07/02/2026
MDG. Nandray n'y solontenan'ny International avy any Genève ny fianakaviam-be fransiskanina eto Madagascar ny 25 janoary hatramin'ny 2 febroary lasa teo. N'y tena antondian'izy Ireo tamin'izany moa dia ny fanaraha-maso Ireo recommandations avy amin'ny commission Justice, paix et intégrité de la création izay nankatoavin'ny fanjakana malagasy nandritra ny Examen périodique universel (EPU) farany teo. Nisy ny fihaonan'izy Ireo tamin'ny fianakaviambe fransiskanina, atrikasa fanamafisana ny traikefan'ny jpic Sy ny tetiandro 2026. Nisy ihany koa n'y fihaonana tamin'ny solontenan'ny firenena mikambana, ny vondrona eoropeana Ary n'y maso ivohon'ny Indonésie.
FR. La famille franciscaine de Madagascar a accueilli la délégation de International du 25 janvier au 2 février dernier. Leur objectif était de faire le suivi des recommandations que la commission Justice paix et intégrité de la création (Jpic) franciscaine a soumis pendant le dernier EPU 2025 et que Madagascr a accepté après l'adoption de juillet 2025. Cette délégation a rencontré la famille franciscaine, les représentants des Nations unies, l'union européenne et l'ambassade de l'Indonésie. Nous avons aussi répondu à l'invitation du mouvement laudato si Madagascar pour le partage des actions.