Ny Feon’ny Razana

Ny Feon’ny Razana �Feon’ny Razana
La voix des ancêtres malgaches
Mythes, contes et culture ��

28/04/2026

⚪️🔴ANGANO🔴⚪️
sy

🔴Raha fijaliana ny an’ialahisany . Raha marary sy mijaly ialahisany mitondra ity fireneko ity , dia inona no manpiady an...
28/04/2026

🔴Raha fijaliana ny an’ialahisany . Raha marary sy mijaly ialahisany mitondra ity fireneko ity , dia inona no manpiady an’ialahisany an’io toerana io ? Fa maninona no tsy amen-ialahisany an’ireo tena tokony hitantana azy ilay zavatra , ny vahoaka no anaovan-ialahisany fiatsaram-belatsihy hoe hazo fijaliana sy jesosy kristy... ?

🔴🔴Rehefa tsy zaka ilay izy dia ajanony eee, inona no hidirana anaty pataloa tsy omby ry zoky?
Sa irak jesosy ve? Tsisy an’zani lehy ity ny eto aaa , MANAKASINTSARA no eto tany FADY eto fa ela zai , ary ho avy ny tena anjaran’ialahisany .
Ny zavatra tsy fantratr’ialahisany dia fitsapana ho anareo ilay izy , fitsapana ho anareo ny fahatongavanreo teo aminio toerana io, ary dia tsapa ary izany fa tsy mendrika anareo ilay izy, tsy mendrika olona mpisolelaka sy tiatiakely noho mpiatsaraivelatsihy fa efa ampy izay SEDRA nandalo ity fireneko.

🔴🔴🔴Raha fijaliana ny anarany any aminareo dia ny aty aminay inona?????


Ny fiverenana amin’ny fototra no maha mafy o***a ny zavatra iray, rehefa mafy tsara ny fototra na ny zavatra amboarin’ny...
28/04/2026

Ny fiverenana amin’ny fototra no maha mafy o***a ny zavatra iray, rehefa mafy tsara ny fototra na ny zavatra amboarin’ny olombelona na ny voa-janahary dia sarotra ny hampihonzongozona azy, ny fototra no fioeranana voalohany...
Ny fototra ny finoana gasy izao dia mino ny tontolo , masoandro , volana , ary ireo hery na singa 5 mandrafitra ny izao tontolo izao.
-Afo
-tany
-rano
-rivotra
-fanahy
🔴

27/04/2026

Ny vary sy ny mangahazo
anganon'ny Ntaolo 🇲🇬

Mbola hitohy...

Ny Fanahy miabo tsy levon'ny Afo.Ny Hasin'ny Tany tsy matin'AdalaF'ireo izay nandrehitra sy nanota fady kosa aza ela vel...
27/04/2026

Ny Fanahy miabo tsy levon'ny Afo.
Ny Hasin'ny Tany tsy matin'Adala
F'ireo izay nandrehitra sy nanota fady kosa aza ela velona.

27/04/2026

Ny Fanahy miabo tsy levon'ny Afo.
Ny Hasin'ny Tany tsy matin'Adala
F'ireo izay nandrehitra sy nanota fady kosa aza ela velona.

24/04/2026

🔴”Very”

Very ! ity ny taniko
Anaty tsy fahalanana.
Ny Fiatsaram-belatsihiko manidy ny saiko tery!
Fahendrena mody ivelany ihany .
Fa ny hadalana no mitoetra.
Fantrana sy voretra ,ary mbola manao koa ireo tompon-ketra.
Izao ve no valiny , ny ra latsak’ireo razana.
Latsa sy ratra mazana.
No azon’ireo niady aman-aliny ,Sampy .
Ny atao ity toa mitazana ,
Tsy mamaly ireo izay ratsy
Andriananahary o ilay AVO ny fitsapana efa Ampy ...

🔴Zanatany

"Charte de Lambert"            Rehefa tafapetraka tao Antananarivo i Lambert dia tafiditra antsokosoko koa ny mpitondra ...
24/04/2026

"Charte de Lambert"
Rehefa tafapetraka tao Antananarivo i Lambert dia tafiditra antsokosoko koa ny mpitondra fivavahana;mompera Finaz izay nanafina ny tena anarany ka nilaza azy ho mpanampin'i Lambert.Ny fitaoman'ireo vahiny an'i Rakotoseheno tamin'ny fivavahana dia notarika azy hitodika bebekokoa an'i Frantsay .
Nisy ny fanekena miafina nataon'i Rakoto na i Radama II rehefa voavolavola tsara ny sainy.Vita sonia ny 25 jona 1985 izany ka ireto no anisany hevitra nivohitra tanatin'izany:
-fanontana vola sy fianarana-maso izany amin'ny fampiasana azy manerana an'ny Nosy.
-fitrandrahana ny harena an-kibon'ny tany rehetra .
-fakana tany lava volo,tsy misy fetra.
-tsy handoa hetra amin'ny fanafarana sy fanondranana entana izany fikambana miaraka amin'i Lambert izany.

Address

Ambohibao
Antananarivo
105

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny Feon’ny Razana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share