Association JAIM

Association JAIM " Agir avec noblesse, bâtir avec le cœur "

🧡Vita ny dingana voalohany, Isaorana ny Avo💜Ny mpikambana rehetra sy ny Birao ato amin'ny Association JAIM dia maneho 𝐟𝐢...
29/07/2025

🧡Vita ny dingana voalohany, Isaorana ny Avo💜
Ny mpikambana rehetra sy ny Birao ato amin'ny Association JAIM dia maneho 𝐟𝐢𝐬𝐚𝐡𝐨𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐞𝐧𝐨 anareo nanatrika sy nandray anjara tamin'ny etsika voalohany nataonay "𝗔𝗡𝗧𝗦𝗔𝗠-𝗣𝗜𝗗𝗘𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗟𝗘𝗛𝗜𝗕𝗘 𝗠𝗜𝗔𝗩𝗔𝗞𝗔" ny 𝗔𝗹𝗮𝗵𝗮𝗱𝘆 𝟮𝟳 𝗝𝗢𝗟𝗔𝗬 lasa teo ho 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐑𝐞𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐧𝐨𝐧𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐚𝐧𝐤𝐢𝐳𝐲 𝐤𝐚𝐦𝐛𝐨𝐭𝐲 𝐡𝐢𝐚𝐭𝐫𝐢𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐝𝐢𝐫𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐦𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚𝐭𝐫𝐚 🙏🏻

🏵️ Ankasitrahanay:

- Ireo Antoko-mpihira rehetra :
🎼 TGC Officiel
🎼 Henika
🎼 Chorale militaire Lova
🎼

- Ireo mpanohana rehetra:
🫂 One Click
🫂
🫂 Neptune Sound Mada
🫂 CUA - Commune Urbaine d'Antananarivo
🫂 Real TV Madagasikara
🫂 TVM
🫂 Radio Madagasikara RNM 99.2 MHz
🫂
🫂 ACEEM RADIO
🫂 RDB
🫂
🫂 Ticketplace
🫂 MADA Properties
🫂 Renovate Mada
🫂 Viva Madagascar

🟣 Ankasitrahanay manokana ihany koa ianao Mme Honorable Lanto Rakotomanga tonga nanotrona sy nandray anjara tamin'iny seho lehibe iny🙏🏻

𝑱𝑨𝑰𝑴: " 𝑱erin’ny 𝑨varam-pahalalana 𝑰lon’i 𝑴adagasikara"

📞 𝐂𝐨𝐧𝐭𝐚𝐜𝐭: 𝟎𝟑𝟖.𝟎𝟖. 𝟐𝟔𝟏.𝟗𝟎 / 𝟎𝟑𝟑.𝟎𝟓.𝟏𝟐𝟑. 𝟒𝟓

JJ... 🎉🎉🎉𝗔𝗡𝗧𝗦𝗔𝗠-𝗣𝗜𝗗𝗘𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗟𝗘𝗛𝗜𝗕𝗘 𝗠𝗜𝗔𝗩𝗔𝗞𝗔 ho fanohanana ireo Reny mananontena sy ankizy kamboty hiakatra ny fidiran'ny mpi...
27/07/2025

JJ... 🎉🎉🎉

𝗔𝗡𝗧𝗦𝗔𝗠-𝗣𝗜𝗗𝗘𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗟𝗘𝗛𝗜𝗕𝗘 𝗠𝗜𝗔𝗩𝗔𝗞𝗔 ho fanohanana ireo Reny mananontena sy ankizy kamboty hiakatra ny fidiran'ny mpianatra...

🧡💜 Efa vonona avokoa ny ekipa rehetra sy ny mpanakanto... Ianareo sisa no andrasana💜🧡

Mbola misy tapakila ety antoerana...

