09/04/2026
"Misy ito lavaka Kely vato iray no niala totohabato Ambanidia hiakatra any am rova, fa izy io tena lalina bรฉ mihitsy eo am 3m mahery , Sady ngeza ao anatiny ao sao MBA Mila jeren' Zay mpikarakara na tompon'andraikitra ao @ commune itony totohabato itony azafady . VAO miakatra Kely avy aty Ambanidia .merci"
Sary : josรฉ