05/08/2025
🇲🇬 Inona ny Mada Youth Voices ?
Hetsika natomboky ny tanora teto Madagasikara tamin’ny taona 2024 ary miparitaka manerana an’i Afrika.
Manome kilasy maimaimpoana amin’ny teny frantsay sy anglisy izahay ho an’ny ankizy izay tsy afaka manaraka lesona manokana, anisan’izany ireo ankizy manana ny trisomie 21.
Amin’ny alalan’ny famoronana, ny fahaiza-miara-miaina ary ny kolontsaina malagasy, ataonay mahafinaritra sy manan-danja ny fianarana.
Mino izahay fa manokatra lĂ lana ny fiteny, ary mendrika hahazo izany fahafahana izany ny ankizy tsirairay.
🇺🇸 What is Mada Youth Voices?
A youth-led movement born in Madagascar in 2024 and expanding across Africa.
We offer free French and English classes to children who don’t usually have access to private lessons, including children with Down syndrome.
Using creativity, empathy, and local culture, we make learning joyful and meaningful.
We believe that language opens doors, and every child should have that chance.
🇫🇷 C’est quoi Mada Youth Voices ?
Un mouvement porté par des jeunes, né à Madagascar en 2024 et qui s’étend en Afrique.
Nous proposons des cours gratuits de français et d’anglais à des enfants qui n’ont pas facilement accès à des cours particuliers, y compris les enfants trisomiques.
Avec créativité, empathie et culture locale, nous rendons l’apprentissage joyeux et porteur de sens.
Nous croyons que la langue ouvre des portes, et que chaque enfant mérite cette chance.