Mpanazava sy Tily - XVIIe Ankadifotsy

Mpanazava sy Tily - XVIIe Ankadifotsy Ity no pejy ofisialin'ny Sampana Mpanazava sy Tily, Fivondronana faha-XVII eo anivon'ny FJKM Ankadifotsy.

Tongasoa ato amin'ny lasy Tomefy - Nosy Boraha 2026Sary vitsivitsy tamin'ny fanokafana ny lasy + sahan'asan'ny sokajin-d...
16/08/2026

Tongasoa ato amin'ny lasy Tomefy - Nosy Boraha 2026

Sary vitsivitsy tamin'ny fanokafana ny lasy + sahan'asan'ny sokajin-dasy tranainy 🙂

16/08/2026
Fiombonam-bavaka ato amin'ny FJKM Finiana Andapanangoy
16/08/2026

Fiombonam-bavaka ato amin'ny FJKM Finiana Andapanangoy

Tonga soa eto Nosy BorahaDingana farany hiazo an'i Vohilava, toerana hilasiana sisa ny fandehanana camion
15/08/2026

Tonga soa eto Nosy Boraha
Dingana farany hiazo an'i Vohilava, toerana hilasiana sisa ny fandehanana camion

Roso ny dia 🤗
14/08/2026

Roso ny dia 🤗

Rahampitso toy izao efa lasa 😁J-1 !!📍Eny amin'ny Gymnase Ankorondrano no hiaingana@5:30 ny famatrarana entanaAza tara o ...
13/08/2026

Rahampitso toy izao efa lasa 😁

J-1 !!

📍Eny amin'ny Gymnase Ankorondrano no hiaingana
@5:30 ny famatrarana entana

Aza tara o !

12/08/2026

J-2! Efa vonona ve? 🏕️

Indroa matory sisa isika dia lasa an ! Fa izao, ireto misy fampahatsiahivana vitsivitsy :

👉 Amin'ny 5 ora maraina dia efa tonga ny fiara ary manomboka avy hatrany ny famatrarana ny entana amin'ny 5 ora sy sasany
⏰ Miangavy antsika samy hanaja fotoana ‼️🙏

🍴 Momba ny sakafo
- Sakafo atoandro amin'ny fiaingana : samy mitondra sakafo masaka
- Sakafo eny an-dalana araka ny efa nampiomanana

🌦️ Mivadibadika ny toetry ny andro any an-toerana ka mitondrà akanjo mafana sy aro orana

🌺 Afondasy : miomàna amin'ny fitafy "Hawaïenne"

🎁 Aza adino ihany koa ny mitondra fanomezana ho an'ny sahirana (1 isan'olona ihany)

Hatrany hatrany, vonona !

Herinandro sisa ⌛🤩« Inona no entina any an-dasy? »Ireo beazina sy mpiandraikitra aloha efa azo antoka fa mahalala izay t...
07/08/2026

Herinandro sisa ⌛🤩

« Inona no entina any an-dasy? »

Ireo beazina sy mpiandraikitra aloha efa azo antoka fa mahalala izay tokony ho entina any an-dasy an ! Fa ho antsika izay efa elaela tsy nilasy (na mbola tsy nilasy mihitsy), dia ireto no aza adino ankoatra ny entan'ise manokana 😉

NB : olona iray = entana voafehy ho iray

📌 Dia aza adino ny sakafo (atoandro) masaka ho an'ny andro fiaingana r'ise a !

Aza miandry ny alina alohan'ny fiaingana vao mitady ny entana rehetra 😂

⏰ J-10 🏕️🌴Anio 04 Aogositra no andro farany ahafahana misoratra anarana sy manatitra ny saran-dasy an📌 RAD, tranainy sy ...
04/08/2026

⏰ J-10 🏕️🌴

Anio 04 Aogositra no andro farany ahafahana misoratra anarana sy manatitra ny saran-dasy an

📌 RAD, tranainy sy sakaiza : any amin'i Vonintsoa, eo ampitan'ny IFR (📞 034 21 246 67)
📌 Beazina : any amin'ny Mpiandraikitra

⚠️ Rehefa tapitra ny androany dia hakatona ny fisoratana anarana, satria hamandrika ny toerana amin'ny fitaterana isika

Aza tara ary o!

Address

FJKM Ankadifotsy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mpanazava sy Tily - XVIIe Ankadifotsy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share