28/04/2026
HAVORIAGNE Anitoy e! Miavia maro Ry Longo
UEEFORT
Fédération des Étudiants Originaire de l’AndroY - Feo’ay
📢 COMMUNIQUÉ OFFICIEL – UEEFORT
Ny UEEFORT (Union des Étudiants venant de l’Ex-Préfecture de Fort-Dauphin) dia faly manasa antsika rehetra hanatrika ny 3ème édition de l’activité culturelle “Havoria Atiky”.
📍 Lieu : Akôry Haly
📅 Date : Asabotsy izao
⏰ Heure : 14h00 précises
🎭 Au programme :
- Dihy nentim-paharazana Malagasy : Banaike , karitaky, mangaliba
- Fampisehoana kolontsaina: Beko,Bereny, Sarandra,Sorogne,Forazaza,Bilo
- Fanehoana ny fitafy netim-paharazana : Ntandroy, Tanôsy, Bara
- Animation sy fialamboly
💰 • Droit d’entrée : 4.000 Ar
• Invitation : 20.000ar
Ity hetsika ity dia natao hanandratana sy hampiroboroboana ny kolontsaina ary hanamafisana ny firaisankinan’ny mpianatra sy ny tanora.
👉 Manasa antsika rehetra ho tonga maro sy handray anjara am-pifaliana.
UEEFORT – Ensemble pour la culture et la solidarité.