Kew Madagascar

Kew Madagascar Working with partners and communities to safeguard plants and fungi, protect ecosystems and improve livelihoods in Madagascar đŸŒ±đŸ„

Madagasikara no  anisan'ireo firenena 10 ahitana karazan-javamaniry EDGE betsaka indrindra eto an-tany (miisa 952). đŸ‡Č🇬🌿I...
15/08/2026

Madagasikara no anisan'ireo firenena 10 ahitana karazan-javamaniry EDGE betsaka indrindra eto an-tany (miisa 952). đŸ‡Č🇬🌿
Inona no dikan'izany?
Ireo karazan-javamananaina EDGE (Evolutionarily Distinct and Globally Endangered) dia ireo karazany tandindomin-doza nefa tsy manana karazany akaiky iray tarika aminy na misy ihany fa vitsy kely.
Niaina an-tapitrisan’ny taona maro izy ireo.
Mitahiry ampahany tsy manam-paharoa amin'ny tantaran'ny fivoaran'ny zavamaniry eto an-tany.
Raha lany tamingana izy ireo...
Tsy hisy hitovy aminy intsony eto an-tany.
🌍 Firenena 10 voalohany manana karazan-javamaniry EDGE betsaka indrindra
đŸ‡Č🇬 Madagasikara – 952
🇧🇳 Borneo – 568
đŸ‡Ș🇹 Équateur – 450
đŸ‡”đŸ‡­ Philippines – 390
đŸ‡ČđŸ‡œ Mexique Atsimo-Andrefana – 361
🇿🇩 Provinces du Cap (Afrika Atsimo) – 339
đŸ‡§đŸ‡· BrĂ©sil Atsimo-Atsinanana – 329
đŸ‡č🇿 Tanzanie – 304
🇹🇳 Chine Atsimo-Afovoany – 298
🇹đŸ‡Č Cameroun – 285
--

Loharanon-kevitra: Kew State of the World's Plants and Fungi 2026
Hamaky azy manontolo: https://www.kew.org/science/state-of-the-worlds-plants-and-fungi

--

🌿 OPPORTUNITÉ D’EMPLOI | Responsable LogistiqueVous avez une expĂ©rience en logistique et gestion des achats ainsi que la...
13/08/2026

🌿 OPPORTUNITÉ D’EMPLOI | Responsable Logistique

Vous avez une expérience en logistique et gestion des achats ainsi que la gestion d'une équipe? Vous souhaitez mettre vos compétences au service de la conservation de la biodiversité à Madagascar ?

Kew Madagascar recrute un(e) Responsable Logistique.

Le poste implique notamment la gestion des achats et approvisionnements, le suivi des Ă©quipements et des stocks ainsi que la coordination d’une Ă©quipe.

📌 Profil recherchĂ© :
🎓 Master en gestion, logistique ou commerce international
đŸ’Œ Au moins 3 ans d’expĂ©rience en logistique
🌍 ExpĂ©rience en dĂ©douanement et dans le secteur des ONG
💬 Bonne maütrise du français et de l’anglais
đŸ’» Bonne maĂźtrise des outils informatiques
đŸ‘„ ExpĂ©rience en gestion d’équipe

đŸ“© Pour postuler : envoyez votre CV, une lettre de motivation et deux rĂ©fĂ©rences professionnelles Ă  [email protected].

📅 Date limite : 23 aoĂ»t 2026

👉 Retrouvez tous les dĂ©tails du poste dans l’image ci-dessous.

11/08/2026

Matetika ny ala no tena ifantohana. Saingy, manan-danja lehibe ihany koa ny tanety!

đŸŒ± Tsy toerana fiandrasana biby fotsiny izy ireny.

Manodidina ny 34 tapitrisa hektara ny tanety eto Madagasikara. Izy ireo dia manana anjara lehibe amin’ny fiarovana ny zavamananaina, ny fitahirizana karbîna ao anaty tany, ny fiarovana ny nofon-tany ary ny fiveloman’ny Malagasy maro.

Amin’ny alalan’ny tetikasa TANETI (Tanety Enti-mikajy Tontolo iainana), ampiasaina ny siansa mba hahatakarana bebe kokoa ny lanjan’ireo tontolo iainana ireo sy hanohanana ny fitantanana maharitra azy.

Amin’ny alalan’ny tetikasa REPAiR indray dia miara-miasa amin’ireo mpiompy sy ireo mpiara-miombon’antoka ny Kew Madagascar mba hamolavola vahaolana mifototra amin’ny natiora, mifanaraka amin’ny zava-misy eny ifotony, hanamafisana ny faharetan’ny kijana sy ny rafitra fiompiana manoloana ny fiovaovan’ny toetr’andro. đŸŒ±

đŸ€ Ny fiaraha-miasa amin’ireo mpiara-miombon’antoka, anisan’izany ny Minisiteran'ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy, Ministeran'ny Fiompiana, Madagascar National Parks, Laboratoires des RadioIsotopes, ary MBG Madagascar, dia manampy amin’ny fampifandraisana ny siansa sy ny fahalalana eny ifotony.

