Olona sy ranomasina ORO

Olona sy ranomasina ORO Groupement des professionnels du secteur maritime.

Miarahaba antsika tantsambo ny ONG ORO,
25/06/2026

Miarahaba antsika tantsambo ny ONG ORO,

👀 Moa ve azontsika an- tsaina fa ny  80 % ny fako plastika izay ariantsika ety an-tanety dia mivarina any an-dranomasina...
19/03/2026

👀 Moa ve azontsika an- tsaina fa ny 80 % ny fako plastika izay ariantsika ety an-tanety dia mivarina any an-dranomasina rehefa hoentin'ny rika sy ny lakan-drano?
⌚️Fantaro ary faha eo @20 taona eo vao levona sy arona plastika, 400 taona any ho any vao levona ny tantijaza ( couche) , 600 taona ny aran-jono sns
☠️ Fantaro ary fa maro be ireo zava-manan'aina ao an-dranomasina mety tsy hisy intsony afaka taona vitsy satria lasa maro ireo fako izay ariantsika ao an-dranomasina ka manimba ny fonenan'izy ireo, mamono azy ireo
🤔 Inona ny afaka ataontsika ?
- Ampianaro ny ankizy hanary fako eny toerana natokana izany
- Miezaha mampiasa fitaovana izay mety hanena ny fampiasana arona plastika sns

ONG ORO - Journée mondiale du recyclage 2026

Miarahaba ny vehivavy rehetra amin'izao andro fahatsiarovana fa mbola maro ireo tsy misitraka ny zonyNous célébrons les ...
08/03/2026

Miarahaba ny vehivavy rehetra amin'izao andro fahatsiarovana fa mbola maro ireo tsy misitraka ny zony
Nous célébrons les femmes aujourd'hui dans la lutte pour l'autonomisation des femmes
Happy internnational Women's day

Manaraka akaiky ny toe-draharaha ao Ormuz ny fikambanana iraisam-pirenena misahina ny ranomasina na OMI. Araka ny tatitr...
01/03/2026

Manaraka akaiky ny toe-draharaha ao Ormuz ny fikambanana iraisam-pirenena misahina ny ranomasina na OMI. Araka ny tatitra izay nataon'ny sekretera jeneralin'ity fikambanana iraisam-pirenena ity dia nisy ireo tantsambo naratra vokatry ny fanafihana sambo ara-barotra eo anivon'ny elidranon'i Ormuz. Tsy tokony hiaran'ny erisetra hoy izy ny tantsambo sy ny sambo satria manao ny asany izy ireo ary manampy ny mpiara-belona mba ahazo ny zavatra ilainy amin'ny fiainana an-davanandro.

Secretary-General of the International Martime Organization Mr. Arsenio Dominguez has issued a statement on the situation in the Strait of Hormuz.

Read his his full statement here: https://tinyurl.com/3p4pkrfv

Moa ve fantatsika fa mankalaza ny andro maneran-tany fiarovana ny bozaka maintso ao anaty ranomasina isika?Tsara arovana...
01/03/2026

Moa ve fantatsika fa mankalaza ny andro maneran-tany fiarovana ny bozaka maintso ao anaty ranomasina isika?

Tsara arovana izy ireny satria manampy amin'ny fanadiovana ny rivotra iainantsika

Amin'ny sakofon'ireo biby mivelona an-dranomasina sns

- ONG ORO dia mankalaza ity andro maneran-tany ity

⚓ PRÉVENTION DU HARCÈLEMENT ET DES VIOLENCES À BORDPour une culture de respect, de sécurité et d'inclusion en mer 🌊🔍 POU...
09/02/2026

⚓ PRÉVENTION DU HARCÈLEMENT ET DES VIOLENCES À BORD
Pour une culture de respect, de sécurité et d'inclusion en mer 🌊

🔍 POURQUOI EST-CE CRUCIAL ?
La sécurité ne s'arrête pas à la coque du navire. Un équipage respecté est un équipage en sécurité. ✅
🤝 Cohésion renforcée : Un climat de confiance élimine les tensions inutiles.
🛡️ Sécurité accrue : Moins de stress = moins d'erreurs humaines et d'accidents.
📈 Performance : Le respect mutuel est la base de l'efficacité opérationnelle.

⚖️ LE CADRE LÉGAL :
Le respect n'est plus une option, c'est une compétence 💪 devenue obligatoire par le Code STCW et devenu obligatoire depuis le 01 janvier 2026
📋 MSC.560(108) : Impose des politiques écrites, des signalements confidentiels et des enquêtes impartiales.
📚 Normes STCW 2026 : Formation obligatoire pour tous les marins sur la prévention du harcèlement et des violences sexistes/sexuelles (PSSR)

🔑 NOTIONS CLÉS
🚫 HARCÈLEMENT
❌ VIOLENCES SEXUELLES
⛔ DISCRIMINATION

👥 QUI DOIT FAIRE QUOI?
✔️ MTM/ APMF : Certifier les compétences.
🎓 CENTRE DE FORMATION AGRÉÉS : Enseigner les réflexes de prévention.
🏢 COMPAGNIES MARITIMES/ ARMATEURS : Garantir un environnement "Zéro Représailles".
⚓ GENS DE MER : Respecter les règles à bord et signaler les dérives.

