ARMA: Action pour la Refondation de Madagascar

ARMA: Action pour la Refondation de Madagascar Plate-forme pour l'objet de la mise en place de la République Fédérale de Madagascar ainsi que la réconciliation et l'unité nationale. "IRAY IHANY NY MALAGASY

AOKA TSY HO FANDREBIREBY ETO ISIKA,Ny Repoblika Federaly, tompoko tsy misy idirany fanovana vola na ho ariary na ho Fmg,...
15/08/2026

AOKA TSY HO FANDREBIREBY ETO ISIKA,

Ny Repoblika Federaly, tompoko tsy misy idirany fanovana vola na ho ariary na ho Fmg, fa n'y fizarana fahefana feno FARITANY 6 sy Faritra hampandroso ny faritra misy azy no tena tanjona,

Iray ihany ny vola ,
dia ny Ariary

15/08/2026

CONCOURS MAGISTRAT, NAHOANA NO TSY NASINA CENTRE ANY@PROVINCE ,ARY TSY NAVERINA NY MAGISTRAT ADMINISTRATIF SY FINANCIER ?

ETAT UNITAIRE ALEVENO MALAKY Manankarena Madagascar, izay tsy ho lany ntsika velively , fa ny mampanahy dia  raha mitohy...
15/08/2026

ETAT UNITAIRE ALEVENO MALAKY

Manankarena Madagascar, izay tsy ho lany ntsika velively , fa ny mampanahy dia raha mitohy ity système Centralisme ity,
ny olombitsy sy ireo vahiny no manankarena eto fa ny Vahoaka maro an'isa dia voamaika ho mafy ny jaly, ny antony dia efa maro loatra ireo vahiny avy any ivelany no tonga eto manangonkarena izay miaray petsapetsa@ireo Mpanao Centralisme sy Fanjanahana ato ANATINY.

GORAGORA LOATRA IO RAFITRA FANJAKANA TOKANA IO.
Afaka manao izay tiany atao ireo Mpitondra ,satria betsaka loatra ny FAHEFANA ananany,

Ny tena olana eto Madagascar dia tsy tafiditra ao anaty kitapombolam-panjakana ,ireo vola azo @ fitrandrahana harena ntsika, satria mafy no sady manjaka loatra ny Kolikoly ataony Mpitondra ka zara raha mba misy akony ny vola azo ireo,fa ifampizarany izy mianakavy.

Raha rafitra matanjaka no apetraka ntsika dia foana ary tsy hahita iriky intsony ireo fahavalom-pirenena ireo,satria tsy mora ary henjana ny LALANA ao@rafitra Federaly,ka sarotra ahodikodina, ny atony dia mihehena ny FAHEFANA eo@Filoham-pirenena, ary afaka miaro tsara ny hareny ny Zanaka FARITANY.

Midika ireo voalaza ireo fa raha tafapetraka tsara io FANJAKANA FEDERALY io dia tsy misy sakana intsony ny@fampandrosoana an'i Madagascar.
Ny antony dia tampitra hatreo ny kinamanamana,sy Bizina ataon'ireo Mpitondra ary tafiditra soamantsara ao@Kitapombolam-panjakana ireo vola avy@fitrandrahana ny harena ntsika.

Mbola averina eto ihany fa tsy misy idirany ADIM-POKO na FANAVAKAVAHANA ny
hametrahana ny FANJAKANA FEDERALY ETO MADAGASCAR, fa ireo izay zatra manao gaboraraka@fitantanana ny raharahampirenena sy manao monopolisation, ary zavatra mahazo ranondranony no tehisakana azy io .

Tsy hanaiky izany isika, na ino hidona n'a ino hiatra dia tsy maintsy ho apetraka ntsika ny FANJAKANA FEDERALY

Koa manentana antsika Malagasy rehetra manerana ny Nosy ,mba tsy hatoritory,fa izao no fotoana hanavotantsika ny Tanindrazantsika.

ARMA

15/08/2026

Madagascar vient de poser un acte de souveraineté qui fera date. Le 3 août, la Haute Cour constitutionnelle a validé la loi n°2026-007, qui vise à mettre fin à la persistance de droits fonciers étrangers issus de la période coloniale et à rétablir les droits du peuple malagasy sur son patrimoine.

Soixante-six ans après l'indépendance, le constat est brutal : des terres acquises dans le cadre de la domination coloniale pouvaient encore se trouver entre des mains étrangères. Comment parler de décolonisation achevée lorsque la terre elle-même demeure juridiquement liée à ceux qui furent les bénéficiaires de la colonisation ?

La Haute Cour ne laisse d'ailleurs guère de place au doute sur l'objectif du texte : « finaliser le processus de décolonisation foncière ». La loi doit être publiée au Journal officiel pour entrer en vigueur.

Les exceptions prévues montrent qu'il ne s'agit pas d'une confiscation indiscriminée : les représentations diplomatiques, les biens déjà cédés à des nationaux et étrangers naturalisés sont notamment exclus du dispositif. Le texte cible donc une situation historique précise : la survivance de droits fonciers étrangers hérités de la période coloniale.

Cette reconquête ne devrait toutefois pas s'arrêter au foncier. Madagascar doit désormais poursuivre le même combat sur les îles Éparses, toujours occupées illégalement par la France depuis leur détachement arbitraire du territoire malgache à la veille de l'indépendance. Une décolonisation qui laisse une partie du territoire national sous administration étrangère reste, par définition, inachevée.

Le précédent malagasy dépasse donc les frontières de la Grande Île. Partout en Afrique, la question de la propriété des terres, des immeubles et des concessions hérités de la période coloniale reste posée. L'indépendance ne doit pas seulement transférer le pouvoir politique. Elle doit aussi permettre aux peuples africains de reprendre la maîtrise effective de leur territoire, de leurs ressources et de leur patrimoine.





AOK'IZAY NY FANDREBIREBENA SY FIATSARAMBELATSIHY,TOMBONTSOA NY MALAGASY MARO AN'ISA NO JERENA, FIZARANA FAHEFANA  SY FAM...
15/08/2026

AOK'IZAY NY FANDREBIREBENA SY FIATSARAMBELATSIHY,
TOMBONTSOA NY MALAGASY MARO AN'ISA NO JERENA,

FIZARANA FAHEFANA SY FAMPANDROSONA MIRINDRA ARY MAHARITRA NO TSY MAINTSY HAMETRAHANA NY REPOBLIKA FEDERALY ETO MADAGASCAR,

AOKA ARY TSAHARO NY FIATSARAMBELATSIHY, TSY MIST IDIRANY FIZARAZARANA SY FIAVIANA NY REPOBLIKA FEDERALY,

EFA SAMY TONGASAINA NY VAHOAKA MALAGASY,

VIVE ÉTAT FÉDÉRAL

15/08/2026
15/08/2026

FITAKIANA ETAT FÉDÉRAL,
EFA ANDOHALIKA NY RANOMBARY,
AOK'IZAY NY FITIAVANTENA

15/08/2026

AVERENO SOLIMA

15/08/2026

VAHOAKA AO NOSY -BE
MANAO ANTSO AVO NY FITONDRANA FANAVOZANA,

MANJAKA NY KOLIKOLY AVOLENTA ATAONY MPITONDRA AO ANTOERANA SY IREO VAHINY AO NOSY -BE, SY FIDIRANA ANKEHITRINY 'IREO VAHOAKA MANDINIKA, KA NAHATONGA AZY IREO NANAO ANTSO AVO HO AN'NY FITONDRAM-PANJAKANA.

Address

Lot ITA II Bis Ambaniala Itaosy
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ARMA: Action pour la Refondation de Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share