JRC Analamanga

JRC Analamanga JRC Analamanga

11/05/2026

Inona tokoa moa ny maha-zava-dehibe ireo andiam-baksiny roa fanefitry ny kitrotro? Araho anatinโ€™ity fandaharana izay niaranโ€™ny U-Report sy ny JRC nanomana ity ny fanazavana.

29/12/2025

๐ŸŒ๐ŸŒToerana 15 eto Madagasikara izao no misy JRC toa anay. ๐Ÿ‘๐Ÿ‘๐Ÿ‘Kopa-tanana manokana ho an'ireo tanora ao Midongy Atsimo sy Befotaka Atsimo, ao amin'ny Faritra Atsimo Atsinanana vao tonga nanatevin-daharana anay.
๐Ÿ“š๐Ÿ“–Miresaka lohahevitra samihafa izahay isaky ny fandaharana vokarinay.
๐Ÿ•‘๐ŸŽงAraho anie ireto fenehoan-kevitry ny namanay ireto e.

11/12/2025

๐Ÿ“ข Ho antsika eto Midongy sy ny manodidina
Tongava mandray anjara sy maneho hevitra amin'ity ady hevitra mikasika ny :

๐ŸŽ™๏ธ ๐€๐ง๐๐ซ๐š๐ข๐ค๐ข๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐จ๐ฅ๐จ๐ฆ๐ฉ๐ข๐ซ๐ž๐ง๐ž๐ง๐š ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ฌ๐จ๐ซ๐จ๐ก๐š๐ง๐š ๐ฌ๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ญ๐š๐ง๐ญ๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ฅ๐จ๐ณ๐š ๐ฏ๐จ๐š๐ฃ๐š๐ง๐š๐ก๐š๐ซ๐ฒ

๐Ÿ‘‰ Alakamisy 11 desambra 2025
๐Ÿ‘‰Ao amin'ny KPSV, Nosifeno, Midongy Atsimo


11/12/2025

"๐๐ฒ ๐ญ๐š๐ง๐จ๐ซ๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐…๐š๐ง๐š๐ฏ๐š๐จ๐ณ๐š๐ง๐š"

Manasa anao izahay hanatrika ity ady hevitra ity, hiresahana ny toerana, ny andraikitra ary ny fanamby atrehin'ny tanora amin'ny fiainana politika !

Mpandray anjara :
๐Ÿ”น ๐€๐๐ƒ๐‘๐ˆ๐€๐Œ๐€๐๐€๐“๐„๐๐€ ๐‡๐ž๐ซ๐ข๐ณ๐จ : Mpitondra teninโ€™ny GEN Z Madagasikara
๐Ÿ”น ๐‘๐€๐ƒ๐Ž ๐๐š๐ญ๐ซ๐ข๐œ๐ค ๐’๐ญ๐ž๐ฉ๐ก๐š๐ง๐จ : Sekretera jeneralin'ny Vovonanโ€™ny tanora ho anโ€™ny fanovana sy fanorenana
๐Ÿ”น ๐…๐Ž๐๐“๐€๐ˆ๐๐„ ๐Œ๐š๐ฑ ๐€๐ง๐๐ซ๐จ๐ง๐ข๐ซ๐ข๐ง๐š : Tanora mpandraharaha, minisitry ny tontolo iainana sy ny fandrosoana lovain-jafy teo aloha
๐Ÿ”น ๐‘๐€๐‹๐„๐•๐€๐’๐Ž๐ ๐‡๐š๐ซ๐ฒ ๐“๐ข๐š๐ง๐š : Tale jeneralin'ny fandrindrana ny fanavaozana
๐Ÿ”น ๐†๐€๐’๐‚๐€๐‘ ๐…๐ž๐ง๐จ๐ฌ๐จ๐š : Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina

๐Ÿ“† Ny zoma 12 desambra 2025 amin'ny 9 ora sy 45 minitra ao amin'ny QG Tanora Ankorondrano.

๐Ÿšฉ Azonao arahina mivantana eto amin'ny pejy Facebook Studio Sifaka ihany koa.

--------------------------

"๐‹๐ž๐ฌ ๐ฃ๐ž๐ฎ๐ง๐ž๐ฌ ๐ž๐ญ ๐ฅ๐š ๐ซ๐ž๐Ÿ๐จ๐ง๐๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง"

Participez ร  notre dรฉbat public sur la place, les responsabilitรฉs et les dรฉfis des jeunes dans la vie politique !

