V I N A Vahoaka eny Ifotony No Asandratra

V I N A Vahoaka eny Ifotony No Asandratra ๐ŸŒฑ V.I.NA
Vahoaka eny Ifotony No Asandratra ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Manomboka eny ifotony ny FANOVANA,
ary manomboka amin'ny tsirairay ny FIOVANA.
(3)

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ V.I.NA ๐•๐ž๐ก๐ข๐ฏ๐š๐ฏ๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐€๐ง๐ค๐ข๐ณ๐ฒ โ€” ๐‘Ž๐‘›๐‘–๐‘ ๐‘Ž๐‘›โ€™๐‘–๐‘Ÿ๐‘’๐‘œ ๐ด๐‘›๐‘‘๐‘Ÿ๐‘ฆ 7 ๐‘š๐‘Ž๐‘›๐‘‘๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘“๐‘–๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ V.I.NAFotoan-dehibe ho antsika ety Atsimondrano ny 14 ...
07/09/2026

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ V.I.NA ๐•๐ž๐ก๐ข๐ฏ๐š๐ฏ๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐€๐ง๐ค๐ข๐ณ๐ฒ โ€” ๐‘Ž๐‘›๐‘–๐‘ ๐‘Ž๐‘›โ€™๐‘–๐‘Ÿ๐‘’๐‘œ ๐ด๐‘›๐‘‘๐‘Ÿ๐‘ฆ 7 ๐‘š๐‘Ž๐‘›๐‘‘๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘“๐‘–๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ V.I.NA

Fotoan-dehibe ho antsika ety Atsimondrano ny 14 Oktobra izao, indrindra ho anao, ray aman-dreny; mpianatra; mpanabe; ary ho anโ€™ny rehetra izay mahatsapa fa tena zava-dehibe ny fiarovana ny ankizy, na any an-tsekoly, na eny an-dalambe.

Fotoana miavaka tokoa izy ity, satria handray anjara aminโ€™izany ireo mpisehatra matihanina sy manana traikefa. Anisanโ€™izany ny Brigade Fรฉminine de Proximitรฉ, izay hitondra fanentanana sy fampahafantarana ho anโ€™ny besinimaro, eny ifotony, mikasika ny ankizy sy ny fiarovana ny ankizy , indirindra amin'izao fotoan-tsarotra misy eto amin'ny firenena izao, eo koa ry zareo ao amin'ny Association Stop Harcรจlement Scolaire ร  Madagascar , izay hizara ny traikefany sy hamakafaka miaraka amintsika ireo olana mifandraika aminโ€™ny herisetra mihatra amin'ireo ankizy any an-tsekoly.

Maneho fisaorana feno ho anโ€™ny Commune Rurale Bemasoandro Atsimondrano sy Andriamatoa Lehiben'ny Tanร na Tsilo Zanak'i Bemasoandro Itaosy noho ny fiaraha-miasa sy ny fanohanana. Mankasitraka ihany koa ho an'ireo association maro amin'ny fanohanana.

Andao hiara-hanohana ny ankizy. Andao hahafantatra sy hahatakatra bebe kokoa ny zavatra iainanโ€™izy ireo eo aminโ€™ny fiainany andavanandro. ๐Ÿ‘ง๐Ÿฝ๐Ÿ‘ฆ๐Ÿฝโค๏ธ

Manasa anao hamaky tsara ny fanasana etsy ambany ary aza misalasala mifandray aminay avy hatrany raha misy zavatra tsy mazava na mila fanazavana fanampiny.

V.I.NA (Vahoaka eny Ifotony No Asandratra)




06/09/2026

Mbola maro ve ireo ankizy mijaly mangina? Mijaly satria tsy sahy mitaraina.

Misy ireo ankizy iharanโ€™ny fampijaliana, fandrahonana, fanesoana na fanilikilihana, any an-tsekoly na eny aminโ€™ny fiaraha-monina. Indraindray anefa dia tsy sahy miteny izy ireo, ary mety tsy ho tsikaritry ny ray aman-dreny sy ny manodidina akory izay mahazo azy.