🌍 Ny fiarovana ny tanety sy kijana dia fiarovana ny zavamananaina, ny tany ary ny fiveloman’ny taranaka ankehitriny sy ho avy.

🔬 Sur le terrain: documenter la diversitĂ© des Ericaceae de MadagascarDans les aires protĂ©gĂ©es de Tampolo, Maromizaha, An...
10/08/2026

🔬 Sur le terrain: documenter la diversitĂ© des Ericaceae de Madagascar

Dans les aires protĂ©gĂ©es de Tampolo, Maromizaha, Andasibe et Mantadia, les Ă©quipes poursuivent les travaux de collecte et d’inventaire taxonomique autour de l’Anjavidy (Erica sp.) et de la flore associĂ©e.

Ces missions ne se limitent pas Ă  la collecte de plantes:

🌿collecte de spĂ©cimens botaniques ;

📚mise en presse des herbiers pour assurer leur conservation scientifique ;

đŸ·ïžĂ©tiquetage des Ă©chantillons avec les informations de terrain essentielles ;

đŸ“±observation et enregistrement sur iNaturalist, afin de partager les donnĂ©es avec la communautĂ© scientifique et les observateurs de la biodiversitĂ©.

Chaque spĂ©cimen collectĂ© constitue une trace prĂ©cieuse de la biodiversitĂ© malagasy. Les herbiers permettent de vĂ©rifier l’identitĂ© des espĂšces, de documenter leur rĂ©partition et de soutenir les recherches futures sur leur Ă©cologie et leur conservation.

Ce travail contribue au renforcement des connaissances taxonomiques sur les Ericaceae et la flore associĂ©e dans l’Est de Madagascar.

---

06/08/2026

🌳 Protecting forests is a vital undertaking, and it requires love, patience, and determination.
đŸ‡Č🇬 Soratra eny ambany amin'ny teny Malagasy:
🔗 https://www.facebook.com/share/r/1EkDvDJUmF/

05/08/2026

Ny Kew Millennium Seed Bank Partnership (MSBP) no anisan’ny loha laharana amin'ny asa fiarovana ny voa eto Madagasikara. 25 taona mahery niarahana niasa tamin’ny Silo National des Graines Forestiùres (SNGF) mba hanangana ivon-toerana hametrahana fahaiza-manao sy traikefa manokana momba ny hazo eto Madagasikara.

Amin’izao fotoana izao, ny tetikasan’ny ekipa MSBP eto Madagasikara dia mifantoka amin’ny fiarovana ivelan’ny toeram-ponenany ireo karazan-kazo tandindomin-doza, tsy fahita afa-tsy eto Madagasikara, ary manana lanja ho an’ny olona sy ny tontolo iainana.

Laharam-pahamehana amin’izany ny fanangonana voa avy any amin’ny toerana niaviany maro samihafa.

---

Kew’s Millennium Seed Bank Partnership (MSBP) has been the leader in seed conservation in Madagascar for over two decades, working with the Silo National des Graines Forestieres (SNGF) to build a nucleus of expertise on the tree flora of Madagascar.

The current project for the MSBP team in Madagascar is focussing on ex-situ conservation of threatened, endemic and useful tree species, prioritising multi-provenance collections.

---

03/08/2026

« Indraindray dia mandeha tongotra roa na telo andro ny ekipa vao tonga any amin'ireo toerana tena lavitra sy sarotra aleha hanangonana voa. Na dia maro aza ny fanamby dia iray ihany ny tanjona : hanatanteraka ny asa ary hiverina soa aman-tsara eto Antananarivo. »

-----

« Parfois, notre Ă©quipe marche pendant deux ou trois jours pour atteindre les zones les plus enclavĂ©es oĂč poussent les espĂšces que nous devons collecter. MalgrĂ© les difficultĂ©s, l’objectif reste le mĂȘme : accomplir la mission et revenir sain et sauf Ă  Antananarivo. »

Dans cet extrait vidéo, Vonona Randrianasolo, Seed Conservation Team Leader chez Kew Madagascar, partage avec sincérité les réalités du travail de conservation des semences à Madagascar.

----

Nous adressons nos chaleureuses félicitations à Tsiky Razanamparaniony pour la réussite de sa soutenance de Master, avec...
31/07/2026

Nous adressons nos chaleureuses félicitations à Tsiky Razanamparaniony pour la réussite de sa soutenance de Master, avec mention TrÚs Bien et les Félicitations du Jury.