Association JAIM Jerin’ny Avaram-pahalalana Ilon’ny Madagasikara

18/07/2025

🤲🏻Ho fanampiana ireo reny mananontena sy ankizy kamboty 🤲🏻

Izahay ato amin'ny ASSOCIATION JAIM DIA faly manolotra anao🥰

🕊️"𝐀𝐍𝐓𝐒𝐀𝐌-𝐏𝐈𝐃𝐄𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐋𝐄𝐇𝐈𝐁𝐄 𝐌𝐈𝐀𝐕𝐀𝐊𝐀"

🟣 27 JOLAY 2025
🕒 3ora tolakandro
🟠 Ao amin'ny KIANJA MITAFO MAHAMASINA

🫰🏻𝑯𝒊𝒂𝒓𝒂𝒉𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚:
TGC Officiel
Henika
Chorale militaire Lova
KTKT TOLIARA

🫰🏻𝑺𝒑𝒐𝒏𝒔𝒐𝒓𝒔 𝒐𝒇𝒇𝒊𝒄𝒊𝒆𝒍𝒔:


Neptune Sound Mada
🫰🏻𝑷𝒂𝒓𝒕𝒆𝒏𝒂𝒊𝒓𝒆 𝒐𝒇𝒇𝒊𝒄𝒊𝒆𝒍:
CUA - Commune Urbaine d'Antananarivo
🫰🏻𝑴𝒆𝒅𝒊𝒂𝒔 𝒐𝒇𝒇𝒊𝒄𝒊𝒆𝒍𝒔:
Real TV Madagasikara
TVM
.2FM
News
ACEEM RADIO
RDB LIVE RADIO DON BOSCO - FM 93.4 MHz
& RADIO

🫰🏻𝑷𝒂𝒓𝒕𝒆𝒏𝒂𝒊𝒓𝒆𝒔:
Ticketplace
MADA Properties
Renovate Mada
🫰🏻𝑷𝒂𝒓𝒕𝒆𝒏𝒂𝒊𝒓𝒆 𝒎𝒆𝒅𝒊𝒂:
Viva Madagascar
𝐂𝐨𝐧𝐭𝐚𝐜𝐭: 𝟎𝟑𝟖.𝟎𝟖. 𝟐𝟔𝟏.𝟗𝟎 / 𝟎𝟑𝟑.𝟎𝟓.𝟏𝟐𝟑. 𝟒𝟓

18/07/2025

🤲🏻Ho fanampiana ireo reny mananontena sy ankizy kamboty 🤲🏻

Izahay ato amin'ny Association JAIM DIA faly manolotra anao🥰

🕊️"𝐀𝐍𝐓𝐒𝐀𝐌-𝐏𝐈𝐃𝐄𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐋𝐄𝐇𝐈𝐁𝐄 𝐌𝐈𝐀𝐕𝐀𝐊𝐀"

🟣 27 JOLAY 2025
🕒 3ora tolakandro
🟠 Ao amin'ny KIANJA MITAFO MAHAMASINA

🫰🏻𝑯𝒊𝒂𝒓𝒂𝒉𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚:
TGC Officiel
Henika
Chorale militaire Lova
KTKT TOLIARA

🫰🏻𝑺𝒑𝒐𝒏𝒔𝒐𝒓𝒔 𝒐𝒇𝒇𝒊𝒄𝒊𝒆𝒍𝒔:


Neptune Sound Mada
🫰🏻𝑷𝒂𝒓𝒕𝒆𝒏𝒂𝒊𝒓𝒆 𝒐𝒇𝒇𝒊𝒄𝒊𝒆𝒍:
CUA - Commune Urbaine d'Antananarivo
🫰🏻𝑴𝒆𝒅𝒊𝒂𝒔 𝒐𝒇𝒇𝒊𝒄𝒊𝒆𝒍𝒔:
Real TV Madagasikara
TVM
.2FM
News
ACEEM RADIO
RDB LIVE RADIO DON BOSCO - FM 93.4 MHz
& RADIO

🫰🏻𝑷𝒂𝒓𝒕𝒆𝒏𝒂𝒊𝒓𝒆𝒔:
Ticketplace
MADA Properties
Renovate Mada
🫰🏻𝑷𝒂𝒓𝒕𝒆𝒏𝒂𝒊𝒓𝒆 𝒎𝒆𝒅𝒊𝒂:
Viva Madagascar
𝐂𝐨𝐧𝐭𝐚𝐜𝐭: 𝟎𝟑𝟖.𝟎𝟖. 𝟐𝟔𝟏.𝟗𝟎 / 𝟎𝟑𝟑.𝟎𝟓.𝟏𝟐𝟑. 𝟒𝟓

Address

LOT VD 5 BIS FALIARIVO AMBANIDIA
Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association JAIM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share