ONG ILO

ONG ILO Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ONG ILO, Non-Governmental Organization (NGO), Antananarivo.

Fondée avec une vision de transformation sociale, l'ONG Inclusion and Legacy for natiOn (ILO) se dévoue à construire un avenir où inclusion, égalité et impact durable s'entrelacent harmonieusement.

🇲🇬 Nandritra ny famaranana ny Andro Manerantanin’ny Asa‑tanana dia nampifandray ny hery ny ONG ILO sy ny Ministeran’ny F...
23/06/2026

🇲🇬 Nandritra ny famaranana ny Andro Manerantanin’ny Asa‑tanana dia nampifandray ny hery ny ONG ILO sy ny Ministeran’ny Fizahantany sy ny Asa‑tanana tamin’ny alalan’ny fifanarahana vaovao izay mikendry ny hanamafy ny sehatry ny "vannerie" eto Madagasikara.
Amin’ny alalan’ny tetikasa RANDRANA, ny fiaraha‑miasa dia mikendry ny hanatsara ny fahaizan’ny mpanao asa‑tanana, hampiroborobo ny fanavaozana ary hanome lanja ny lova ara‑kolontsaina. Ny tanjona dia ny hampitombo ny fahitana iraisam‑pirenena ny vokatra malagasy, indrindra eo amin’ny sehatry ny fizahantany ara‑kolontsaina, ary hanome sehatra ho an’ny tanora sy ny vehivavy hidirana amin’ity sehatra ity.
Ity fifanarahana ity dia porofo mazava fa misy finiavana iombonana hanangana asa‑tanana maharitra, izay ho lasa hery manosika ny fandrosoana ara‑toekarena sy ny fanehoana ny maha‑izy azy ara‑kolontsaina.
------
🇫🇷Lors de la clôture de la journée mondiale de l'artisanat, l’ONG ILO et le Ministère du Tourisme et de l'Artisanat - Madagascar ont signé une convention qui marque une étape importante pour le développement du secteur de la vannerie à Madagascar. À travers le projet RANDRANA, ce partenariat vise à structurer la filière, renforcer les capacités des artisans et promouvoir l’innovation tout en valorisant un savoir-faire ancestral.
En s’appuyant sur la richesse culturelle et la créativité locale, cette initiative ambitionne de donner une visibilité accrue aux créations malgaches sur la scène internationale, tout en favorisant l’inclusion des jeunes et des femmes dans une filière porteuse. Ce rapprochement illustre la volonté commune de bâtir un artisanat durable, vecteur de rayonnement culturel et de développement économique.

📢 Clôture de la phase I du Projet EFijery. Du 18 mars au 22 avril 2026, Masindray a franchi une étape clé d’inclusion nu...
23/04/2026

📢 Clôture de la phase I du Projet EFijery.
Du 18 mars au 22 avril 2026, Masindray a franchi une étape clé d’inclusion numérique.

Près de 50 bénéficiaires : 25 femmes auto‑entrepreneures et 25 jeunes ont été formés aux outils digitaux, au marketing en ligne et aux usages responsables du numérique.

🎯 Résultats :
- Autonomisation des femmes grâce au digital
- Nouvelles perspectives éducatives et professionnelles pour les jeunes
- Premiers jalons d’une culture numérique responsable

🤝 Nos remerciements vont à Semlex for Education et à la commune rurale de Masindray pour leur appui.

🙏 Nos félicitations aux participants pour cette première étape et nos sincères remerciements pour les produits agricoles offerts à l’équipe, geste de solidarité et de reconnaissance.

Cette phase I s’achève, mais ouvre déjà la voie à la phase II, signe d’une collaboration durable et d’un engagement renforcé pour l’inclusion numérique en milieu rural.

---

📢 Famaranana ny dingana voalohany ny Tetikasa EFijery .
Tamin’ny 18 Martsa ka hatramin’ny 22 Aprily 2026, Masindray dia nahavita dingana lehibe amin’ny fampidirana ny nomerika.

Olona 50: vehivavy mpandraharaha madinika 25 sy tanora 25 (13–22 taona) no nahazo fiofanana momba ny fitaovana nomerika, ny varotra an-tserasera sy ny ho tompon'andraikitra ara-teknolojia.

🎯 Vokatra azo:
- Fanamafisana ny fahaleovan-tenan’ny vehivavy amin’ny alalan’ny nomerika
- Fanokafana làlana vaovao ho an’ny tanora amin’ny sehatra fianarana sy asa
- Fametrahana fototra ho an’ny kolontsaina nomerika tompon’andraikitra

🤝 Misaotra manokana ny Semlex for Education sy ny Kaominina ambanivohitra Masindray noho ny fanohanana.

