Mpiandalana - Fileovana Ampahibe CV

Mpiandalana - Fileovana Ampahibe CV 💪 Miray hiana,Voafidy.

🌟 Manam-pahasiana, Tsy miamboho adidy.

🤝 Vonona hizara ny mamy hatrany

Fifaliana ho anay koa ny manasa an'ise hanatrika ity fotoana ity hatrany ! Tànana havia
17/06/2026

Fifaliana ho anay koa ny manasa an'ise hanatrika ity fotoana ity hatrany ! Tànana havia

Manasa antsika rehetra ! hanatrika ny fampiratiana sy afom-pifaliana izay atao ny 25 Jona  ho avy izao  atao eo amin'ny ...
17/06/2026

Manasa antsika rehetra ! hanatrika ny fampiratiana sy afom-pifaliana izay atao ny 25 Jona ho avy izao atao eo amin'ny chapelle militaire Ampahibe ! tongava maro ho fanohanana ny fivondronana faha CV!
Tsy misy vidim-pidirana

miarahaba antsika rehetra nahavita ny rodorodo faritany ny 30 aprily ka hatramin'ny 3 may misaotra ny zokiolona sy ny ra...
03/05/2026

miarahaba antsika rehetra nahavita ny rodorodo faritany ny 30 aprily ka hatramin'ny 3 may
misaotra ny zokiolona sy ny ray aman-dreny ary ny fokonolona tsirairay izay nahavita hatramin'ny farany ny rodorodo

Aoka hazava eo imason'ny olona toy izany koa ny fahazavanareo,mba ahitany ny asa soa ataonareo ka hankalazany ny Rainareo any an-danitra


02/05/2026

Fokonolona Jean Bart


02/05/2026

Fokonolona Joel RAKOTOMALALA


Indro ary ny adian-tsary vitsy tamin'ny rodorodo faritra Avo " Avôzina"⚜️📸
18/03/2026

Indro ary ny adian-tsary vitsy tamin'ny rodorodo faritra Avo " Avôzina"⚜️📸

Vita soa aman-tsara ny rodorodo AVaOzina. Misaotra ireo zandry kely nilalao sady misaotra ireo RAD nandefa ireo beazina ...
15/03/2026

Vita soa aman-tsara ny rodorodo AVaOzina. Misaotra ireo zandry kely nilalao sady misaotra ireo RAD nandefa ireo beazina . @ faritany indray manohy ny dia

12/03/2026
28/02/2026


Fileovana CV


Tily Analamanga Afovoany

28/02/2026


- Fileovana Ampahibe


Tily Analamanga Afovoany

Address

Ampahibe Betongolo
Antananarivo
101

Opening Hours

Saturday 14:30 - 17:30
Sunday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mpiandalana - Fileovana Ampahibe CV posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share