Intervenants :

๐Ÿ”น ๐€๐๐ƒ๐‘๐ˆ๐€๐Œ๐€๐๐€๐“๐„๐๐€ ๐‡๐ž๐ซ๐ข๐ณ๐จ : Porte-parole de la GEN Z Madagascar
๐Ÿ”น ๐‘๐€๐ƒ๐Ž ๐๐š๐ญ๐ซ๐ข๐œ๐ค ๐’๐ญ๐ž๐ฉ๐ก๐š๐ง๐จ : SG du Vovonanโ€™ny Tanora ho anโ€™ny Fanovana sy Fanorenana
๐Ÿ”น ๐…๐Ž๐๐“๐€๐ˆ๐๐„ ๐Œ๐š๐ฑ ๐€๐ง๐๐ซ๐จ๐ง๐ข๐ซ๐ข๐ง๐š : Jeune entrepreneur, ancien ministre de lโ€™Environnement et du Dรฉveloppement durable
๐Ÿ”น ๐‘๐€๐‹๐„๐•๐€๐’๐Ž๐ ๐‡๐š๐ซ๐ฒ ๐“๐ข๐š๐ง๐š : DG de la Coordination de la Refondation
๐Ÿ”น ๐†๐€๐’๐‚๐€๐‘ ๐…๐ž๐ง๐จ๐ฌ๐จ๐š : Ministre de la Communication et de la Culture

๐Ÿ“† Vendredi 12 dรฉcembre 2025 ร  09 h 45 au QG Tanora Ankorondrano

๐ŸšฉEn direct sur la page Facebook : Studio Sifaka

03/12/2025

ยซ Inona tokoa moa ny mahazava-dehibe ny famakiana boky ho anโ€™ny zaza sy ny ankizy ? ยป
๐Ÿ“š๐Ÿ“–Ho valianโ€™i Andrea Razafi, mpanoratra, amintsika ao anatinโ€™ity fandaharana novokarinay JRC eto Analamanga ity izany. ๐Ÿ““

24/09/2025

"ร€ l'occasion de la Journรฉe internationale de la paix, le 21 septembre, nous, Juniors Reporters Club Antananarivo, avons participรฉ ร  une marche pour la paix." โ˜€๏ธ
Pourquoi ?
Parce que la paix, cโ€™est plus quโ€™un mot. Cโ€™est la force qui nous permet de rรชver, de grandir, et de construire un avenir meilleur. Cโ€™est la tolรฉrance, le respect, et lโ€™amitiรฉ entre nous. ๐Ÿซตโ˜ฎ๏ธ
"La promotion de la paix est au cล“ur de notre mission de Reporter Juniors Clubs."
Imagine un monde oรน chacun รฉcoute lโ€™autre, oรน les diffรฉrences sont une richesse. C'est รงa notre conviction : la paix commence par de petits gestes, dans nos รฉcoles, dans nos familles, et entre amis. Alors, ensemble, soyons des artisans de la paix.
Agissons, parlons, et vivons la paix.
Parce que c'est nous, la gรฉnรฉration de demain๐Ÿงšโ€โ™‚๏ธ

Reporters Club

SIFAKA

Alarobia indray ny andro.๐Ÿ•‘๐ŸŽง๐Ÿ“ข๐Ÿ“ขFotoana hanarahantsika ny fandaharanโ€™ny JRC Analamanga๐Ÿซฒ๐Ÿซฒ๐Ÿซต๐ŸซตIlaina aminโ€™ny fitaizana ny ankiz...
03/09/2025

Alarobia indray ny andro.๐Ÿ•‘๐ŸŽง
๐Ÿ“ข๐Ÿ“ขFotoana hanarahantsika ny fandaharanโ€™ny JRC Analamanga

๐Ÿซฒ๐Ÿซฒ๐Ÿซต๐ŸซตIlaina aminโ€™ny fitaizana ny ankizy ve ny kapoka ? Ahoana hoy ny hevitry ny olona, ary ahoana hoy ny mpanabe matihanina ?
Izay no lohahevitra resahinโ€™ny JRC Analamanga ao aminโ€™ny fandaharana anio.
Aza adinoina ny fotoanantsika ao aminโ€™ny Radio TANA 94.4 sy RNA 95.2, rehefa avy eo aminโ€™ny 2 ora tolakandro

25/08/2025

Salama daholo indray ๐Ÿ–ฅ๐Ÿ“ฒ๐Ÿ“ฒ

๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข๐Ÿ“ขIty ndray ary ny fandaharana manaraka novokarinโ€™ny JRC Analamanga e
Hiresaka momba ny sakafo indray isika amin'ity fandaharana andiany faha efatra ity.

