23/02/2026
Vendredi 20 février 2026, Fokontany Maibahoaka Ivato,
Quelques mois après leur consultation ophtalmologique, nos aînés, membres de notre association, ont enfin reçu des lunettes qui vont transformer leur quotidien. Grâce à cette aide, leur vision s'améliore considérablement, leur offrant la possibilité de retrouver une autonomie précieuse dans leurs gestes de tous les jours. Plus encore, ces lunettes leur permettent de lutter contre le sentiment d'isolement souvent causé par une vue dégradée, leur redonnant ainsi une part de lumière et de confiance en eux.
Volana vitsivitsy taorian'ny fizahana maso, ireto zokiolona mpikambana ao amin'ny fikambanana Valim-babena dia nahazo solomaso izay hanova tanteraka ny fiainany andavanandro. Hihatsara ny fahitan'izy ireo, ka hanome azy ireo fahafahana hamerina ny fahaleovantena amin'ny asa aman-draharaha andavanandro. Ankoatr’izany, ireo solomaso ireo dia hanampy azy ireo hifandray amin'ny fiaraha-monina sy hiala amin'ny fahatsapana ho irery izay matetika ateraky ny fahaverezan'ny fahitana, hanome azy ireo hazavana sy fahatokisana indray.
Valim-babena Assoc
Dr. Agarwals Eye Hospital, Madagascar
Association Fifaliana Indray
Vaniala Madagascar