Andiany khaniwara Fasibato 36 Γ¨me

Andiany khaniwara Fasibato 36 Γ¨me Hiatsara hatrany !!πŸ’›βœŒπŸΏ Hiatsara hatrany !!πŸ’›βœŒπŸΏ

πŸ–€πŸ’š

πŸ’›Les teams super hΓ©ros an'ny khaniwara Fasibato 36 Γ¨me πŸ’›
04/08/2026

πŸ’›Les teams super hΓ©ros an'ny khaniwara Fasibato 36 Γ¨me πŸ’›

 πŸ’›  πŸ’šπŸ–€
02/08/2026

πŸ’›

πŸ’šπŸ–€

 πŸ’šπŸ–€
28/06/2026

πŸ’šπŸ–€

Manasa an'ise izahayπŸ–€πŸ’š.... tongava maro 😁
12/06/2026

Manasa an'ise izahayπŸ–€πŸ’š.... tongava maro 😁

⏳𝐍𝐘 π‡πŽ π€π•π˜πŸŒπŸ’«

Hanao ahoana tokoa moa ny ho avin'izao tontolo izao aoriana ao? πŸ€”
Ny ara-tontolo iainana?🌳Ny ara-teknolojia?πŸ’»Ny sehatry ny artistika?πŸ‘–πŸŽΆπŸ•ΊNy fiaraha-monina?πŸ§‘β€πŸ§‘β€πŸ§’
Tahaka ny ahoana ny mety ho vokatry ny ataontsika anio ?!πŸ€”

πŸŽ‰πŸ”₯Izany rehetra izany no ho asehonay 𝐟𝐒𝐯𝐨𝐧𝐝𝐫𝐨𝐧𝐚𝐧𝐚 π…πšπ¬π’π›πšπ­π¨ 𝐟𝐚𝐑𝐚-πŸ‘πŸ” anareo indray amin'ity π€π…πŽπŒ-ππˆπ…π€π‹πˆπ€ππ€ πŸπŸŽπŸπŸ” ityπŸ₯°πŸŽŠ

Toy izao ary ny andinindininy :
πŸ“†Daty : Zoma 19 Jona 2026
πŸ•œOra : manomboka amin'ny 06 ora hariva
🌍Lohahevitra : Ny ho avy

Koa faly manasa anareo izahay, na tanora ise na efa lehibe, indrindra moa fa ankizy, na lehilahy na vehivavy, 'ndao hiara-paly aminay amin'io fotoana io.
Hisy dihy, hira, comΓ©die musicale, thΓ©atre sy ny maro hafa koa izay hampitΓ na hafatra sy hialΓ na voly fa indrindra hampitΓ na lesona.

Tongava maro ary eeeehhπŸŽŠπŸŽ‰

28/04/2026
πŸ’› Être louveteaux c'est ce qu'il y a de plus beaux πŸ’›Ao anatin'ny fankalazana ny faha 90 taona ny lovitao tokoa moa izany...
27/04/2026

πŸ’› Être louveteaux c'est ce qu'il y a de plus beaux πŸ’›

Ao anatin'ny fankalazana ny faha 90 taona ny lovitao tokoa moa izany amin'ity taona ityπŸ₯°, ka misy karazana hetsika tanterahina ao anatin'izany. Dia nanao seho kanto izahay ny sabotsy lasa teo😁 teny amin'ny Havoria Anosy izany no natao, dia nisy ireto lovitao anaky roa ireto nandray anajara sady nisolotena ny fivondronana Fasibato 36Γ¨me- FJKM Ilanivato Misionera






Mahereza amin'ny asa ry Mpiandraikitra sy mpanabe rehetra πŸ’›βœ¨
08/03/2026

Mahereza amin'ny asa ry Mpiandraikitra sy mpanabe rehetra πŸ’›βœ¨


πŸ“… 08 Martsa | Andro iraisam-pirenena ho an'ny Zon'ny Vehivavy.🌎

Mahatsiaro manokana sy mitrotro am-bavaka ireo vehivavy Tily tompon'andraikitra amin'ity anio ity.πŸ™βšœοΈ

Misaotra amin'ny fikelezanareo aina amin'ny famolavolana ireo zazalahy tily marobe ho : Vavolombelon'i Jesoa Kristy, olom-pirenena vanona ary andrin'ny fianakaviana.❀️

Ry Filoha sy mpiandraikitra sampana mavo, asehoy hatrany fa afaka mandray andraikitra ise ary afaka mitondra fahombiazana ihany koa.πŸ’›

Fifampiarabana taona ny fivondronana FASIBATO FAHA 36 πŸ’šπŸ–€Notanterahina ny omaly alahady teny amin'ny Manou le pins ✨πŸ₯°Nafi...
16/02/2026

Fifampiarabana taona ny fivondronana FASIBATO FAHA 36 πŸ’šπŸ–€

Notanterahina ny omaly alahady teny amin'ny Manou le pins ✨πŸ₯°

Nafinaritra ny hetsika, afapo ny BZ, MP, KPπŸ₯³πŸ€©....

Betsaka ny zavatra natao toa ny lalao samy hafa, fanolorana fanomezana ho an'ireo BZ sy MP nahazo Fahasoavana tamin'ny taona lasa, fiarahana nisakafo, sns...❀️

Ireo ary ny sary vitsivitsy maneho ny totonlo andronay omalyπŸ˜πŸ’›, mijereva finaritra ary oh✨



πŸ’›Efa akaiky indray izao ny haza lehibeπŸ’›Dia hampianarina an'izany code morse izany ny bandy kely😁, sady milalao ihany koa...
02/02/2026

πŸ’›Efa akaiky indray izao ny haza lehibeπŸ’›

Dia hampianarina an'izany code morse izany ny bandy kely😁, sady milalao ihany koaπŸ₯°πŸ’›



Address

Ilanivato IVY
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Andiany khaniwara Fasibato 36 Γ¨me posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share