๐ŸŽง๐ŸŽงAza adino ihany koa ny mihaino anay ao aminโ€™ny RNA 95.2 FM sy RTA 94.4 FM isaky ny alarobia voalohany sy fahatelonโ€™ny volana an, ๐Ÿ•‘๐Ÿ•‘๐Ÿ•‘๐Ÿ•‘aminโ€™ny 2 ora tolakandro

18/07/2025

Salama daholo indray ๐Ÿ–ฅ๐Ÿ“ฒ๐Ÿ“ฒ
Toy ny ahoana ary ny tantaranโ€™ireo ankizy mianatra eny aminโ€™ny Akamasoa eny ? ๐ŸŽฏ
Andao ho fantarintsika ato anatinโ€™ny fandaharana androany.๐Ÿš๐Ÿ›ต๐Ÿšƒ๐Ÿ›ฅ
๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข๐Ÿ“ขIty ndray ary ny fandaharana manaraka novokarinโ€™ny JRC Analamanga e
Aza adino ihany koa ny mihaino anay ao aminโ€™ny RNA 95.2 FM sy RTA 94.4 FM isaky ny alarobia voalohany sy fahatelonโ€™ny volana an, ๐Ÿ•‘๐Ÿ•‘๐Ÿ•‘๐Ÿ•‘aminโ€™ny 2 ora tolakandro

Excellente nouvelle !๐Ÿฅณ En plus de la radio RNA FM 95.2, notre รฉmission JRC Analamanga est maintenant diffusรฉe sur la rad...
15/07/2025

Excellente nouvelle !๐Ÿฅณ

En plus de la radio RNA FM 95.2, notre รฉmission JRC Analamanga est maintenant diffusรฉe sur la radio RTA, FM 94.4 ร  partir de demain, le 3 juillet 2025.
Rendez-vous donc chaque premier et troisiรจme mercredi du mois ร  14h,๐Ÿ“บ๐Ÿ•‘

Restez connectรฉs et nโ€™oubliez pas de liker notre page pour ne rien manquer !๐Ÿคฉ

Vaovao mahafinaritra manarakaaaaa ๐Ÿฅณ๐Ÿฅณ

Ankoatranโ€™ny ao aminโ€™ny Radio RNA FM 95.2, dia azontsika arahina ao aminโ€™ny RTA Radio, FM 94.4 ihany koa manomboka izao ny fandaharanay JRC Analamanga.

Isaky ny Alarobia voalohany sy fahatelon'ny volana ary ny fotoanantsika amin'ny 2ora tolakandro. Rahampitso 03 jolay 2025 ary ny fotoanantsika.๐Ÿ“บ๐ŸŽ™

Araho tsy tapaka ihany koa ny pejy ๐ŸŽฌ๐ŸŽฏ

Vaovao mahafinaritra ho antsika mpanaraka anayโ˜€๏ธAzontsika arahina amin'ny Radio RNA, FM 95.2 manomboka izao ny fandahara...
02/07/2025

Vaovao mahafinaritra ho antsika mpanaraka anayโ˜€๏ธ
Azontsika arahina amin'ny Radio RNA, FM 95.2 manomboka izao ny fandaharana izay vokarin'ny JRC Analamanga๐ŸŽง๐ŸŽฌ๐Ÿ“ธ๐Ÿ“ป

Isaky ny Alarobia voalohany sy fahatelon'ny volana ary ny fotoanantsika amin'ny 2ora tolakandro manomboka anio 02 jolay 2025๐Ÿ˜

Araho tsy tapaka ihany koa ny pejy๐Ÿคฉ

Address

Antananarivo
Antananarivo
101

Telephone

+261342100017

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when JRC Analamanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share