ONG PEACE GASY

ONG PEACE GASY Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ONG PEACE GASY, Nonprofit Organization, Alarobia, Antananarivo.

We are a local non-governmental organization which promotes peace, community cohesion and resilience in Madagascar through peace education in schools, empowering youth in vulnerable communities and advancing the positive peace framework.

27/02/2026
Ny ONG Peace Gasy dia nanatanteraka fampiofanana ho an'ny mpampianatra tao amin'ny EPP Antetezana Afovoany, momba ny fam...
26/02/2026

Ny ONG Peace Gasy dia nanatanteraka fampiofanana ho an'ny mpampianatra tao amin'ny EPP Antetezana Afovoany, momba ny fampiroboroboana ny filaminana sy ny fiadanana any an-tsekoly. Tena nahafinaritra ny fahavononana sy ny fandraisan'anjaran''ireo mpampianatra amin'ny fanabeazana ny ankizy Malagasy ho lasa olom-banona.

"Ndao hiara-hanangana fiarahamonina milamina sy mafy o***a, ho lovain-jafy"

The ONG Peace Gasy delivered a training on promoting peace and non-violence at school to the teachers of EPP Antetezana Afovoany. We were amazed by the high level of readiness and commitment demonstratred by the teachers to join the action in educating our Malagasy students to become future responsible and peaceful citizens.

"Let's build a peaceful and resilient community for future generations."

08/02/2026
Madagasikara sy ny tondro Positive Peace Index 2024 ( tatitra azo farany)​Araka ny tatitry ny Institute for Economics & ...
25/01/2026

Madagasikara sy ny tondro Positive Peace Index 2024 ( tatitra azo farany)

​Araka ny tatitry ny Institute for Economics & Peace (IEP), dia laharana faha-116/163 eran-tany i Madagasikara amin'ny "Positive Peace Index". Inona no dikan'izany ho antsika?

​Ny tsara: Niakatra laharana 10 isika! Miroborobo ny fahalalahana eo amin'ny fifanakalozana vaovao ( noho ny internet) sy ny fifandraisana tsara amin'ireo firenena mpifanila vodirindrina.
​Ny fanamby: Na dia tsy misy ady aza eto amintsika (Global Peace Index), dia mbola marefo ny rafitra miantoka izany fandriampahalemana izany ho maharitra.

Ireo "andry" mbola mila ezaka lehibe:
​- Ny ady amin'ny kolikoly
​- Ny fanatsarana ny fari-piainan'ny mponina (capital humain)
​- Ny fizarana ara-drariny ny harena sy ny loharanon-karena.

​Fehiny: Ny fandriampahalemana dia tsy hoe tsy fisian'ny ady fotsiny, fa ny fananana rafitra mafy o***a sy fitsarana mahitsy. Andao hifanome tanana amin'ny fananganana izany fototra izany!!!

Les 8 piliers de la Paix Positive, qui est le fondement même de la stabilité durable et du développement de la communaut...
22/01/2026

Les 8 piliers de la Paix Positive, qui est le fondement même de la stabilité durable et du développement de la communauté.

21/01/2026

✨𝑻𝒂𝒏𝒐𝒓𝒂 𝒂𝒉𝒐. 𝑭𝒂𝒏𝒕𝒂𝒓𝒊𝒌𝒐 𝒏𝒚 𝒛𝒐𝒌𝒐. 𝑹𝒂𝒊𝒔𝒊𝒌𝒐 𝒏𝒚 𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒊𝒌𝒊𝒕𝒓𝒐. ✨

🔊Ry tanora 🇲🇬, manan-jo hizaka zom-pirenena ny isam-batan'olona. Araka izany, tafiditra ao anatin'ny Fanjakana iray izy ary ekena ho olompirenena ao. Manan-danja ny fanarahana ny fepetra sy ny fomba fiasa napetraky ny lalàna eo amin'ny lafiny fiovana zom-pirenena.

✅Ho antsika tanora, ny fahalalana ny zonao dia isany fiarovana anao ihany koa. Hiara-hientana isika ho zatovo sy tanora filamatra ho an'ny fanavaozana an'i Madagasikara 🇲🇬

Address

Alarobia
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ONG PEACE GASY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share