Fana-Vao

Fana-Vao Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fana-Vao, Nonprofit Organization, Itaosy, Antananarivo.

FANA-VAO (Fanantenana Vaovao) dia fikambanana tanora mifantoka ny fampandrosoana ara-tsosialy, ara-toekarena sy ara-kolontsaina eto 💙 Madagasikara

Tolotr'asa hoatsikaAntsoina mivantana ireo izay mitady asaFanavaozana isika ka isorohana ny kolikoly aminy fampidirana m...
25/03/2026

Tolotr'asa hoatsika
Antsoina mivantana ireo izay mitady asa
Fanavaozana isika ka isorohana ny kolikoly aminy fampidirana mpiasa dia antsoina mivantana isika ary atao mivantana ny recrutement

BNGRC
11/02/2026

BNGRC

🔵🔵🔵AROVY NY TENANAO, NY FIANAKAVIANAO, NY MANODIDINA ANAO!ENTO AMBAVAKA NY NAMANA REHETRA--------Noho izao Fandalovan'i ...
11/02/2026

🔵🔵🔵

AROVY NY TENANAO, NY FIANAKAVIANAO, NY MANODIDINA ANAO!ENTO AMBAVAKA NY NAMANA REHETRA

--------Noho izao Fandalovan'i Gezani eto amintsika izao dia tsara hatrany mailo sy mitandrina lialoha,mandritra ary aorian'ny fandalovany

Mila mifanentana isika!!!

Miakatra ny rano,
Malemy ny tany ka mety hisy fihotsahana tampoka,

=====>Aza taitaitra,
=====>Araho ny toro-marika nomen'ny manam-pahefana,
=====>Araho tsy tapaka ny vaovao,
=====>Entano ny manodidina anao.

ISIKA REHETRA LAVITRY NY LOZA
Sary indrana(GERALDA)

11/02/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Rija Ny Aina, Mbolatahina Rasoazanajanahary

01/02/2026

🔵🔵🔵

AROVY NY TENANAO, NY FIANAKAVIANAO, NY MANODIDINA ANAO!ENTO AMBAVAKA NY NAMANA REHETRA

--------Noho izao Fandalovan'i Gezani eto amintsika izao dia tsara hatrany mailo sy mitandrina lialoha,mandritra ary aorian'ny fandalovany

Mila mifanentana isika!!!

Miakatra ny rano,
Malemy ny tany ka mety hisy fihotsahana tampoka,

=====>Aza taitaitra,
=====>Araho ny toro-marika nomen'ny manam-pahefana,
=====>Araho tsy tapaka ny vaovao,
=====>Entano ny manodidina anao.

ISIKA REHETRA LAVITRY NY LOZA

29/01/2026

Noho ny fikarakarana ny famantarana biometrika izay anentanana antsika rehetra eo anivon'ny firaisana dia voatery ahemotra ny fampianarana mahakasika ny fanamboarana arina ekolojika izay nokasaina hatao ny Zoma 30Janoary ho avy izao.
Maro ianareo no efa nisoratra anarana ka manome toky izahay fa tsy foana akory ny fiofanana fa mihemotra @ fotoana ho lazaina eto amin'ny pejy hatrany.
Manolotra ny fialantsiny ary manantena ny fanarahanareo tsy tapaka ny pejy
Misaotra tompoko

J-2
28/01/2026

J-2

ANTONY GOAVANA BE IRAY MAHATONGA ANAY HAMPIOFANA ANAO NY FANAMBOARANA SARIBAO EKOLOJIKA MAIMAIMPOANA AMIN’NY ZOMA IZAO E...
27/01/2026

ANTONY GOAVANA BE IRAY MAHATONGA ANAY HAMPIOFANA ANAO NY FANAMBOARANA SARIBAO EKOLOJIKA MAIMAIMPOANA AMIN’NY ZOMA IZAO ETSY AMIN’NY COMMUNE BEMASOANDRO ITAOSY NY MBA HAMPIHENANTSIKA NY FANDRIPAHANA ALA TAHAKA IZAO

TONGAVA MARO, MISORATA ANARANA

24/01/2026

Address

Itaosy
Antananarivo
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fana-Vao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share