Firaisan'ny Fifohazam-Panahy Katolika FFPK

Firaisan'ny Fifohazam-Panahy Katolika FFPK ✨ "Fa Izy no fihavanantsika, Izy no nahatonga antsika roa tonta ho iray" (Efez. 2:14 a) ✨🙏💙

06/08/2026

Mahatokia ny Tompo, fa sambatra izay mahatoky Azy

04/08/2026
03/08/2026

Tenin'Andriamanitra iainana isan'andro

02/08/2026

RAY AMAN DRENY ANDRIAMANITRA FA MPAMELONA ARA -NOFO SY ARAM-PANAHY

Lamesa voalohany Mompera Josephat sj anio 2 Aogositra 2026 eto Amin ny Ecar Andraimasina, rehefa tontosa soamantsara ny ...
02/08/2026

Lamesa voalohany Mompera Josephat sj anio 2 Aogositra 2026 eto Amin ny Ecar Andraimasina, rehefa tontosa soamantsara ny fanamsinana azy 16 mirahalahy ny omaly tao amin'ny kianja maintso Antsahasoa Antsirabe. Dia faly miarahaba azy ireo isika

01/08/2026
31/07/2026

Fiadanana! Indro ny hira faneva faha 35 taona FFPK

30/07/2026

Evanjely Masina nosoratan’i Md. Matio

Mt. 13, 44-46

Nivarotra izay rehetra mety ho fananany izy ary nividy io saha io.

Tamin’izany andro izany i Jesoa nanao tamin’ny vahoaka hoe: “Ny Fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny rakitra nafenina tany an-tsaha, izay hitan’ny olona ka nafeniny tao ihany aloha; dia lasa tamin-karavoana izy nivarotra izay rehetra mety ho fananany, ary nividy io saha io. Ny Fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny mpandranto mitady voahangy tsara Ary nony nahita anankiray be vidy izy, dia lasa nivarotra ny fananany rehetra ka nividy azy”.

Address

Ankaraobato
Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Firaisan'ny Fifohazam-Panahy Katolika FFPK posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share