Cyber AKAMA

Cyber AKAMA Connexion STARLINK illimitée

WIFI ZONE :Hisokatra tsy ho ela ny WIFI ZONE eto ABATTOIR Mahajanga... Izany hoe : Manomboka amin'ny herinandro io, efa ...
25/07/2026

WIFI ZONE :

Hisokatra tsy ho ela ny WIFI ZONE eto ABATTOIR Mahajanga...

Izany hoe : Manomboka amin'ny herinandro io, efa presque mahazo WiFi daholo atsika eto amin'ny manodidina ny Cyber AKAMA ABATTOIR.

Contact / WhatsApp : +261 37 61 977 08 - +261 38 99 002 57

WIFI ZONE 67HA :Mr RICHARD no mpizara ticket ho atsika izay maniry hisitraka ny connexion MORA BE eo amin'ny PARKING 67H...
24/07/2026

WIFI ZONE 67HA :

Mr RICHARD no mpizara ticket ho atsika izay maniry hisitraka ny connexion MORA BE eo amin'ny PARKING 67Ha Antananarivo.

Mitafy T. Shirt misy soratra hoe WiFi Zone 67ha

Contact : +261385729481

CYBER AKAMA Eto Tana 67Ha Parking ary misy koa Mahajanga ao Abattoir.Manao asa multi service isankarazany :PHOTOCOPIE, I...
18/07/2026

CYBER AKAMA

Eto Tana 67Ha Parking ary misy koa Mahajanga ao Abattoir.

Manao asa multi service isankarazany :

PHOTOCOPIE, IMPRESSION, MANASA SARY, MAKA SARY TAPAKA.

Contact (Appel / WhatsApp) : +261 37 61 977 08 - +261 38 99 002 57.

Aza misalasala manantona akama cyberMisy iany koa ireo tolotra hafa toy ny:- Vente de logiciels 💿-Vente de film et Série...
14/07/2026

Aza misalasala manantona akama cyber
Misy iany koa ireo tolotra hafa toy ny:
- Vente de logiciels 💿
-Vente de film et Série Nouveautés 🎞️🎬
- Installation windows ;)

WIFI ZONE 67HA PARKINGCONNEXION MORA BENOS TARIFS 2026300 Ariary = 45 mn500 Ariary = 01h30.1 000 Ariary = 03h002 000 Ari...
10/07/2026

WIFI ZONE 67HA PARKING

CONNEXION MORA BE

NOS TARIFS 2026

300 Ariary = 45 mn

500 Ariary = 01h30.

1 000 Ariary = 03h00

2 000 Ariary = 24h (1 jour)

10 000 Ariary = 1 semaine

30 000 Ariary = 1 mois

Distributeur de ticket : +261349728383 / +261377170891

Fanazavana fanampiny, Contact / WhatsApp : +261 37 61 977 08 / +261 38 99 002 57.

Facebook : Cyber AKAMA

WIFI ZONE :Ho anao mipetraka sy mivezivezy eto amin'ny PARKING 67HA avaratra atsinanana, misokatra ho anao ny wifi zone ...
03/07/2026

WIFI ZONE :

Ho anao mipetraka sy mivezivezy eto amin'ny PARKING 67HA avaratra atsinanana, misokatra ho anao ny wifi zone eto 67ha.

Afaka miconnecte amin'ny sarany mora be (300 Ar, 500 Ar, 1 000 Ar).

Afaka manao abonnement isambolana ihany koa.

Raha mila ticket sy haka fanazavana fanampiny dia antsoy ny laharana :

037 61 977 08 - 038 99 002 57.
037 71 708 91 - 034 97 283 83

Toy izao ny TARIFS ato amin'ny AKAMA CYBER Mahajanga :300 Ariary = 1h00500 Ariary = 1h45.1 000 Ariary = 4h002 000 Ariary...
03/05/2026

Toy izao ny TARIFS ato amin'ny AKAMA CYBER Mahajanga :

300 Ariary = 1h00

500 Ariary = 1h45.

1 000 Ariary = 4h00

2 000 Ariary = 24h (1 jour)

N.B : Afaka manao abonnement 1 mois ihany koa ianao. Raha liana ianao, dia aoka haka fanazavana feno amin'ny numero eo ambany.

Contact / WhatsApp : +261 37 61 977 08

VAOVAO TSARA :Hisokatra manomboka rahampitso ao Mahajanga ny CYBER AKAMA sampana Mahajanga.Ao amin'ny fokontany Abattoir...
02/05/2026

VAOVAO TSARA :

Hisokatra manomboka rahampitso ao Mahajanga ny CYBER AKAMA sampana Mahajanga.

Ao amin'ny fokontany Abattoir no misy azy... Tena mora ny sarany satria 300 ariary monja ny adiny iray (1h00).

Contact / WhatsApp : 037 61 977 08.

TOLOTRA DESAMBRA :Manolotra tolotra miavaka ho anao izahay ato amin'ny Cyber AKAMA 67ha mandritry ity volana Desambra it...
01/12/2025

TOLOTRA DESAMBRA :

Manolotra tolotra miavaka ho anao izahay ato amin'ny Cyber AKAMA 67ha mandritry ity volana Desambra ity.

- 500 ariary = 1h00.

- 1 000 ariary = 2h00.

Misy ihany koa ny tolotra isambolana amin'ny sarany mora sy mirary dia mirary tokoa.

Contact / WhatsApp : +261 37 61 977 08
-

Address

Cité Des 67 Ha/Tana
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 19:00
Tuesday 08:00 - 19:00
Wednesday 08:00 - 19:00
Thursday 08:00 - 19:00
Friday 08:00 - 19:00
Saturday 08:00 - 19:00
Sunday 08:00 - 16:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cyber AKAMA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share