04/03/2026
📌Raharaha tany ao aminy Fokontany Antsonasona Andampisoa Kaominina Ambonivohitra Antalaha miantso ny fitondram-panjakana ireo Vahoakan'ny Secteur N11 sy 12 mba hijery izao olana izao akaiky indrindra ny Minisiteran'ny Fanajariana ny tany sy ny raharaha tany.
🛑Efa nisy dingana moa nataon' izy ireo saingy tsy nisy vokany, Ary misy ihany koa efa ela nipetraka sady fa nahavita tragno vato. izy ireo izay nividy ara-ndrariny nefa aty afara mbola voatabataba. Ny toerana misy io tany io Andampisoa amboniny EPP Andampisoa izay solokian' olo bitsy.
âś…Manampy azy ireo moa ny Solombavambahoakan' i Madagasikara izay voafidy Antalaha Honorable NASIRA JULIEN izay tsy niala azy ireo ary vonona hitondra marary an' ireto Vahoaka ireto amin'ny tompon'andraikitra manandrify azy .
Claudophe SAGY
TSY Miamboho ADIDY