❓ QUID DES CERTIFICATS QUI SONT DÉJÀ DÉLIVRÉS AVANT L'ENTRÉE EN VIGUEUR DE CET AMENDEMENT?
📢 Circulaire n°14-APMF/ DG/DAM.2025 : oblige tous les marins malagasy à effectuer la formation sur la nouvelle compétence qui est exigée à bord à partir du janvier 2026
🔄 Le marin doit refaire une formation au sein d'un centre de formation agréé pour être conforme à ce circulaire
🏫 Les centres de formation doivent proposer ce nouveau module
⚠️ La revalidation est donc obligatoire même si on a encore un certificat valide.
-----------------------------------------------------------------------------------------------------------

⚓ FISOROHANA NY HERISETRA ARA-NOFO SY ARA - TSAINA, ARY NY FANAVAKAVAHANA ENY AMBONY SAMBO
Ho an'ny kolontsaina ny fanajana, ny fiarovana ary ny fitovian-jo eny ambony sambo 🌊

🔍 INONA NO MAHA ZAVA-DEHIBE ITY FANOVANA ITY ?
Ny fiarovana ny ain'ny olona sy ny mpandeha dia tsy mionona fotsiny amin'ny fijerena ny fahatomombanana tsara eo amin'ny sambo fa miankina ihany koa amin'ny fitandrovana ny fahasalamana ara-tsaina, ara-batanaeo amin'ireo tantsambo. ✅
Ny fiainana anaty sambo dia mitranga ao anatin'ny tontolo mihiboka 🌐, ora fiasana lava ⏰ ary fifaneraserana akaiky isan'andro eo amin'ny mpiara-maiasa 👥. Izany rehetra izany dia mitaky fepetra hentitra hisorohana ny herisetra ara-nofo sy ara-tsaina, ary vokatry ny fanavakavahana samihafa.

⚖️ IREO LALANA IRAISAM-PIRENENA
Ny Tenimita MSC.560(108) navoakan'ny Organisation Maritime Internationale (OMI) 🌍, izay namoaka ny fanitsiana farany,
📚 STCW manomboka amin'ny Janoary 2026, dia mametraka fenitra mazava momba ny fisorohana sy ny fitantanana ireo toe-javatra ireo.
💡 Tsy ny fahatomombanana ara-teknika ny sambo ihany no zava-dehibe fa eo ihany koa ny fiarovana ny ain'ny olona miasa ao anaty sambo amin'ny herisetra ara-batana, ara-tsaina ary ara-pananahana mety hitranga aminy.
📈 Manatsara ny fiainana ao ambony sambo
⬇️ Mampihena ny loza sy ny fahadisoana vokatry ny adin-tsaina
✅ Mampitombo ny fahatokisan'ny olona hirotsaka amin'ny asa an-dranomasina.

🔑 NY TEBOKA TSARA HO FANTATRA :
🚫 Herisetra ara-tsaina
❌ Herisetra ara-nofo
⛔ Fanavakavahana nohon'ny tsy fitoviana ara-pinoana, ara-pomba, ara-pivavahana

👥 IZA NO TOKONY HANAO INONA ?
✔️ MTM/ APMF : manome ny taratasy manamarina fa nanaraka fiofanana ny tantsambo
🎓 TOERAM-PANOFANANA TANTSAMBO: Mampiditra ny lohahevitra anatin'ny fandaharam-pampianarana
🏢 ORINASA / TOMPON-TSAMBO : mampihatra ireo andraikitra eny ambony sambo
⚓ TANTSAMBO : manaraka ny fandaminana eny ambony sambo, milaza ny zavatra hitany sy hiainany ao anaty sambo

❓ AHOANA IZANY IREO TANTSAMBO IZAY EFA NANARAKA FIOFANANA TANY ALOHA ARY MBOLA TSY LANY DATY ?
📢 Tenimita laharana n°14-APMF/ DG/DAM.2025 : dia manery ny tantsambo rehetra hanao ity fiofanana vaovao ity raha tsy izany tsy afaka hiondrana
🔄 Tsy maintsy mandeha miofana any amin'ireo toeram-piofanana manokana isika
⚠️ Tsy maintsy miverina miofana ireo tantsambo na mbola tsy lany aza ny taratasy eny aminy.

🎯 Fehiny
Ny fisorohana ny fanorisorenana sy ny fahavoazana ateraky, herisetra ara- tsaina sy avy amin'ny filàna ara-nofo, ary ny fanavakavahana dia andraikitra iombonana. 🤝
Ny fampiharana ny torolalan'ny OMI (MSC.560(108)) 🌍, ny fepetra vaovao ao amin'ny STCW manomboka 2026 📚, ary ny hafatry ny Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Tantsambo 2025 🎉, dia manamafy ny tanjona iraisantsika:
🌊 Ranomasina azo antoka, asa mendrika, ary tantsambo mifanaja

15/01/2026

Isaorana ny fanjakana manampy ireo .

02/01/2026

NY METY HO TOETRY NY ANDRO AN-TSARY | 03-04-05 Janoary 2026.





Voici les différentes formations proposées par l'ENEM. Veuillez confirmer les mises à jour des frais de scolarité auprès...
02/01/2026

Voici les différentes formations proposées par l'ENEM. Veuillez confirmer les mises à jour des frais de scolarité auprès des responsables.
Pour s'inscrire, veuillez contacter le Service de la Scolarité de l'ENEM :
Soit par téléphone au : 032 05 742 21 / 032 03 725 92
Soit par e-mail à : [email protected]
Autres contacts disponibles :
Eugénie : 034 52 787 66
Gasmuella : 034 67 100 97




Address

Itaosy
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Olona sy ranomasina ORO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share