03/05/2026
๐น๐๐
๐๐๐๐
๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐
๐๐๐๐
๐ ๐๐๐๐ 90๐๐๐๐๐๐ฅ
โจIsaorana an'Andriamanitra Lehibe noho ny fahavitan'ny rodorodo faritany Analamanga Afovoany, nandritra izay 4andro izay (30aprily-03may)
๐ฉNandray anjara mavitrika tamin'izay n'y fokonolona RAVELOJAONA raha toa ka mendrika daholo ny mpirodo rehetraโ
๐ฅTao ny rodo, ny fanaovana atelier sy fiparikana teny anivon'ny fiaraha-monina, ary ny sahan'asa fananganana "terrain de basket" ho an'ny tranombitsika.
๐Tao anatin'izany koa anefa dia nisy ny fandraisana fanasan'ny Tompo, ny alahady voalohan'ny volana.
โ๏ธIsaorana ny mpirodo, ny mpitarika, ny ray aman-dreny, ny fivondronana ary ny mpanohana rehetra.
"๐ด๐๐๐๐, ๐๐๐๐, ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐ โ๐๐ง๐๐ฃ๐, ๐๐๐๐โ๐, โ๐๐ง๐๐ฃ๐, ๐ก๐๐ ๐๐'๐ ๐ฝ๐๐ ๐๐...??๐ถ"