Ny fahafantarana mialoha ireo famantarana sy ny fomba tokony handraisana andraikitra dia afaka manampy antsika hiaro ny ankizy sy hisoroka ny voka-dratsy mety aterakโ€™izany.

Raha misy fotoana iray ahafahan'ny V.I.NA hikarakara izany, ho an'ny ankizy,ho an'ny mpampianatra, ho an'ny ray amandreny, liana ve ianao handray anjara?

โค๏ธ Eny, tena liana
๐Ÿ‘ Liana, te hahafantatra bebe kokoa
๐Ÿ’ฌ Manana fanontaniana momba izany aho.

Aminao ๐Ÿ‘‰inona no hetsika tokony hataontsika bebe kokoa hiarovana ny ankizy?

Notanterahina androany ny fampiofanana maimaimpoana, mikasika ny Leadership sy Communication izay niarahana tamin'ny Mat...
29/08/2026

Notanterahina androany ny fampiofanana maimaimpoana, mikasika ny Leadership sy Communication izay niarahana tamin'ny Matsilo Service et Formation .

Mankasitraka anareo ihany koa namaly ny antso, ary hisaorana ny Commune Itaosy nampiantrano sy miezaka hatrany manakaiky sy manampy ireo tanora.

Fanombohana ihany ny androany, ary anatin'ny fanatanterahina ny V.I.NA mandrafitra ny andry faha 3 dia ny : V.I.NA Tanora sy asa ary ny Teknolojia (I.A). Ny V.I.NA moa dia misy andry 7 lehibe mandrafitra azy.

Ny V.I.NA tsy miova, betsaka ireo tanora, indrindra eny anivon'ny fokontany eny,mila vatsiana fahaizana, mba hafahany misehatra amin'ny tontolon'ny asa sy ny fiainana. Mila tosika izy ireo.

Ho anareo, tanora, lehibe, associations, ...na izay rehetra mitovy fijery,andao hiaraka handroso isika.Fotoana izao, misokatra ny pejy ary hamaly anao avy hatrany.

Ho an'ity tetik'asa ity dia efa manomboka mihafeno ny calendrier. Aza misalasala manoratra raha misy fanontaniana.

V.I.NA




Mihevitra ve ianao hoe :ยซ ๐“๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐ญ๐š๐ซ๐ข๐ค๐š ๐š๐ก๐จ ยป ๐ง๐š ยซ ๐“๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐š๐ก๐š๐ฒ ๐ฆ๐ข๐ญ๐ž๐ง๐ฒ ๐ž๐จ ๐š๐ง๐š๐ญ๐ซ๐ž๐ก๐š๐งโ€™๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐š ๐š๐ก๐จ ยป ?Tadidio fa tsy voatery ho ...
19/08/2026

Mihevitra ve ianao hoe :
ยซ ๐“๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐ญ๐š๐ซ๐ข๐ค๐š ๐š๐ก๐จ ยป ๐ง๐š ยซ ๐“๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐š๐ก๐š๐ฒ ๐ฆ๐ข๐ญ๐ž๐ง๐ฒ ๐ž๐จ ๐š๐ง๐š๐ญ๐ซ๐ž๐ก๐š๐งโ€™๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐š ๐š๐ก๐จ ยป ?

Tadidio fa tsy voatery ho zavatra efa anananao hatrany am-boalohany ny ๐‘ณ๐’†๐’‚๐’…๐’†๐’“๐’”๐’‰๐’Š๐’‘ ๐’”๐’š ๐‘ช๐’๐’Ž๐’Ž๐’–๐’๐’Š๐’„๐’‚๐’•๐’Š๐’๐’.

Natokana ho anao ity ๐…๐Ž๐‘๐Œ๐€๐“๐ˆ๐Ž๐ ๐†๐‘๐€๐“๐”๐ˆ๐“๐„ ho anโ€™ny TANORA momba ny LEADERSHIP & COMMUNICATION ity.

๐Ÿ’ฐ Lafo tokoa ny saram-piofanana toy itony, fa kosa, homena maimaim-poana izany mba hitsinjovana ireo tanora vonona hiroso sy hampandroso ny firenena.

