18/05/2026
𝙈𝙞𝙖𝙧𝙖𝙝𝙖𝙗𝙖 𝙖𝙣𝙩𝙨𝙞𝙠𝙖 𝙧𝙚𝙝𝙚𝙩𝙧𝙖 𝙚!!☺️🎈
Inty ary ny valiny marina💥🌿💪
Ny isan'ny trano heva tamin'iny andiany voalohan'ny Fihaonamben’ny Tantsaha 2026 iny dia....✨️
𝗧𝗥𝗔𝗡𝗢𝗛𝗘𝗩𝗔 : 𝟭𝟭𝟮 𝗶𝘀𝗮
☺️ Haraho tsy tampaka ny pejy fa mbola maro ireo lalao ho ataotsika eto amin’ny pejy Fihaonanben'ny Tantsaha ary hahazo fanomezana daholo izay MAHITA NY VALINY MARINA🥰💥
𝗧𝘀𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝗮𝘁𝗮𝗼, 𝘁𝗲𝗻𝗲𝗻𝗼 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗻𝗮𝗺𝗮𝗻𝗮𝗼 𝘀𝘆 👉 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗺𝗶𝗵𝗶𝗻𝘁𝘀𝘆 𝗵𝗼 𝘃𝗼𝗻𝗼𝗻𝗮 𝗳𝗮 𝗵𝗶𝗮𝗿𝗮 𝗵𝗶𝗹𝗮𝗹𝗮𝗼 𝗶𝘀𝗶𝗸𝗮, 𝗮𝗿𝘆 𝗵𝗮𝗵𝗮𝘇𝗼 𝗹𝗼𝗸𝗮 𝗜𝗔𝗡𝗔𝗢, 𝗶𝘇𝗮𝘆 𝗺𝗶𝗹𝗮𝗹𝗮𝗹𝗮𝗼 𝗶𝗵𝗮𝗻𝘆 𝗻𝗼 𝗺𝗮𝗵𝗮𝘇𝗼 𝗲!!🎈👊☺️
🌾FIHAONAMBEN’NY TANTSAHA 2026 ➡️ 2027🌾❤️
𝘼𝙡𝙚𝙛𝙖 𝙖𝙡𝙚𝙛𝙖 𝘼𝙡𝙚𝙛𝙖 𝙖𝙣!!!!😊🫶💪👊
️