We Mada

We Mada WeMada
✨Miaina an’i Madagasikara amin’ny fomba hafa ✨Kolontsaina. Firaisankina. Fifampizarana.✨ 𝘚𝘪 𝘷𝘰𝘶𝘴 𝘱𝘰𝘶𝘷𝘦𝘻 𝘭´𝘪𝘮𝘢𝘨𝘪𝘯𝘦𝘳, 𝘷𝘰𝘶𝘴 𝘱𝘰𝘶𝘷𝘦𝘻 𝘭𝘦 𝘳é𝘢𝘭𝘪𝘴𝘦𝘳.
-ωαℓт ∂ιѕηєу

🎨✨ Sary vitsivitsy tamin’ny fitsidihanay ny Fondation H niaraka tamin’ireo Membre  WeMad’Art 🖼️🎨!Fotoana feno fahitana z...
18/06/2025

🎨✨ Sary vitsivitsy tamin’ny fitsidihanay ny Fondation H niaraka tamin’ireo Membre WeMad’Art 🖼️🎨!

Fotoana feno fahitana zava-baovao, fihetseham-po ary fifanakalozan-kevitra.
Tena mahafinaritra ny miaina miaraka amin’ny zavakanto : maka aingam-panahy, mandinika, miresaka, ary mifanakaiky kokoa.

🙏 Misaotra manokana an’ireo rehetra tonga nanatrika – noho ny fahavitrihana, ny fahaizana mihaino ary ny herinareo entin’ny fitiavana zavakanto.

📸 ireto ambany ireto ny sary mampiseho ny endrika sy hakanton’ny „ ART“ sy ny fotoana niarahana. Rahoviana indray ny hetsika manaraka ? 😉

————————-
🎨✨ Retour en images sur notre visite à la H avec les artistes de WeMad’Art !

Un après-midi riche en découvertes, en émotions et en échanges.
Observer, questionner, ressentir… L’art nous a offert un moment de pause et d’inspiration collective.

🙏 Merci à tou·te·s les membres présent·e·s pour votre curiosité, vos réflexions et cette belle énergie partagée.

📸 Découvrez quelques instants capturés pendant la visite – et pourquoi pas, laissez-vous tenter par une prochaine sortie avec nous ? 😉
Misaotra an‘i Fano Gas'music hatrany nandray an-tsary

📣 Aleo amin’ity fankalazana ny fetim-pirenena Malagasy ity no hanambarantsika izay tena Maha- antsika.Amin’ny famoronana...
09/06/2025

📣 Aleo amin’ity fankalazana ny fetim-pirenena Malagasy ity no hanambarantsika izay tena Maha- antsika.
Amin’ny famoronana iombonana 🌍✨

🎨 Ny zavakanto… no feontsika.

Ary amin’ity fotoana ity no entintsika ny WeMad’Art andiany faha-2 🎉



✨ “Ny talentanay, ny maha-izy anay – Malagasy”

Ho fanamarihana manokana ny 26 jona, WeMada dia manomana hetsika iombonana sy ara-javakanto, natokana ho an’ny rehetra : ankizy, tanora, olon-dehibe.

Asaina ianao hanolotra izay fahaiza-manaonao, hanangana miaraka aminay asa iray manamarika ny ohabolana hoe :

« 𝙽𝚢 𝚏𝚒𝚛𝚊𝚒𝚜𝚊𝚗𝚔𝚒𝚗𝚊 𝚗𝚘 𝚑𝚎𝚛𝚢. »

Ary ho hita fa misy tena lanja izany, rehefa ifarimbonana.



💡 Raha ianao dia mahay…?

💬 manao slam,
🎶 mihira,
🎨 mandoko na manao sary,,
✍🏽 manoratra,
💃🏽 mandihy,
🧵 manjaitra na manao asa tanana,
💇🏽‍♀️ manao taovolo Malagasy…
⚽️mahay tanisa

👉🏽Asandrato Avo



📅 Daty : Asabotsy 14 jona & Asabotsy 21 jona 2025

👥 VOAFETRA ny isan’ny olona



“Ity asa famoronana ity dia maneho velona ny haren’i Madagasikara, amin’ny alalan’ny talentan-tsika mitambatra.”



🫱🏽‍🫲🏾 Te-hiara-hamokatra aminay ve ianao ?