Soraty hoe ยซ VONONA ยป ao aminโ€™ny fanehoan-kevitra (Commentaires), dia handefasanay hafatra miafina ny antsipiriany sy ny fomba fisoratana anarana.

๐‘…๐‘Žโ„Ž๐‘Ž ๐‘š๐‘Žโ„Ž๐‘Ž๐‘ฆ ๐‘š๐‘–๐‘ก๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘–๐‘˜๐‘Ž ๐‘ ๐‘ฆ ๐‘š๐‘Žโ„Ž๐‘Ž๐‘ฆ ๐‘š๐‘–๐‘“๐‘Ž๐‘›๐‘‘๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘ฆ ๐‘ก๐‘œ๐‘˜๐‘œ๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ ๐‘ก๐‘Ž๐‘›๐‘œ๐‘Ÿ๐‘Ž, ๐‘–๐‘›๐‘‘๐‘Ÿ๐‘–๐‘›๐‘‘๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘’๐‘›๐‘ฆ ๐‘Ž๐‘›๐‘–๐‘ฃ๐‘œ๐‘›โ€™๐‘›๐‘ฆ ๐‘“๐‘œ๐‘˜๐‘œ๐‘›๐‘ก๐‘Ž๐‘›๐‘ฆ ๐‘ ๐‘ฆ ๐‘›๐‘ฆ ๐‘ก๐‘œ๐‘’๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘š๐‘–๐‘ ๐‘ฆ ๐‘Ž๐‘ง๐‘ฆ, ๐‘‘๐‘–๐‘Ž โ„Ž๐‘Ž๐‘›๐‘‘๐‘Ÿ๐‘œ๐‘ ๐‘œ โ„Ž๐‘Ž๐‘–๐‘›๐‘”๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ ๐‘ก๐‘Ž๐‘›๐‘Žฬ€๐‘›๐‘Ž.

๐…๐จ๐ค๐จ๐ง๐ญ๐š๐ง๐ฒ ๐Œ๐š๐ก๐š๐ฒ, ๐…๐š๐ง๐š๐ฅ๐š๐ก๐ข๐๐ฒ ๐ก๐จ  ๐…๐š๐ฆ๐ฉ๐š๐ง๐๐ซ๐จ๐ฌ๐จ๐š๐ง๐š ๐š๐ข๐ง๐ ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ž๐ง๐ฒ ๐ˆ๐Ÿ๐จ๐ญ๐จ๐ง๐ฒ .Ho fanatanterahina ny tetik'asa ๐‘ฝ.๐‘ฐ.๐‘ต๐‘จ ๐‘ญ๐’๐’Œ๐’๐’๐’•๐’‚๐’๐’š ...
15/08/2026

๐…๐จ๐ค๐จ๐ง๐ญ๐š๐ง๐ฒ ๐Œ๐š๐ก๐š๐ฒ, ๐…๐š๐ง๐š๐ฅ๐š๐ก๐ข๐๐ฒ ๐ก๐จ ๐…๐š๐ฆ๐ฉ๐š๐ง๐๐ซ๐จ๐ฌ๐จ๐š๐ง๐š ๐š๐ข๐ง๐ ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ž๐ง๐ฒ ๐ˆ๐Ÿ๐จ๐ญ๐จ๐ง๐ฒ .

Ho fanatanterahina ny tetik'asa ๐‘ฝ.๐‘ฐ.๐‘ต๐‘จ ๐‘ญ๐’๐’Œ๐’๐’๐’•๐’‚๐’๐’š ๐’”๐’š ๐’๐’š ๐’†๐’๐’š ๐‘ฐ๐’‡๐’๐’•๐’๐’๐’š ๐’”๐’š ๐’๐’š ๐‘ฝ.๐‘ฐ.๐‘ต๐‘จ ๐‘ป๐’‚๐’๐’๐’“๐’‚ ๐’”๐’š ๐‘จ๐’”๐’‚ ๐’‚๐’“๐’š ๐’๐’š ๐‘ป๐’†๐’„๐’‰๐’๐’๐’๐’๐’ˆ๐’Š๐’† (๐‘ฐ.๐‘จ), izay anisan'ny andry 7 lehibe mandrafitra ny V.I.NA dia :

Hisy ny fampiofanana matihanina, mikasika ny ๐‹๐ž๐š๐๐ž๐ซ๐ฌ๐ก๐ข๐ฉ ๐ฌ๐ฒ ๐‚๐จ๐ฆ๐ฆ๐ฎ๐ง๐ข๐œ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง, ny 29 aogositra izao,manomboka amin'ny 1 ora, izay atao ao amin'ny kaominina Itaosy.

