21/06/2025
❤️⚽ FIMPISAVA - TOURNOI SAVA
VANILLE ⚽❤️
👉 FIMPIZAIH - AS VOHÉMAR
Resadraha latsaka antanana - allô samy anohagna ekipa nazy ary atsika hagnafana ny ambiance ntsika.
Ekipa samby vognono Ary samby nilokaloka fa angala ny ambora amin'ity taogno ity.
Ataova pariage nao amn sisiny ary tsisy problème zagny zay sakinao sakinay avy ato amin'ny FIMPIZAIH.
HAFATRA HOANTSIKA ZANAK'IHARANA (VOHÉMAR) :
Tongava maro, tohana ny ekipa ntsika
Mitondrasa kobilagny na barika tsy magnino amzay magnena tsara 😀
Aza adigna fa misy concours meilleur spectateur mandritrany tournoi ty, zay spectes tegna magnajima amn ambiance mahazo loka spécial avy amin'ny mpikarakara.
AVY MASIAKA HOAZAH I RAH TY
AZA MAGNEKY TANTARANOLO VANDY
SINTRANY MAHITA MASO
Fimpisava Antananarivo
Apnv Fimpitefa Vontovorona
AJESA Zanaka Sambava
Aeutna Antananarivo
FIMPIZAIH Tana
Ajiart Tana
Fitefa Antananarivo
Fitesava Barikadimy Toamasina