Mpamakilain'I M/kara Fiv Fpvm Fr-Mg TFA

Mpamakilain'I M/kara Fiv Fpvm Fr-Mg TFA Scout FPVM Franco- Malagasy Teny Fiainana Analamahintsy

Sur l'honneur de Ma vie je t'appartiens Seigneur Roi des promesses guide mes mains 💪⚜️Repose en paix SIFAKA KINGA 🙏
29/09/2025

Sur l'honneur de Ma vie je t'appartiens
Seigneur Roi des promesses guide mes mains 💪⚜️

Repose en paix SIFAKA KINGA 🙏

⚜️ Hanoa ny lalana sy fanekena re ahh⚜️
07/05/2025

⚜️ Hanoa ny lalana sy fanekena re ahh⚜️

🎉 FANASANA OFISIALY 🎉Arahaba am-pitiavana sy am-pirahalahiana, ry Mpamakilay! 🤝🔥Manasa antsika fivondronana rehetra, tsy...
04/05/2025

🎉 FANASANA OFISIALY 🎉
Arahaba am-pitiavana sy am-pirahalahiana, ry Mpamakilay! 🤝🔥

Manasa antsika fivondronana rehetra, tsy ankanavaka izahay amin’ny:
✨ Fanekena ho Mpanabe
📜 Fanolorana Tonia
🎗️ Fanokanana ny Fivondronanay

📍 Sabotsy 10 Mey 2025
📌 FPVM Franco-Malagasy, teny Fiainana Analamahintsy
🕘 Manomboka amin’ny 9 ora maraina

📩 Ity hafatra ity no solon’ny fanasana ofisialy ho an’ireo izay mety tsy naharay fanasana mivantana (izay hialanay tsiny indrindra 🙏).
Mankasitraka indrindra amin’ny fifanotronana, ary manantena ny fahatongavantsika rehetra, tsy ankanavaka 💚

🎶 Aorian’ny lanonana dia hisy fiderana sy sareba lehibe, izay andraisantsika isam-pivondronana anjara am-pirahalahiana sy am-pifaliana 🎤🎉

👉 Dia manantena an'ise ho avy e !

Alimbavaka ho an'ny Fanokanana ⚜️Apetrakay feno eo antanan'ilay Jesosy Zokinay 🙏
29/04/2025

Alimbavaka ho an'ny Fanokanana ⚜️

Apetrakay feno eo antanan'ilay Jesosy Zokinay 🙏

🌟 ÊTRE SCOUT, ÇA CHANGE LA VIE ! VIENS DÉCOUVRIR POURQUOI ! 🏕️Hey toi ! 😎 T’as déjà entendu parler du scoutisme ? C’est ...
29/04/2025

🌟 ÊTRE SCOUT, ÇA CHANGE LA VIE ! VIENS DÉCOUVRIR POURQUOI !

🏕️Hey toi ! 😎 T’as déjà entendu parler du scoutisme ? C’est l’aventure à fond : randos, feux de camp 🔥, défis qui te boostent, tout en grandissant dans la foi et en forgeant des amitiés en or ! 🙌

Le scoutisme, c’est vivre des moments uniques, apprendre à être solide et répandre des bonnes vibes avec des valeurs chrétiennes.Verset : "Instruis l’enfant selon la voie qu’il doit suivre, et quand il sera vieux, il ne s’en détournera pas." (Proverbes 22:6)🎉

Envie de plonger dans l’aventure ? Rejoins-nous pour la Consécration du MiM TFA le 10 mai 2025 ! 🗓️ Ce sera LE moment pour découvrir l’esprit scout, rencontrer notre communauté et voir comment Dieu agit à travers ce mouvement. Curieux ou prêt à te lancer ? Cet événement est fait pour toi ! 🚀Comment participer ?

Réagis avec ❤️ ou commente "Je viens !"

Partage ce post pour inviter tes amis à l’aventure !

Envoie-nous un message pour plus d’infos sur l’événement.

🌍 Pourquoi venir ?

Le scoutisme, c’est grandir en Christ tout en vivant des expériences qui marquent.
La consécration du MiM TFA, c’est TON occasion de rejoindre le mouvement !

"Tout ce que vous faites, faites-le de bon cœur, comme pour le Seigneur." (Colossiens 3:23)

❤️🙏

🌟 *Vaovao mbola tsy nisy tao anatin'ny 60 taona r’ise aaa !* 🌟Faly manasa an'ise izahay ho amin'ny *Fanokanana Fivondron...
27/04/2025

🌟 *Vaovao mbola tsy nisy tao anatin'ny 60 taona r’ise aaa !* 🌟

Faly manasa an'ise izahay ho amin'ny *Fanokanana Fivondronana*, *Fanekena Mpanabe*, ary *Fanolorana Tonia* ao amin'ny *FPVM Franco-Malagasy Teny Fiainana Analamahitsy* 🎉.

📅 *10 Mey 2025*
🕘 *Manomboka @ 9 ora maraina*
📍 *FPVM Teny Fiainana Analamahitsy*

⭐ Hisy *Sareba lehibe*, *Fiderana miredareda*, ary *Varotra sakafo @ vidiny mirary* 🍛🍰 !

⛺ Anisan'ny fiaraha-mientana sy hafaliana lehibe indrindra amin'ny tantaran'ny Fivondronantsika ity !
Tsy ho diso anjara amin'ny fahasoavana sy fifaliana ry zareo ahh ! 🎶🕊️

🌸⛺ *Efa miandry an'ise izahay* ! 🌸⛺Tongava daholo eeee

Address

Analamahintsy
Antananarivo
101

Telephone

+261342858252

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mpamakilain'I M/kara Fiv Fpvm Fr-Mg TFA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Mpamakilain'I M/kara Fiv Fpvm Fr-Mg TFA:

Shortcuts

Share