Ity no tanteraka dia fiaraha-miasa miaraka amin'ny Matsilo Service et Formation, hiarahana amin'i ๐ณ๐จ๐ค๐ฒ ๐‘๐žฬ๐ฆ๐ข, ny ๐‚๐จ๐ฆ๐ฆ๐ฎ๐ง๐ž ๐‘๐ฎ๐ซ๐š๐ฅ๐ž ๐ˆ๐ญ๐š๐จ๐ฌ๐ฒ, Ny Association HOPE and FAITH , GEN Z Antsimondrano Ofisialy , Association Humanis, Twenty Six , ary Associations maro, ary misokatra amin'ny association hafa izay vonona hiara hiasa ihany koa , ho fanatsarana ny fahaiza manao an'ireo tanora,ary hanamafisana ihany koa ny fahaizanana izay efa hananan'ireo ekipan'ny fokontany sy kaominina.

Fampiofanana maimaimpoana izy ity ary tena voafetra ny toerana ka manasa anao hanoratra hoe : "๐•๐จ๐ง๐จ๐ง๐š" ao amin'ny "Commentaires".

๐‘ป๐’”๐’š ๐’๐’š ๐’•๐’‚ฬ€๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’Š๐’‰๐’‚๐’๐’š ๐’๐’ ๐’•๐’๐’Œ๐’๐’๐’š ๐’‰๐’‚๐’๐’…๐’“๐’‚๐’š,๐’‡๐’‚ ๐’๐’š ๐’”๐’‚๐’Š๐’๐’‚ ๐’Š๐’‰๐’‚๐’๐’š ๐’Œ๐’๐’‚. ๐‘น๐’†๐’‰๐’†๐’‡๐’‚ ๐’—๐’๐’‚๐’Ž๐’‘๐’Š๐’•๐’‚ ๐’๐’š ๐’‡๐’‚๐’‰๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’†๐’๐’š ๐’Š๐’‡๐’๐’•๐’๐’๐’š,๐’…๐’Š๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’๐’…๐’“๐’๐’”๐’ ๐’‰๐’ ๐’‚๐’›๐’š ๐’๐’š ๐’‡๐’๐’Œ๐’๐’๐’•๐’‚๐’๐’š, ๐’๐’š ๐‘ฒ๐’‚๐’๐’Ž๐’Š๐’๐’Š๐’๐’‚, ๐’๐’š ๐’…๐’Š๐’”๐’•๐’“๐’Š๐’Œ๐’‚ , ๐’‚๐’“๐’š ๐’๐’š ๐’‡๐’Š๐’“๐’†๐’๐’†๐’๐’‚.๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

V.I.NA ๐“๐š๐ง๐จ๐ซ๐š ๐ฌ๐ฒ ๐€๐ฌ๐š ๐š๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐Ÿ๐ž๐ก๐ž๐ณ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ˆ.๐€Anisan'ny Andry 6 lehibe mandrafitra ny V.I.NA izany ary tena laharam-paham...
07/08/2026

V.I.NA ๐“๐š๐ง๐จ๐ซ๐š ๐ฌ๐ฒ ๐€๐ฌ๐š ๐š๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐Ÿ๐ž๐ก๐ž๐ณ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ˆ.๐€

Anisan'ny Andry 6 lehibe mandrafitra ny V.I.NA izany ary tena laharam-pahamehina tokoa.

Ny tanjona dia ny hanofanana maimaimpoana, tanora 3 900 anatin'ny fokontany 206, ao anatin'ny erintaona. Izany dia ny mba hafahan'izy ireo mahazo fahร lalana ampy, ary koa misehitra avy hatrany amin'ny tontolon'ny asa.

