17/05/2026
"๐จ๐๐ ๐๐๐๐๐'๐จ๐๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐, ๐๐๐
๐๐, ๐๐๐๐๐ ๐๐๐
๐๐๐๐
๐๐ ๐๐๐๐๐."
โข ๐ฎ๐๐๐๐๐๐๐ 1:31
Eny, tsara tokoa ny zava-boarinโAndriamanitra. Nanokana fotoana handinihana sy hankafizana anโizany ny Andiany Seeonee XVIIe Ankadifotsy omaly ๐พ
Misaotra betsaka hatrany ny La Ferme dโAntanandrano izahay nandray anay sy nikarakara fa hafa-po tanteraka taminโny visite izahay oh ๐
Araho hatrany ny pejy miaraka amin'ny Lovitao anโi Andiany Seeonee โ๏ธ๐พ