Tanora Iray Feo

Tanora Iray Feo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tanora Iray Feo, Youth Organization, Antananarivo.

πŸŽ‰ Mirary Taom-baovao 2026 feno fahombiazana sy firaisankina ho antsika rehetra.  Aoka ity taona ity hitondra fitomboana,...
01/01/2026

πŸŽ‰ Mirary Taom-baovao 2026 feno fahombiazana sy firaisankina ho antsika rehetra.

Aoka ity taona ity hitondra fitomboana, hery ary feo iray hanova ny fiaraha-monina.

Ho feno fifaliana hatrany! πŸ₯°
25/12/2025

Ho feno fifaliana hatrany! πŸ₯°

πŸ”Šπ—¦π—’π—” 𝗙𝗔𝗑𝗔π—₯𝗔π—₯𝗔𝗒𝗧π—₯𝗔 𝗛𝗒𝗔𝗑'𝗑𝗬 𝗧𝗔𝗑𝗒π—₯𝗔 πŸ“’πŸ‘‰Tanora malagasy ve ianao?Mahaliana anao ve ny firotsahana an-tsitrapo?Vonona hampiasa...
22/12/2025

πŸ”Šπ—¦π—’π—” 𝗙𝗔𝗑𝗔π—₯𝗔π—₯𝗔𝗒𝗧π—₯𝗔 𝗛𝗒𝗔𝗑'𝗑𝗬 𝗧𝗔𝗑𝗒π—₯𝗔 πŸ“’

πŸ‘‰Tanora malagasy ve ianao?
Mahaliana anao ve ny firotsahana an-tsitrapo?
Vonona hampiasa ny fahaizamanao anananao ho an'ny fandrosoana maharitra sady lovainjafy?

πŸͺ„Ity ary misy firotsahana an-tsitrapo ampitain-davitra izay fiaraha-miasa amin’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena amin’ny alalan’ny Fitaleavan’ny Tanora sy ny Famirapiratana Iraisam-pirenena, ary miaraka amin’ny

▢️Misy karazany 2 izany ary efa misokatra ny fisoratana anarana:

- Fanangonana ny tantaran’ireo tanora Malagasy, hampahafantarina ny momba azy ireo sy ny talenta hananany. Tanora lahy sy vavy 25 no ho raisina ka ny fanazavana fanampiny sy ny fisoratana anarana dia ao amin’ny https://app.unv.org/opportunities/1784888021265626

- "Promotion des droits humains" kosa ny iray ho fampahafantarana ny zon'olombelona sy ho fikirakirana sy fanaparitahana ireo soa fanararaotra. Tanora lahy sy vavy 300 no ho raisina hanatanteraka izany. Ny fanazavana fanampiny sy ny fisoratana anarana dia ao amin’ny https://app.unv.org/api/doa/doa/1784888021265625/social.html

πŸ”—Raha mbola tsy manana kaonty ianao dia manasa anao hanokatra izany amin'ity rohy ity: https://app.unv.org

✨Ny fahazainao, ny talentanao sy ny fahavononao no antoka hampandroso ity Madagasikarantsika ity.πŸ‡²πŸ‡¬

Programme VNU Madagascar

πŸ“£ π…π€πŒππ€π“π’πˆπ€π‡πˆπ•π€ππ€ - Fifidianana CCJ AntananarivoπŸ—³οΈ Sabotsy 20 Desambra 2025 πŸ“ ANS Ampefiloha πŸ•— Manomboka amin’ny 8 ora m...
19/12/2025

πŸ“£ π…π€πŒππ€π“π’πˆπ€π‡πˆπ•π€ππ€ - Fifidianana CCJ Antananarivo

πŸ—³οΈ Sabotsy 20 Desambra 2025
πŸ“ ANS Ampefiloha
πŸ•— Manomboka amin’ny 8 ora maraina

πŸ“Œ Fandehan’ny fifidianana:
β€” 8h–10h: Fifidianana
β€” 10h30: Fanisam-bato
β€” 11h00: Fanambarana ny vokatra

🎯 Tanora isika, ka ny feontsika no hanorina ny ho avy.

Tongava maro, mandray andraikitra!