๐‘€๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘ ๐‘Ž ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘œ โ„Ž๐‘–๐‘ ๐‘œ๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘Ž๐‘š๐‘–๐‘›'๐‘–๐‘ก๐‘ฆ ๐‘Ÿ๐‘œโ„Ž๐‘ฆ ๐‘–๐‘ก๐‘ฆ :
https://forms.gle/PGcgQFVVnhxQm5oP6

๐‘๐š๐ก๐š ๐ฆ๐š๐ก๐š๐ฒ ๐ข๐ฌ๐ข๐ค๐š , ๐๐ข๐š ๐ฆ๐š๐ง๐๐ซ๐จ๐ฌ๐จ ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ซ๐ž๐ง๐ž๐ง๐š. ๐‘๐š๐ก๐š ๐ฆ๐š๐ง๐๐ซ๐จ๐ฌ๐จ ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ซ๐ž๐ง๐ž๐ง๐š, ๐ฆ๐š๐ง๐๐ซ๐จ๐ฌ๐จ ๐ฆ๐ข๐š๐ซ๐š๐ค๐š ๐š๐ฆ๐ข๐ง๐ฒ ๐ค๐จ๐š ๐ข๐ฌ๐ข๐ค๐š. ๐“๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ญร ๐งร ๐ง๐š ๐ข๐ก๐š๐ง๐ฒ ๐ง๐จ ๐š๐ญ๐š๐จ ๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ฒ, ๐Ÿ๐š ๐ง๐ฒ ๐ฌ๐š๐ข๐ง๐š ๐ข๐ก๐š๐ง๐ฒ ๐ค๐จ๐š. ๐Ÿ’ช๐Ÿฆพ

V.I.NA Tanora
V.I.NA Asa
V.I.NA Fikirakirana ny Technologie sy I.A
๐˜ž๐˜ฆ๐˜ฃ๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ฆ ๐˜ค๐˜ฐ๐˜ฎ๐˜ช๐˜ฏ๐˜จ ๐˜ด๐˜ฐ๐˜ฐ๐˜ฏ Voir moins

V.I.NA ๐…๐จ๐ค๐จ๐ง๐ญ๐š๐ง๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐จ๐ฏ๐š๐ง๐š ๐ž๐ง๐ฒ ๐ข๐Ÿ๐จ๐ญ๐จ๐ง๐ฒ.Anisan'ny andry 6 lehibe  mandrafitra ny V.I.NA , ary anisan'ny tena sarobid...
26/07/2026

V.I.NA ๐…๐จ๐ค๐จ๐ง๐ญ๐š๐ง๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐จ๐ฏ๐š๐ง๐š ๐ž๐ง๐ฒ ๐ข๐Ÿ๐จ๐ญ๐จ๐ง๐ฒ.

Anisan'ny andry 6 lehibe mandrafitra ny V.I.NA , ary anisan'ny tena sarobidy indrindra.

Tao aorian'ny ady mafy izay vita, dia betsaka tamin'ireo namana, mpiara- mikatroka, mpiara-mitolona, no niazakazaka niakatra ho any ambony, mba hahazo andraikitra sy izay mahasoa (tsy ratsy anefa izany) , ๐’”๐’‚๐’Š๐’๐’ˆ๐’š ๐’Š๐’›๐’‚๐’‰๐’‚๐’š ๐’‚๐’•๐’ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’'๐’๐’š V.I.NA ๐’Œ๐’๐’”๐’‚ ๐’…๐’Š๐’‚ ๐’๐’Š๐’‚๐’›๐’‚๐’Œ๐’‚๐’›๐’‚๐’Œ๐’‚ ๐’๐’Š๐’…๐’Š๐’๐’‚ ๐’•๐’†๐’๐’š ๐’‚๐’Ž๐’ƒ๐’‚๐’๐’š, ๐’”๐’‚๐’•๐’“๐’Š๐’‚ ๐’“๐’‚๐’‰๐’‚ ๐’Ž๐’ƒ๐’๐’๐’‚ ๐’•๐’”๐’š ๐’•๐’‚๐’‡๐’‚-๐’‘๐’‚๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’†๐’๐’š ๐‘ฐ๐’‡๐’๐’•๐’๐’๐’š ๐’๐’š ๐‘ญ๐’‚๐’๐’๐’—๐’‚๐’๐’‚ ๐’…๐’Š๐’‚ ๐’‰๐’ ๐’›๐’‚๐’“๐’š ๐’๐’๐’‡๐’š ๐’‡๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐‘ญ๐’‚๐’๐’…๐’“๐’๐’”๐’๐’‚๐’๐’‚.