Soraty ato ambany na manorata DM 💌

📌 Hetsika WeMada – andiany manokana WeMad’Art 2

Ny akamaron’ny fitaovana dia avy ao amin‘ny WeMada avokoa . Ialana amin'ny mety tsy fahatongavana na tsy fahafahan‘ny mpandray anjara tampoka dia misy ny fandraisana anjara : 5.000ar

“✨🫶🏼Misaotra anareo rehetra tamin’ny fihaonana WEMAD’ART Andiany voalohany ! (1er Edition) 🎨✨Ireto ny topy maso tamin’ir...
06/06/2025

“✨🫶🏼Misaotra anareo rehetra tamin’ny fihaonana WEMAD’ART Andiany voalohany ! (1er Edition) 🎨✨
Ireto ny topy maso tamin’ireo fotoana mamy niarahana : tsiky, fifampizarana, famoronana.
Tena nahafinaritra ny nahita anareo nanome aina ilay fotoana, tsirairay amin’ny maha izy azy 💛

➡️ Raha mahita ny sarinao dia aza misalasala mizara, fa aza adino ny manonona an’i 😉”**
Misaotra betsaka an‘i Fano Gas'music nandray an-tsary
————————
Merci à toutes et à tous pour cette toute première rencontre WeMad’art !
Voici quelques souvenirs de ce moment chaleureux : des sourires, du partage, de la création.
Chacun·e a apporté sa touche, et c’est ce qui a tout changé 💛

➡️ N’hésitez pas à repartager si vous vous reconnaissez sur une photo (et à mentionner 😉)

🎨 Tia zavakanto ve ianao ? Hosodoko sa sary ?Maniry hahita aingam-panahy sy hifanerasera amin’ny olona tia art koa ?WeMa...
02/06/2025

🎨 Tia zavakanto ve ianao ? Hosodoko sa sary ?
Maniry hahita aingam-panahy sy hifanerasera amin’ny olona tia art koa ?

WeMad’Art dia manasa anao hanao fitsidihana manokana any amin’ny Fondation H amin’ity sabotsy ity 🖼️
Toerana iray manome sehatra sy fanohanana ho an’ny zavakanto maoderina aty Afrika 🌍

📍 Toerana : Fondation H, Antananarivo
📅 Daty : Sabotsy izao
🕒 Ora : 10 orq
👥 Toerana voafetra ho an’ny olona 15 ihany – ho fotoana tony, ifampizaràna sy mampisaina

🌿 Aorian’ny fitsidihana dia hiara-hipetraka ao anaty zaridaina isika : hihinana, hiresaka ary hifaly manodidina ny zavakanto.
👉 Ento snack kely sy rano azontsika ifampizarana sy anomezana tsiky 💛

💬 Tsy afaka tamin’ny WeMad’Art voalohany ve ianao ?
👉 Izao no fotoana ahafahanao mivoaka kely, miala voly ary mifandray amin’ny zavakanto sy ny hafa 🎨

🎫 Manorata anarana raha te-hiaraka ho anisan’ireo 15 voalohany !
———————

🎨 Tu es passionné·e d’art, de hosodoka ou de dessin ?
Envie de découvrir des œuvres inspirantes tout en partageant un bon moment ?

WeMad’Art t’emmène à la découverte de l’art contemporain ce samedi ! 🖼️
Nous visiterons La Fondation H, un lieu unique qui met en lumière la création artistique contemporaine en Afrique 🌍

📍 Lieu : Fondation H, Analakely
📅 Date : Ce samedi
🕒 Heure : 10h
👥 15 places uniquement – pour un moment simple, profond et chaleureux

🌿 Après la visite, on se posera ensemble dans le jardin de la Fondation pour grignoter, discuter et profiter de l’ambiance artistique !
👉 Ramène un petit snack et de l’eau, on partagera tout ça avec le sourire 💛

💬 Tu as manqué la première sortie WeMad’Art ?
👉 C’est l’occasion parfaite pour sortir un peu, te laisser inspirer et reconnecter avec l’art et les autres.

🎫 Réserve vite ta place en message privé !

