Project Aro Fano

Project Aro Fano Le projet Aro Fano est un projet déstiné à la CONSERVATION INCLUSIVE DES TORTUES MARINES ET DES HERBIERS MARINS DANS LE NORD ET NORD-OUEST DE MADAGASCAR.

🌍🗓 01 MARTSA: ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN'NY AHI-DRANOMASINA💪🌱🌊Mody tsy hitahita kanefa tena miasa manampy antsika ao n...
01/03/2026

🌍🗓 01 MARTSA: ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN'NY AHI-DRANOMASINA
💪🌱🌊Mody tsy hitahita kanefa tena miasa manampy antsika ao ny 🦸‍♂️

📆 01 𝒎𝒂𝒓𝒕𝒔𝒂: 𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐 𝒊𝒓𝒂𝒊𝒔𝒂𝒎-𝒑𝒊𝒓𝒆𝒏𝒆𝒏𝒂 𝒏𝒂𝒕𝒐𝒌𝒂𝒏𝒂 𝒉𝒐 𝒂𝒏'𝒏𝒚 𝒂𝒉𝒊-𝒅𝒓𝒂𝒏𝒐𝒎𝒂𝒔𝒊𝒏𝒂🌱🌊Ny 𝙖𝙝𝙞-𝙙𝙧𝙖𝙣𝙤𝙢𝙖𝙨𝙞𝙣𝙖 dia iankinan’ny fiainan’ireo k...
01/03/2026

📆 01 𝒎𝒂𝒓𝒕𝒔𝒂: 𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐 𝒊𝒓𝒂𝒊𝒔𝒂𝒎-𝒑𝒊𝒓𝒆𝒏𝒆𝒏𝒂 𝒏𝒂𝒕𝒐𝒌𝒂𝒏𝒂 𝒉𝒐 𝒂𝒏'𝒏𝒚 𝒂𝒉𝒊-𝒅𝒓𝒂𝒏𝒐𝒎𝒂𝒔𝒊𝒏𝒂

🌱🌊Ny 𝙖𝙝𝙞-𝙙𝙧𝙖𝙣𝙤𝙢𝙖𝙨𝙞𝙣𝙖 dia iankinan’ny fiainan’ireo karazan-javamananaina an-dranomasina maro toy ny 𝙨𝙤𝙠𝙖-𝙙𝙧𝙖𝙣𝙤𝙢𝙖𝙨𝙞𝙣𝙖 satria ireny no miantoka betsaka ny foto-tsakafon’izy ireny.
Na dia kely aza ny fari-dranomasina rakofan’ny ahi-dranomasina dia manageja entona karbona tokoa ireny 💨no sady manatsara ny kalitaon’ny rano sy miaro ny sisi-dranomasina noho izy manalefaka ny hamafin’ny fitopan’ny onja.

🇫🇷Les herbiers marins sont des maillons importants de la vie marine. Des 𝙚𝙨𝙥è𝙘𝙚𝙨 𝙢𝙞𝙜𝙧𝙖𝙩𝙧𝙞𝙘𝙚𝙨 s’en remet aux herbiers pour leur apporter leurs besoins en nourriture, comme le cas des 🆃🅾🆁🆃🆄🅴🆂 🅼🅰🆁🅸🅽🅴🆂 🐢
Malgré le fait qu’ils ne couvrent qu’une petite fraction des océans, ils peuvent néanmoins séquestrer le carbone, et aider à améliorer la qualité des eaux ainsi qu’à atténuer la puissance des vagues sur les côtes.🌊

🇲🇬   Tetikasa mampiaty entina hiarovana ireo fano (soka-dranomasina) sy ireo ahi-dranomasina any amin'ny faritra avaratr...
27/02/2026

🇲🇬 Tetikasa mampiaty entina hiarovana ireo fano (soka-dranomasina) sy ireo ahi-dranomasina any amin'ny faritra avaratra sy avaratra andrefan'i Madagasikara.
⚒️Tetikasa izay tanterahin'ny Ministère de l'Environnement et du Développement Durable izay vatsian'ny Tahirimbola iraisam-pirenena momba ny tontolo iainana (GEF) ary iaraha-miasa amin'ny Fandaharanasan'ny Firenena Mikambana momba ny tontolo iainana (PNUE).
🐢🌊

Address

Bâtiment De La Direction Générale Du Développement Durable, Ministère De L'Environnement Et Du Développement Durable Ampandrianomby
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Project Aro Fano posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share