T.A.Ma IIème arrondissement

T.A.Ma IIème arrondissement Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from T.A.Ma IIème arrondissement, Nonprofit Organization, Antananarivo.

20/12/2025
16/12/2025
16/12/2025
16/12/2025
29/11/2025

Noely Noely Noely
Andro masina

Ho fanohanantsika ireo namana, Ray aman-dReny, Zoky, Zandry misedra fahasahirana, dia manangona izay foinao rehetra izahay Tanora Actif An'i Madagasikara ho zaraina azy ireo.

Raisinay am-pitiavana na vatomamy, akanjo, kiraro, kitapo, vola, sns…

Miarahaba antsika rehetra. Toy izao ny famintinana ny fivoriana omaly 20 Septembre 2025. I. Présentation des membres de ...
21/09/2025

Miarahaba antsika rehetra. Toy izao ny famintinana ny fivoriana omaly 20 Septembre 2025.

I. Présentation des membres de bureau

1. Chef
2. Adjoint
3. Responsable communication
4. Responsable Pédagogique et Education
5. Responsable Organisation
6. Responsable Projet
7. Responsable Logistique
8. Trésorier et Commisaire au Compte

II. Présentation des tâches à chaque membre de bureau

III. Présentation de l'Association T.A.Ma

1. Historique
2. Objectif
3. Domaine d'activité

IV. Divers

1. Partage et témoignage
2. Question et réponse.

Raha natao ny fintina dia ireo fa ny anaran' ireo membre de bureau ireo ho lazaina amintsika eto ihany. Manentana antsika rehefa misy ny fivoriana dia mitongava maro fa hilaina ny soson-kevitra avy any aminareo hanatsarana ny fikambanana, koa raha misy fanontaniana tianao hapetraka dia hisy amaly izany ihany. Misaotra antsika rehetra

💚💚💚💚💚💚💚
15/09/2025

💚💚💚💚💚💚💚

💚💚💚VAOVAO MAHAFALY💚💚💚

Tafatsangana ny asabotsy 06 septambrema teo ny birao vaovao mpandrindra ny Tanora Actif An'i Madagasikara ao Fianarantsoa.

Ramatoakely RAHANTARIVELO Ravoniaina Marcelle no Mpandrindra ny fikambanana any an-toerana ary ity ambany ity ny laharana ifandraisana aminy: 📞034 67 966 85

Ny Filoham-boninahitra sady mpanorina ny fikambanana TAMa, Ramatoa Rija ETHEL Razafimandimby, dia mirary soa anareo hahavita ny adidy hahaleo hahalasana.

Ny serasera

15/09/2025

Miarahaba antsika rehetra ato
Araka ny tapaka ny fivorian'ny Coordo sy ny Chef isaky ny arrondissement ny Sabotsy 13 Septambra 2025 ary ny fivoriana natao tamin’ny Alahady 14 Septambra 2025 lasa teo dia misy ny A.G ( Assemblée Générale) isika ny Sabotsy 20 Septambra 2025 ho avy izao, ka mitongava maro isika fa indrindra ianareo mpikambana vaovao fa zava-dehibe no ho dinihina amin'io, ary raha misy namana hafa liana na te hahafantatra bebe kokoa ny fikambanana dia ento ihany koa.
Koa manantena anareo ho tonga maro amin'io fotoana io, izany dia atao eny Ankatso II cité Rose amin'ny 14h.

19/08/2025

Salama daholo !
Ho anareo rehetra mpikambana vaovao dia ho ampidirina ao anaty groupe de discussion, ka ato anaty pejy sy any anaty groupe no ho fampitàna ny vaovao rehetra.
Mankasitraka tompoko

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when T.A.Ma IIème arrondissement posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share