19/06/2026
🇲🇬 Hotahina miotra anie ianao eo anivon’ny lehilahy sy ny vehivavy rehetra.
Jesosy anie hanohana sy hampahery ary homba anao amin’izay rehetra ataonao.
Ny fahasoavany sy ny fiadanany ary ny fitiavany anie hitoetra aminao anio sy mandritra ny androm-piainanao. 🙏✨❤️
🇫🇷 Que tu sois richement béni(e) parmi les hommes et les femmes.
Que Jésus te soutienne, te fortifie et t’accompagne dans tout ce que tu entreprends.
Que Sa grâce, Sa paix et Son amour demeurent sur toi aujourd’hui et chaque jour de ta vie. 🙏✨❤️