Fileovana Andry Androndra 24-ème

Fileovana Andry Androndra 24-ème Fileovana Andry Androndra, mijoro amin'ny maha izy azy tsy miova, sedrain'ny fakam-panahy io tsy miova, matanjaka vatana saina fanahy , sahy sahy sahy

Lasy fanavaozana 🚩| 29-30-31 May 2026 🗓️| Ambohipeno 📌Tatitra antsary vitsivitsy ny niainan'ny Fileovana ny lasy. Tao ny...
01/06/2026

Lasy fanavaozana 🚩| 29-30-31 May 2026 🗓️| Ambohipeno 📌

Tatitra antsary vitsivitsy ny niainan'ny Fileovana ny lasy. Tao ny ara-pihetsepo, ara-batana ary ny ara-panahy nihain'ny mpilasy🔥
Nisy vokatra tsara ny lasy ary hita eny amin'ny endriky ny rehetra izany.

Fileovana Andry Androndra 24-ème

Zokin'ny Mpiandalana Fileovana Andry Androndra 24-ème 😎
01/06/2026

Zokin'ny Mpiandalana Fileovana Andry Androndra 24-ème 😎

🔥
01/06/2026

🔥

"mpirahalahy mianala,ireto tokiko izaho tokiny"Mirary fety sambatra hoantsika rehetra 🍕🍗
24/05/2026

"mpirahalahy mianala,ireto tokiko izaho tokiny"
Mirary fety sambatra hoantsika rehetra 🍕🍗

27/04/2026

«Fa izao no sitrapon'ny Raiko, dia ny hahazoan'izay rehetra mijery ny Zanaka ka mino Azy fiainana mandrakizay; ary Izao hanagana azy amin'ny andro farany.»

~ Jaona 6:40 ~

26/04/2026

“Fa na dia tsy mamontsina aza ny aviavy, Ary tsy misy voany ny voaloboka, Na dia mahadiso fanantenana aza ny oliva, Ary tsy mahavokatra ny saha, Na dia vonoina aza ny ondry ao amin'ny vala, Ary tsy misy omby ao am-pahitra, Nefa izaho dia mbola hifaly amin'i Jehovah ihany sy hiravoravo amin'Andriamanitry ny famonjena”

~Habakoka 3:17-18~



“Ny skoto dia olona miezaka sy mazoto manao ny tsara; tsy tokony hijanona ho mpijery fotsiny izy na hionona amin'ny hoe ...
24/04/2026

“Ny skoto dia olona miezaka sy mazoto manao ny tsara; tsy tokony hijanona ho mpijery fotsiny izy na hionona amin'ny hoe tsara fanahy ihany”.

~Baden Powell~

Ny mpanabe Tily na ko antsoina hoe Mpiandraikitra Tily dia anisan'ny misahana ny fanabeazana ireo beazina ao aminy🔥Ato a...
21/04/2026

Ny mpanabe Tily na ko antsoina hoe Mpiandraikitra Tily dia anisan'ny misahana ny fanabeazana ireo beazina ao aminy

🔥Ato amin'ny sampana mena Tily na ko hoe Mpiandalana, ireo Mpiandraikitra dia hatsoina hoe Zokiolona. Izay misahana feno ny fanabeazana ireo zatovolahy 16 taona no miakatra mba ho tonga vavolombelon'i Kristy, ho Olom-pirenena vanona ary ho Andrin'ny fianakaviana izay tanterahana amin'ny fomba skoto.

📌Indro ary aseho antsika ireo Zokiolona ato amin'ny Fileovana Andry Androndra sy ireo andraikitra sahaniny ao amin'ny sampana mena akotran'ny fanabeazana.

Miakatra hatrany ny lenta r'ise ah😋🔥Toy izao indray ary ny tatitra an-tsary ny fivoriana androanyLohahevitra :Formation ...
18/04/2026

Miakatra hatrany ny lenta r'ise ah😋🔥

Toy izao indray ary ny tatitra an-tsary ny fivoriana androany

Lohahevitra :Formation d’initiation à Arduino

👉Acquisition des compétences fondamentales en programmation embarquée, en automatisme et en robotique à travers des applications pratiques



Tily eto Madagasikara

Paozin'ise ilay miafina tsara amin'ilay tsy hita maso😂Mamy ny anie ilay manao Tily eh🥰 tsikitsiky ihany eny tsika ihany,...
17/04/2026

Paozin'ise ilay miafina tsara amin'ilay tsy hita maso😂

Mamy ny anie ilay manao Tily eh🥰 tsikitsiky ihany eny tsika ihany, fiainampifaliana hatrany

Address

Androndra
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fileovana Andry Androndra 24-ème posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share