26/08/2026
SALON DE LâĂTUDIANT 2026 â UNIVERSITĂ DâANTANANARIVO
Ho anareo izay nahazo ny Bacc, misokatra eo anoloanareo izao ny toko vaovao iray eo aminâny lalanâny fianarana. Dingana lehibe ny fisafidianana ny filiĂšre sy ny parcours izay hifanaraka aminâny tanjona sy ny vinanareo aminâny ho avy. Maro ireo safidy azo isafidianana, saingy samy manana ny fepetra takiany, ny toetra mampiavaka azy ary ny sehatra matihanina ahafahany mitondra. Noho izany, tsara ny mandinika sy mikaroka mialoha, mba hahafahana misafidy ny lalana akademika sy professionnel tena mifanaraka aminareo.
âĄïžAza adino ary! Ny 03 sy 04 Septambra 2026 ho avy izao, eny aminâny Esplanade Ankatso, no hanatanterahana ny Salon de lâĂtudiant 2026. Ahafanareo mamaly izany rehetra izany,izay hanomananareo ny hoavianareo
"Izay adala no toa an-drainy"