10/08/2026
MISE À JOUR
Efa vita ny analyse ka eo amin'ny partie génitale sy ny vavany nonmahazo azy, noraisin'ny association rahavavy Gasy Mobilisation pour les Animaux-GMA ny tohin'ny fitsaboana azy , ampahany ihany no afaka nataonay ka manentana antsika hatrany ho SOLIDAIRE amin'ny fanampiana ireo biby tsy misy mpiahy mila fitsaboana.
Mankasitraka indrindra tompoko amin'ny fanampiana izay nataonareo sy izay mbola hataonareo 🙏 .
🚨APPEL À L'AIDE 🚨
Somary kivy ihany indraindray nefa iza moa no afaka hisolo vava sy hanampy ireto naman-tsika tsy misy mpiahy ireto raha tsy isika "bienveillants " ihany.
Efa aman-taonany ny association Little Paw Madagascar no tsy nagataka fanampiana intsony momban'ny fitsaboana biby, fa androany indray satria tsy afaka ny hitazana fotsiny dia somary voatery nanao ny adidy masina ka mangataka fanampiana amin-tsika tia biby sy tsara fanahy hanampiana ity alika voan'ny ity , efa déshydraté be izy no natao analyse, hospitalisée, snn...miandry valin'ny analyse.
Nandray ny andraikitra tandrifiny ny association.
Mvola : +261343077779 trésorière Élodie Fenosoa.
🚨 URGENCE VITALE / APPEL À L’AIDE 🚨
Parfois, on se sent seuls face à l’épreuve…
Mais si nous, "les bienveillants, Les doglovers, les animallovers..", ne tendons pas la main, qui le fera pour ces êtres sans défense ?
"Little Paw Madagascar", qui pourtant n'avait plus sollicité de soutien financier depuis ces dernières années, se trouve aujourd'hui dans une situation extrêmement précaire pour sauver un chien..
Parce qu’on n'a pas le choix. Parce qu’on ne peut pas laisser ce chien souffrir.
👉 Après diagnostic à vue, ce chien a une tumeur.
Il est déshydraté, affaibli, hospitalisé sous perfusion...
Les analyses sont en cours, mais chaque minute compte.
Sans vous, c’est sa vie est en jeu.
ILS ONT BESOIN DE VOUS. MAINTENANT.
👉Le moindre don sauve une vie.
👉Mobile Money : +261 34 30 77 779
Trésorière : Élodie Fenosoa
🙏 Partagez, donnez, agissez.
Ils comptent sur nous. Ne les laissons pas tomber. ❤️
Misaotra tompoko 🙏 034 30 777 79