πŸ“£ π…π€πŒππ€π“π’πˆπ€π‡πˆπ•π€ππ€βœ… Zoma 19 Desambra amin’ny 10h ao amin’ny ANS Ampefiloha no hisy ny fivoriana fanazavana ho an’ny kandi...
17/12/2025

πŸ“£ π…π€πŒππ€π“π’πˆπ€π‡πˆπ•π€ππ€

βœ… Zoma 19 Desambra amin’ny 10h ao amin’ny ANS Ampefiloha no hisy ny fivoriana fanazavana ho an’ny kandidΓ  sy ny fikambanana, miaraka amin’ny fanohanana avy amin’ny CCMAJ na ny Cellule de Coordination du Mouvement Associatif des Jeunes

🎯 Dingana manan-danja alohan’ny fifidianana, mba hahazoana antoka fa mazava sy mangarahara ny fizotry ny fifidianana.

πŸ“£ π…π€ππ€π‘π€π‘π€πŽπ“π‘π€ πŸ“£πŸŒ Mandray 300 tanora mpilatsaka antsitrapo an-jotra Ministeran’ny Tanora Sy ny Fanatanjahantena mba hamp...
15/12/2025

πŸ“£ π…π€ππ€π‘π€π‘π€πŽπ“π‘π€ πŸ“£

🌍 Mandray 300 tanora mpilatsaka antsitrapo an-jotra Ministeran’ny Tanora Sy ny Fanatanjahantena mba hampahafantatra momba ny zon’olombelona sy ireo fanararaotra misokatra ho an’ny tanora.

πŸ’‘ Tsarovy: ny filatsahana antsitrapo dia miisa ho traikefa matihanina. Midika izany fa rehefa manao fangatahan'asa ianao dia afaka manampy hoe manana "de X annΓ©es d’expΓ©riences" noho ny asa volontariat nataonao.

πŸ‘‰ Raha liana ianao dia jereo eto: https://app.unv.org/opportunities/1784888021265625

πŸ“£ πŒπ€ππŠπ€π’πˆπ“π‘π€πŠπ€Misaotra betsaka ho an’ireo 7 kandidΓ  sy ireo fikambanana tanora mihoatra ny 50 voasoratra anarana ho mpif...
15/12/2025

πŸ“£ πŒπ€ππŠπ€π’πˆπ“π‘π€πŠπ€

Misaotra betsaka ho an’ireo 7 kandidΓ  sy ireo fikambanana tanora mihoatra ny 50 voasoratra anarana ho mpifidy ao amin’ny CCJ Antananarivo πŸ™.

🎯 Izao no fandaharam-potoana manaraka:

πŸ“† Zoma 19 Desambra: Fivoriana fanazavana miaraka amin’ny CCMAJ.
– 10h, ANS Ampefiloha

πŸ“† Sabotsy 20 Desambra : Fifidianana CCJ Antananarivo.
– manomboka amin’ny 8h, ANS Ampefiloha

πŸ“Œ Fandehan’ny fifidianana:
8h–10h: Fifidianana
10h30: Fanisam-bato
11h00: Fanambarana ny vokatra

12/12/2025

‼️ π„πŸπš π₯𝐞𝐫𝐚 𝐨𝐑𝐑

Androany ilay fara-fisoratan'anarana

12/12/2025

🚨 π€π§ππ«π¨πšπ§π² 𝐧𝐨 𝐟𝐚𝐫𝐚-𝐟𝐒𝐬𝐨𝐫𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐑𝐨 πšπ§β€™π§π² 𝐂𝐂𝐉 π€π§π­πšπ§πšπ§πšπ«π’π―π¨!  πŸ“£ Tanora, miazakazahΓ  aingana raha mbola tsy vita ny i...
12/12/2025

🚨 π€π§ππ«π¨πšπ§π² 𝐧𝐨 𝐟𝐚𝐫𝐚-𝐟𝐒𝐬𝐨𝐫𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐑𝐨 πšπ§β€™π§π² 𝐂𝐂𝐉 π€π§π­πšπ§πšπ§πšπ«π’π―π¨!

πŸ“£ Tanora, miazakazahΓ  aingana raha mbola tsy vita ny ianao!

πŸ“Œ Mandehana any amin’ny MJS Ambohijatovo na QG Tanora Ankorondrano na DRJS Ambohidahy hanatanterahana izany.

10/12/2025

πŸ“£ Madagasikarantsika ito ka andao ifandray tanana πŸ‡²πŸ‡¬

Farafisoratana anarana : 12 Desambra 2025 ⏳

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tanora Iray Feo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share