AN TA FA - Antenimieran'ny Tanora hoan'ny Fanorenana sy ny Fahaleovantena

AN TA FA - Antenimieran'ny Tanora hoan'ny Fanorenana sy ny Fahaleovantena Fikambanana hivondronan'ireo Tanora mpitolona rehetra ( Gen Z , Gen Y , Fikambanany Tanora rehetra manerana an'i MADAGASCAR) ✊✊💪💪🤝🤝

Ireo Sary maromaro nanamarika ny TSIAHY NY TOLONA 25 Septembre Miandrandra fiovana ny vahoaka Malagasy ary mendika fisao...
27/09/2026

Ireo Sary maromaro nanamarika ny TSIAHY NY TOLONA 25 Septembre

Miandrandra fiovana ny vahoaka Malagasy ary mendika fisaorana ireo tanora izay milofo sy tsy mandry alina mba mandray anjara sy mbola mametraka ny firenena ho laharampahamehana satria mbola ao ny Fanantenana

AN TA FA - Antenimieran'ny Tanora hoan'ny Fanorenana sy ny Fahaleovantena
Présidence de la Refondation de la République de Madagascar - PRRM
ANTAFA-Province Antananarivo
ANTAFA-Province Toamasina
ANTAFA-Commune Rurale Ambohitralanana
ANTAFA-Antananarivo Atsimondrano
ANTAFA-Province Fianarantsoa
Antafa Province Diégo
ANTAFA-Région DIANA
ANTAFA-Province Mahajanga
ANTAFA-Toamasina II
ANTAFA-Ambilobe Officiel
ANTAFA-Région Betsiboka
Antafa District Ifanadiana
Antafa

26/09/2026
26/09/2026

IRAY TAONA IZAY NY TOLONA NATAONTSIKA !
EFA NIOVA VE I MADAGASCAR ?

Izahay ato amin'ny PLATEFORME AN TA FA - Antenimieran'ny Tanora hoan'ny Fanorenana sy ny Fahaleovantena  moa dia miara o...
25/09/2026

Izahay ato amin'ny PLATEFORME AN TA FA - Antenimieran'ny Tanora hoan'ny Fanorenana sy ny Fahaleovantena moa dia miara ory amin'ny namanay izay Coordinateur Provincial ANTAFA-Province Antananarivo , izay namoy ny Ray niteraka androany 25/09/26 🙏🙏.
Ary mitondra teny fampiononana hoan'ny fianakaviana manoloana izay fahabangana tampoka izany .

Marihina moa fa izay maneran'ny Madagascar dia no manao izao fiarahamiory izao ho an'ny namanay izao 🙏🙏🤝🤝.
Fa Mbola manome courage hoan'ny namanay hoe tombondalana ihany n'y azy fa ny adidy Antsika Mbola velona dia Mbola maro satria samy mpandalo isika ETO 🤝🤝.

I NOMENA moa dia anisan'ny Initiateurs ity ity Ary anisan'ny mpitondra tenin'ny nandritra ireny tolona ireny Ary amin'izao dia izy no Coordonnateur Provincial ANTANANARIVO.🙏🙏🙏

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AN TA FA - Antenimieran'ny Tanora hoan'ny Fanorenana sy ny Fahaleovantena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share