26/09/2026
Monument de l'unité 👇🫶
Centre d'hébergement communautaire izahay .
Mandray ireo Mpianatra na mpiasa hiasa eto Antananarivo na hanao stage ka mila hébergement. Ny Tanjonay dia ny hanamaivana ny fahasahiranan'ireo olona @ andavanandrom-piainany.
Efa misy mpahandro sy mpikarakara ny centre ,efa misy kidoro sy fandriana hatorianao,Jiro sy rano, wifi starlink V4 standard résidentiel ( illimité) , Sakafo sns.
Tsotra!👉 Mivantana sakafo efa masaka ianao fa tsy hirotoroto resaka fandrahoana Sakafo 👉efa ao antrano ny wifi afaka hianarana en ligne na hiasana fanampiny fidiram-bolanao manokana.
mora indrindra anefa izany!