05/10/2026
๐๐งน ๐-๐ฑ ๐๐ฉ๐ข๐กโ๐ก๐ฌ ๐๐๐ก๐๐๐๐๐ญ๐๐ก๐ ๐ก๐ฌ ๐ช๐ข๐ฅ๐๐ ๐๐๐๐๐ก ๐จ๐ฃ ๐๐๐ฌ
โNDAO HANADIO! ๐
โณ 5 andro sisa dia hihaona isika aminโny World Cleanup Day Madagascar 2026!
Tsy fanadiovana fotsiny ny hataontsika, fa hetsika iombonana ho anโny tontolo iainana madio sy maharitra. ๐ฑโป๏ธ
Fotoana iray hiarahana mandray andraikitra, hanentanana ny hafa ary hanehoana fa rehefa samy mandray anjara isika dia afaka mitondra fiovana. ๐ค๐
๐
10 Oktobra 2026
๐ Atsimomparihy, Ambohidratrimo
โฐ Fahatongavana: 7h45 maraina
andao hanadio mba ho tontolo mahasalama! ๐งค๐งน
๐ Samy manana anjara aminโny fiarovana ny tontolo iainana isika.