13/08/2026
đ˘ Vaovao lehibeâźď¸
đ Any Vatomandry no anatanterahana ny fivoriambenâny Kiadin'i Madagasikara aminâizao fotoana izao izay sady ifidianana indray izay Filoha Iombonana hitantana ny KIM ao anatinâny Telo taona manaraka
đłď¸Voafidy taminâizany fifidianana izany i OKAPI Droit, izy indray no hitantana ny Kiadinâi Madagasikara hatraminâny 2029 raha i SIFAKA Mandinika no nitantana izany teo aloha
â
Raha tsiahivina dia izy ihany koa no Filohanâny Firaisanâny Skotisma Eto Madagasikara-Manabe Zazalahy, Scouts Madagasikara nanomboka ny 22 Febroary 2026 hatraminâny 22 Febroary 2027
đ Mirary soa sy mitrotro am-bavaka azy isika, hahavita be aminâny andraikitra sahaniny izy