Tandrifi : Tanora ANDRIn'ny Fanorenana Ifotony

Tandrifi : Tanora ANDRIn'ny Fanorenana Ifotony Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tandrifi : Tanora ANDRIn'ny Fanorenana Ifotony, Nonprofit Organization, Antananarivo.

MALAGASY mivondrona indrindra NY TANORA ,manao sy manatanteraka ny manandrify azy MITONDRA ny anjara birikiny amin'ny FANOVANA ary ny FANAVAOZANA TENA IZY sy FANORENANA IFOTONY ho tombotsoan'ny Vahoaka Malagasy ary ho an'ny Taninjanaka.

15/06/2026
🟣 Ny TANDRIFI Madagasikara dia manao sy manatanteraka ny TANDRIFI azy amin'ny fanovana sy fanorenana ifotony an'i Madaga...
15/06/2026

🟣 Ny TANDRIFI Madagasikara dia manao sy manatanteraka ny TANDRIFI azy amin'ny fanovana sy fanorenana ifotony an'i Madagasikara.Mitondra ny anjara birikiny ho amin'ny fampandrosoana miainga eny ifotony ,izay no mahatonga ny mpikambana sy ireo rantsana any amin'ny faritra manerana ny Nosy mandray anjara amin'ireo fakan-kevitra isan-karazany mandeha amin'izao fotoana izao.
🔘Ny eto amin'ny sary dia ireo rantsana avy any Menabe,Boeny ary Amboasary atsimo sy Anosy.
📍Tao-trano tsy efan'irery ka vonona ny Tandrifi : Tanora ANDRIn'ny Fanorenana Ifotony hanao ny tandrifi azy hanovana sy hanorenana firenena vaovao vanona sy vonona amin'ny fampandrosoana.
≠TANDRIFI
≠Morondava
≠Mahajanga
≠Amboasary
≠concertationdesjeunes
≠FANJIRY

09/06/2026

... Hifanaraka @ Nigeria ny Fitondrana Fanavaozana @ famatsiana solika an'i Madagasikara 🇲🇬

🇲🇬 JEUNESSE MALAGASY, LE MOMENT EST VENU.Nous ne pouvons plus nous contenter de dénoncer.Nous ne pouvons plus rester spe...
08/06/2026

🇲🇬 JEUNESSE MALAGASY, LE MOMENT EST VENU.

Nous ne pouvons plus nous contenter de dénoncer.
Nous ne pouvons plus rester spectateurs face à la pauvreté, à la corruption et à l’injustice.

🔥 TANDRIFI MADAGASIKARA est né de la jeunesse et pour la jeunesse,afin de construire un véritable changement, à partir de la base.

Si vous croyez que :
✔️ Madagascar peut changer
✔️ La jeunesse a un rôle central à jouer
✔️ Vous êtes un acteur, pas un simple observateur

👉 REJOIGNEZ TANDRIFI MADAGASIKARA

✊ Une jeunesse qui change
🏗️ Une jeunesse qui transforme
🇲🇬 Une nation qui se relève

-🇲🇬 RY TANORA MALAGASY, FOTOANA IZAO.

Tsy afaka mitaraina mandrakizay isika.
Tsy afaka mijery fotsiny intsony ny fahantrana lalina, kolikoly, fanilikilihana ary tsy rariny.

🔥 TANDRIFI MADAGASIKARA dia natsangan’ny ny TANORA ho an’ny OLOM-PIRENENA indrindra fa ny TANORA,ho an’ny fanovana tena izy, miainga eny ifotony.

Raha mino ianao fa:
✔️ Afaka miova i Madagasikara
✔️ Manan-danja ny andraikitry ny olom-pirenena indrindra ny Tanora.
✔️ Tsy mpijery ianao fa mpisehatra ary manao ny anjara TANDRIFI anao.

👉 MIDIRÀ AO AMIN’NY TANDRIFI

✊ Tanora miova
🏗️ Tanora manova
🇲🇬 Firenena miarina

📩 Soraty « TANDRIFI » eo amin'ny commentaire na midira Mp !

🔵Fa na izany aza ,tokony hizotra mankany amin'ny fanavaozana izany fiaraha-miasa izany fa tsy ny an'ny teo aloha ihany n...
01/06/2026

🔵Fa na izany aza ,tokony hizotra mankany amin'ny fanavaozana izany fiaraha-miasa izany fa tsy ny an'ny teo aloha ihany no miverina.

🟥🟥 FANDAHARANA MANOKANA 🟥🟥Fandaharana manokana iarahana amin'ny Kôlônely 𝗥𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗔𝗡𝗜𝗥𝗜𝗡𝗔 𝗠𝗶𝗰𝗵𝗮𝗲𝗹, filohan'ny Fanavaozana n...
29/05/2026

🟥🟥 FANDAHARANA MANOKANA 🟥🟥

Fandaharana manokana iarahana amin'ny Kôlônely 𝗥𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗔𝗡𝗜𝗥𝗜𝗡𝗔 𝗠𝗶𝗰𝗵𝗮𝗲𝗹, filohan'ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara ny Alahady 31 Mey 2026 izao manomboka amin'ny 8 ora Alina.