๐“๐ž๐›๐จ๐ค๐š ๐ซ๐จ๐š ๐ฅ๐ž๐ก๐ข๐›๐ž ๐ง๐จ ๐š๐ซ๐จ๐ฌ๐จ ๐š๐จ ๐š๐ง๐š๐ญ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ V.I.NA ๐…๐จ๐ค๐จ๐ง๐ญ๐š๐ง๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐…๐š๐ง๐จ๐ฏ๐š๐ง๐š ๐ž๐ง๐ฒ ๐ˆ๐Ÿ๐จ๐ญ๐จ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐š ๐ง๐ฒ

1- Fizarana ny fahalalana maimaimpoana ho an'ny olona rehetra , eny anivon'ny Fokontany.

2- Fanatsarana ny Fokontany 206 eto Atsimondrano ary fanomezana lanja ny Fokontany tsirairay.

3- Tetik'asa miteraka asa majinika isam - pokotany

๐‘ป๐’”๐’‚๐’“๐’‚ ๐’Œ๐’๐’Œ๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐’Ž๐’‚๐’๐’…๐’“๐’‚๐’š ๐’‡๐’‚๐’‰๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’๐’‰๐’๐’'๐’๐’š ๐’Ž๐’‚๐’๐’…๐’“๐’‚๐’š ๐’›๐’‚๐’—๐’‚๐’•๐’“๐’‚ ๐’‰๐’‚๐’‡๐’‚, ๐’”๐’‚๐’•๐’“๐’Š๐’‚ ๐’๐’š ๐‘ญ๐’๐’Œ๐’๐’๐’•๐’‚๐’๐’š ๐’Ž๐’‚๐’‰๐’‚๐’š,๐’๐’ ๐’Ž๐’Š๐’•๐’‚๐’“๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’๐’Œ๐’‚๐’๐’š ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’'๐’๐’š ๐‘ญ๐’๐’Œ๐’๐’๐’•๐’‚๐’๐’š ๐’Ž๐’‚๐’๐’…๐’“๐’๐’”๐’.
Izay ilay V.I.NA.

๐‘†๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘ฆ ๐‘›๐‘Ž๐‘™๐‘Ž๐‘–๐‘›๐‘Ž ๐‘ก๐‘Ž๐‘š๐‘–๐‘›'๐‘›๐‘ฆ ๐‘“๐‘–๐‘ก๐‘’๐‘ก๐‘’๐‘ง๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ ๐‘“๐‘œ๐‘˜๐‘œ๐‘›๐‘ก๐‘Ž๐‘›๐‘ฆ ๐‘ก๐‘’๐‘›๐‘ฆ ๐‘Ž๐‘š๐‘–๐‘›'๐‘›๐‘ฆ ๐พ๐‘Ž๐‘œ๐‘š๐‘–๐‘›๐‘–๐‘›๐‘Ž ๐‘‡๐‘†๐ผ๐ด๐น๐ด๐ป๐‘Œ.

Raha atao kisarisary, dia toy izao ny anjara andraikitry ny V.I.N.A. eto aminโ€™ny firenena.Miendrika Montgolfiรจre ilay sa...
25/07/2026

Raha atao kisarisary, dia toy izao ny anjara andraikitry ny V.I.N.A. eto aminโ€™ny firenena.

Miendrika Montgolfiรจre ilay sary. Andeha hataontsika hoe ilay balonina lehibe dia maneho ireo rafitra sy ambaratongam-pitantanana rehetra any ambony, fa ilay fitoeranโ€™ny olona kosa dia maneho ny vahoaka eny aminโ€™ny ambaratonga ifotony.