🥳 TADAAA ! Ireto ary ny mpandresy tamin’ny lalao WeMada izay nahazo ny loka nitsangatsangana tany  VOHIMANA Ursulla Ursu...
28/05/2025

🥳 TADAAA ! Ireto ary ny mpandresy tamin’ny lalao WeMada izay nahazo ny loka nitsangatsangana tany VOHIMANA Ursulla Ursu & Omrÿ Mialison . Misaotra betsaka an’i Gasy TravelLover nikarakara ,nandeha nitsangatsangana sy niala tamin‘ny mahazatra izy ireo 😍
Nahazo fahafinaretana izy ireo ary nizara an’ireto sary ireto tamintsika 📸🌴
Faly izahay niara-nandeha taminareo, misaotra betsaka amin’ny hafaliana sy ny fizarana tsara napetraka 💛

Bonne fête ho an‘ny Reny rehetra✨🥰 Tahin‘ny Tompo dia mirary soa Be dia be🥳
25/05/2025

Bonne fête ho an‘ny Reny rehetra✨🥰 Tahin‘ny Tompo dia mirary soa Be dia be🥳

Feno sahady ilay place amin‘ny activité antsika  „WeMad‘Art“ ry Zareo anh 🥹 misaotra an’tsika rehetra hatrany ✨🥳
23/05/2025

Feno sahady ilay place amin‘ny activité antsika „WeMad‘Art“ ry Zareo anh 🥹 misaotra an’tsika rehetra hatrany ✨🥳

🎨 Tia manao sary ve ianao ? Manana talenta ? Tia mandoko ?
Atolotra ho anao ary ny WeMada’Art – Andiany Voalohany 🎨🥳

Fotoana iray hiarahana mamorona sy maneho ny talentanao, hifampizaràna aingam-panahy ary iarahana milalao !

📅 Aza adino : ny 31 Mai 2025
🖌️ Omano sahady ny rehetra !
✨ Fotoana izao hanehoanao ny talentanao amin’ny zavakanto !

🤫 Izahay no miomana amin’ny fitaovana rehetra.
👥 Mpandray anjara voafetra : 8 olona (lehibe na kely)
✍🏼 Raha liana dia misorata anarana amin’ny hafatra manokana (DM) !

😇Ieny ary e 🥳 arabaina I Ursulla Ursu sy i Omrÿ Mialison nahazo ny isa ambony indrindra. Mba mandalo kely ao amin‘ny Mes...
22/05/2025

😇Ieny ary e 🥳 arabaina I Ursulla Ursu sy i Omrÿ Mialison nahazo ny isa ambony indrindra. Mba mandalo kely ao amin‘ny Message azafady misy taratasy ho fenoina .
🥳Misaotra an-tsika rehetra nandray anjara dia…

⛔️ Tianay hambara am-pahibemaso fa maro taminareo no nandefa hafatra. Azonay avokoa ny fangatahanareo, saingy tsy voavaly daholo noho ny habetsany. Marihina fa voajery akaiky ny réaction na ny Fanehoan-kevitra an‘izay nahazo isa ambony . Misaotra betsaka antsika rehetra niarara-niasa🤗

22/05/2025

🔴✨HOANAREO REHETRA IZAY TSY AFAKA MAMPIASA NEFA TE ANDEFA DIA ITY NO AZONAREO ANDEFASANA AZY🔴 Andy Nomenjanahary 🔴
Misaotra tompoko ✨😊

🎨 Tia manao sary ve ianao ? Manana talenta ? Tia mandoko ?Atolotra ho anao ary ny WeMada’Art – Andiany Voalohany 🎨🥳Fotoa...
21/05/2025

🎨 Tia manao sary ve ianao ? Manana talenta ? Tia mandoko ?
Atolotra ho anao ary ny WeMada’Art – Andiany Voalohany 🎨🥳

Fotoana iray hiarahana mamorona sy maneho ny talentanao, hifampizaràna aingam-panahy ary iarahana milalao !

📅 Aza adino : ny 31 Mai 2025
🖌️ Omano sahady ny rehetra !
✨ Fotoana izao hanehoanao ny talentanao amin’ny zavakanto !

🤫 Izahay no miomana amin’ny fitaovana rehetra.
👥 Mpandray anjara voafetra : 8 olona (lehibe na kely)
✍🏼 Raha liana dia misorata anarana amin’ny hafatra manokana (DM) !

Address

Antananarivo

Telephone

+261328028561

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when We Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to We Mada:

Share