🎓 Sujet de recherche
« Effet des associations mycorhiziennes sur la croissance des plantules destinĂ©es Ă  la restauration de la forĂȘt sĂšche du Parc National d’Ankarafantsika »

Cette étude a été menée au sein du Millennium Seed Bank Partnership de Kew Madagascar, dans le cadre du projet Weston Global Tree Seed Bank: Unlocked (GTSBU).

Pourquoi cette recherche est importante ?

Les rĂ©sultats mettent en Ă©vidence le potentiel de l’inoculation mycorhizienne pour :

🌿 amĂ©liorer la croissance des jeunes plants,
đŸŒ± renforcer leur qualitĂ© et leur vigueur,
🌳 soutenir les efforts de restauration Ă©cologique,
🩋 contribuer Ă  la conservation de la biodiversitĂ© Ă  Madagascar.

🔗 En savoir plus sur le programme Weston Global Tree Seed Bank: Unlocked :
https://www.kew.org/science/our-science/departments/enhanced-partnerships/weston-global-tree-seed-bank-programme

Un engagement qui se poursuit chez Kew Madagascar

Actuellement, Tsiky travaille à Kew Madagascar en tant que Digitisation Technician. Elle contribue à la numérisation, à la gestion et à la valorisation des données et collections botaniques, au service de la recherche scientifique et de la conservation des plantes.

👏 FĂ©licitations pour cette remarquable rĂ©ussite acadĂ©mique !
Nous lui souhaitons plein succĂšs pour la suite de son parcours scientifique et professionnel.

Sary telo anehoana "fanantenana" sy "faharetana" - avy any amin'ny faritra arovana Tangorombohitr'Itremo 🌄.Ato amin'ny K...
30/07/2026

Sary telo anehoana "fanantenana" sy "faharetana" - avy any amin'ny faritra arovana Tangorombohitr'Itremo 🌄.

Ato amin'ny Kew dia misy ny fotoana asaina mandefa sary anehoana foto-kevitra ny mpiara-miasa any ivelany (UK) sy eto Madagasikara ary alahatra araka izay betsaka nifidy azy.

Ny sary telo avy eto Madagasikara no nilahatra telo voalohany tamin'ity fifaninanana natao ny volana Jolay ity - samy avy any amin'ny faritra arovana Tangorombohitr'Itremo ireo sary ireo.

đŸ„‡ Laharana voalohany: © Tiaray Brichard

Nalaina tamin’ny fiposahan’ny masoandro tao amin’ny Tangorombohitr'Itremo. Fahavononana isa-maraina hanatanteraka ny asa ho fiarovana ny zavaboary miavaka ao Itremo sy hanampy ny vondrom-piarahamonina eo an-toerana.

đŸ„ˆ Laharana faharoa: © Tiana Randriamboavonjy

Asehon’ity sary ity ny fitondrana zanan-kazo an-tongotra mankany amin’ny faritra izay haverina ho ala, maneho ny ezaka ataon’ny vondrom-piarahamonina eo an-toerana amin’ny fanarenana sy fikolokoloana ny ala izay iankinan’ny fiainany.

đŸ„‰ Laharana fahatelo: © Fenonirina Rakotoarison

Na dia nandalo afo aza dia mamony indray ao anatin'ny hatsarany ny "Euphorbia itremensis". Mampahatsiahy izany fa manana hery hamerina aina indray ny zavaboary sasany.

👏 Arahabaina i Tiaray Brichard, Tiana Randriamboavonjy ary Fenonirina Rakotoarison noho ireo sary mampisongadina ny fanantenana sy faharetana entin’ny asa fiarovana ny zavaboary eto Madagasikara manoloana ny fiovaovan'ny toetr'andro.

---

Three photographs illustrating “hope” and “resilience” — from the Itremo Massif Protected Area 🌄

At Kew, colleagues in the UK and Madagascar are occasionally invited to submit photographs representing a particular theme, and the entries are ranked according to the number of votes they receive.

For this July competition, the three photographs from Madagascar were ranked in the top three places — all of them taken in the Itremo Massif Protected Area.

đŸ„‡ First place: © Tiaray Brichard

Taken at sunrise in the Itremo Massif, this photograph captures the beginning of a new day dedicated to protecting Madagascar’s unique natural heritage.

đŸ„ˆ Second place: © Tiana Randriamboavonjy

This photograph shows tree seedlings being carried on foot to an area that will be restored to forest, illustrating the efforts of local communities to restore and care for the native forests on which their livelihoods depend.

đŸ„‰ Third place: © Fenonirina Rakotoarison

Although it has passed through fire, Euphorbia itremensis is flowering once again in all its beauty. It is a reminder that some forms of nature possess a remarkable capacity for renewal.

👏 Warm congratulations to Tiaray Brichard, Tiana Randriamboavonjy, and Fenonirina Rakotoarison for these inspiring photographs, which highlight the hope and resilience embodied in conservation work in Madagascar.

---

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kew Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share