Tsy afaka manidina irery eny ambony ilay balonina, satria mety ho atsipitsipinโ€™ny rivotra fotsiny, tsy hahafehy ny lalana tokony halehany, ka mety hivarina any an-kady. Toy izany koa ny vahoaka eny ifotony: tsy afaka mihetsika na voatarika hiakatra izy raha tsy misy ilay balonina lehibe manohana sy mampiakatra azy.

Ny fampifandraisana ireo ambaratonga roa ireo no anjara andraikitry ny V.I.N.A. Izany no vahaolana hitondra mankany aminโ€™ny fandrosoana sy ny fanavaozana marina.

Tena mbola lavitr'ezaka anefa ny lร lana.

Diniho tsara ange ilay sary e!

๐ŸŒพ ๐๐ฒ ๐…๐š๐ฆ๐›๐จ๐ฅ๐ž๐ง๐š ๐ฌ๐ฒ ๐…๐ข๐จ๐ฆ๐ฉ๐ข๐š๐ง๐š, ๐ข๐ซ๐š๐ฒ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐š๐ง๐๐ซ๐ฒ ๐ฅ๐ž๐ก๐ข๐›๐ž ๐ž๐ง๐ข๐ง๐š ๐ข๐จ๐ซ๐ž๐ง๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐•.๐ˆ.๐.๐€Miisa enina ireo andry lehibe iorenan'n...
19/07/2026

๐ŸŒพ ๐๐ฒ ๐…๐š๐ฆ๐›๐จ๐ฅ๐ž๐ง๐š ๐ฌ๐ฒ ๐…๐ข๐จ๐ฆ๐ฉ๐ข๐š๐ง๐š, ๐ข๐ซ๐š๐ฒ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐š๐ง๐๐ซ๐ฒ ๐ฅ๐ž๐ก๐ข๐›๐ž ๐ž๐ง๐ข๐ง๐š ๐ข๐จ๐ซ๐ž๐ง๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐•.๐ˆ.๐.๐€

Miisa enina ireo andry lehibe iorenan'ny V.I.N.A. (๐‘ฝ๐’‚๐’‰๐’๐’‚๐’Œ๐’‚ ๐’†๐’๐’š ๐‘ฐ๐’‡๐’๐’•๐’๐’๐’š ๐‘ต๐’ ๐‘จ๐’”๐’‚๐’๐’…๐’“๐’‚๐’•๐’“๐’‚), ary anisan'ny laharam-pahamehana amin'izany ny Fambolena sy Fiompiana.

Mino izahay fa rehefa matihanina, voaofana ary tohanana araka ny tokony ho izy ny tantsaha sy ny mpiompy, dia afaka mampitombo ny vokatra sy manatsara ny kalitaony. Izany no fototry ny fampandrosoana maharitra, na eny ambanivohitra amin'ny famokarana, na eny an-tanร n-dehibe amin'ny fahazoana sakafo tsara kalitao sy manaraka ny fenitra ara-pahasalamana.

Ny fanohanana ny tantsaha sy ny mpiompy dia tsy fanampiana fotsiny, fa fampiasam-bola ho an'ny hoavin'i Madagasikara.

V.I.N.A. ๐ŸŒพ
Vahoaka eny Ifotony No Asandratra.

๐’ฑโ„ด๐’ถ๐“‡๐’ถ๐“‡๐’ถ ๐“ƒ๐“Ž ๐’ป๐’ถ๐“‚๐“…๐’พ๐’ถ๐“ˆ๐’ถ๐“ƒ๐’ถ ๐“ƒ๐“Ž ๐“ˆ๐’ถ๐“‡๐“Ž ๐“‰๐“ˆ๐“Ž ๐“ƒ๐’ถ๐’ฝ๐’ถ๐“โ„ด๐’ถ๐“ƒ๐’ถ ๐’ถ๐“๐’ถ๐“๐’ถฬ€๐“ƒ๐’ถ.

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when V I N A Vahoaka eny Ifotony No Asandratra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share