1 Febroary 2026 | ONG HAFA
🌿 Retraite Spirituelle ho an’ny STAFF ,Filoham-pitarika rehetra ary ny SYL
💌 Vonona hitarika, hanavao ny fanoloran-tena,hiraka handeha hamita ny iraka miaraka amin'ny Tompon'ny asa.
📲 Chef sy Cheftaine!
Araho tsy tapaka ny page ,eto no hanomezana ny vavao momb any J.A Ambolokandrina

Address

Ambolokandrina Antananarivo
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MJA Église Adventiste Ambolokandrina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share