Harahinao eo amin'ny TVM 📺 sy RNM 📻 ary ireo haino aman-jery tsy miankina hafa.

⚽ 🟢Hafana ny faran'ny herinandro satria dia atao ny Asabotsy ho avy izao ny famaranana ny fifaninana eoropeanina taranja...
28/05/2026


🟢Hafana ny faran'ny herinandro satria dia atao ny Asabotsy ho avy izao ny famaranana ny fifaninana eoropeanina taranja baolina kitra.Izany dia ho atao any
.
🟢Ekipa goavana 2 mañana ny maha-izy azy no hiatrika izany , france izay tomon-daka farany sy Angleterre tompondakan'ny Angleterre 2026 farany teo.
🟢Iza Ary no hotohananao ?
🔵Ny Filohan'ny fanavaozana Mickaël RANDRIANIRINA dia mitovy Aminay ARSENAL.




TANDRIFI Boeny| Fidinana ifotony sy ny fihainoana mivantana ny tanora.Ny Alarobia 20 Mey 2026 dia niara-nanatontosa fidi...
23/05/2026

TANDRIFI Boeny| Fidinana ifotony sy ny fihainoana mivantana ny tanora.

Ny Alarobia 20 Mey 2026 dia niara-nanatontosa fidinana ifotony teny amin’ny fokontany Tsararano Ambany sy Tsararano Ambony ny TANDRIFI Boeny ;ONDH Boeny, ny CCJ ;ny Club Fongotra avy amin'ny TI ary ny CAJAC. Io fidinana ifotony io dia natao ho familiana ny antson'ny CCJ Mahajanga I.

Izany indrindra no anton'izao fidinana ifotony izao: manantona akaiky ny tanora sy ny mponina, mihaona ny ahiahy sy ny olana sedrain'izy ireo, mijery ny zava-misy eny antoerana Ary manamafy ny fifandraisana eo amin'ny rafitra tanora sy ny fiarahamonina.

Naneho ihany koa ny fahavononany hiara-hiasa sy hitondra vahaolana manoloana ireo olana eny ifotony ny Conseil Communal des Jeunes (CCJ). Aminay mpitarika fikambanana Tanora ANDRIn'ny Fanorenana ifotony (TANDRIFI) dia ilaina ny fidinana eny ifotony tahak'izao sy mba hihainoana mivantana ny tanora fa indrindra ireo avy amin'ny fokontany ambany tanana,mba ahafahana mitondra marina ny hetahetany sy mandray anjara amin'ny Fampandrosoana ny fiarahamonina.

ANDRIn'ny Fanorenana ifotony (TANDRIFI). Communal de la Jeunesse CCJ Mahajanga I 2025-2027. Boeny
International Initiative Madagascar.

⚽RESAKA SPORT KELY ALOHA 🔵Hamita adidy farany izy 3 mirahalahy ireto amin'ny fandraisana anjara amin'ny COUPE DU MONDE 2...
19/05/2026

⚽RESAKA SPORT KELY ALOHA
🔵Hamita adidy farany izy 3 mirahalahy ireto amin'ny fandraisana anjara amin'ny COUPE DU MONDE 2026 : RONALDO,NEYMAR Ary i LIONEL MESSI.
⚽ Samy nanana ny naha izy azy sy talenta nanany ry zalahy ireto😊
⚽Marihina fa CDM farany ho azy ireo ity 2026 ka samy hanao izay hampamiratra azy tsirairay izy ireo.
Mety mbola hahazo CDM ve ny ray @ zalahy ireto ? Aleo handeha ny lalao ahitana anazy.

⚫𝗘𝗟𝗜𝗠𝗜𝗡𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗖𝗔𝗡 2027.🚩Ao amin'my 𝗚𝗿𝗼𝘂𝗽𝗲 𝗟 no hahitana an'i 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮 ary ireto daholo no iray groupe amitsika:🇳🇬 Nig...
19/05/2026

⚫𝗘𝗟𝗜𝗠𝗜𝗡𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗖𝗔𝗡 2027.

🚩Ao amin'my 𝗚𝗿𝗼𝘂𝗽𝗲 𝗟 no hahitana an'i 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮 ary ireto daholo no iray groupe amitsika:

🇳🇬 Nigeria
🇲🇬Madagasikara
🇹🇿Tanzanie
🇬🇼Guinée-Bissau

🚩Manao ahoana ny fahitanao azy? Ny roa voalohany ao anaty groupe ihany no tafiakatra hiatrika ny 𝗖𝗔𝗡 2027.
🔵Hanao ahoana ny hoavin'ny BAREA amin'ity CAN 2027 ity ?

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tandrifi : Tanora ANDRIn'ny Fanorenana Ifotony posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share