🙏 Miarahaba ny mpandray anjara nahavita soa aman tsara ny dingana voalohany Ary misaotra tamin’ny vokatra ara‑pambolena natolotra ho an’ny ekipa, mariky ny firaisankina sy fankasitrahana.

Ity dingana voalohany ity dia vita, saingy manokatra sahady ny làlana ho amin’ny dingana faharoa, famantarana ny fiaraha‑miasa maharitra sy ny fanamafisana ny adidy ho amin’ny fampidirana nomerika eny ambanivohitra.

🌐 Les jeunes au cœur du programme EFijeryAvec son programme « Inclusion et citoyenneté numérique pour les jeunes », l’ON...
10/04/2026

🌐 Les jeunes au cœur du programme EFijery

Avec son programme « Inclusion et citoyenneté numérique pour les jeunes », l’ONG ILO réaffirme une conviction forte : l’inclusion numérique est un droit pour tous.

👉 Pourtant, en milieu rural, l’accès et surtout l’appropriation des outils numériques restent un véritable défi.

Face à une digitalisation qui s’accélère au niveau national, il devient essentiel d’accompagner les utilisateurs pour qu’ils puissent en tirer pleinement profit.

🎯 À travers le projet EFijery, deux cibles principales sont au cœur des actions :
les femmes entrepreneures et les jeunes

💡 Si le numérique semble plus familier aux jeunes, ceux vivant en milieu rural restent encore peu nombreux à en maîtriser les usages.

👩‍💻 Des jeunes de 13 à 22 ans ont ainsi été accompagnés à travers plusieurs étapes :
✔️ Prise en main des outils numériques et utilisation des réseaux sociaux
✔️ Sensibilisation à l’usage responsable : bienséance en ligne, gestion de l’image, communication non violente, sécurité numérique
✔️ Développement personnel et orientation vers les métiers du numérique (prochaine étape)

🚀 Un pas de plus vers une jeunesse connectée, responsable et actrice de son avenir !
____
🌐Amin’ny alalan’ny fandaharan'asany, ny ONG ILO dia manamafy finoana iray lehibe: ny fampiasana ny tontolon'ny nomerika dia zo ho an’ny rehetra.

👉 Na izany aza, any ambanivohitra dia mbola tena fanamby ny fidirana sy indrindra ny fahaizana mampiasa fitaovana nomerika.
Manoloana ny fihazakazahan' ny fandrosoan’ny fanovana ara-nomerika eto amin’ny firenena, dia ilaina ny fanampiana ny mpampiasa mba hahafahany manararaotra tanteraka izany.

🎯 Ao anatin’ny tetikasa EFijery, vondrona roa no tena kendrena:
N vehivavy mpandraharaha sy ny tanora
💡 Raha toa ka toa manavanana kokoa an'ireo tanora ny nomerika, ho an'ireo monina any ambanivohitra kosa dia mbola vitsy no tena mahafehy ny fampiasana azy.

👩‍💻 Tanora 13 ka hatramin’ny 22 taona no efa nampiofanina tamin’ny dingana maro:
✔️ Fampiasana voalohany ny fitaovana nomerika sy ny tambajotra sosialy
✔️ Fampahafantarana momba ny fampiasana tompon’andraikitra: fitondran-tena anaty aterineto, fitantanana ny endrika, fifandraisana tsy misy herisetra, fiarovana nomerika
✔️ Fampandrosoana manokana sy fanoroana lalana mankany amin’ny asa mifandraika amin’ny nomerika (dingana manaraka)

🚀 Dingana iray hafa mankany amin’ny tanora mifandray, tompon’andraikitra ary mpandray anjara amin’ny hoaviny!

🇨🇵✨Renforcement des capacités des femmes rurales grâce au numérique✨Vendredi dernier fut dédié à un moment riche en écha...
31/03/2026

🇨🇵✨Renforcement des capacités des femmes rurales grâce au numérique✨

Vendredi dernier fut dédié à un moment riche en échanges, où les participantes ont partagé leurs expériences en tant que femmes entrepreneures, ainsi que les défis spécifiques rencontrés dans le monde rural.

Les thématiques abordées :
- La culture entrepreneuriale
- La gestion financière et le marketing simplifié pour les activités génératrices de revenus (AGR) rurales
- La gestion du budget familial

👏 Félicitations à toutes pour votre engagement et votre détermination !
____
🇲🇬✨Fanamafisana ny fahaizan’ny vehivavy any ambanivohitra amin’ny alalan’ny nomerika✨

Ny zoma lasa teo dia natokana ho fotoana nahafeno hevitra sy fifanakalozana.Nizara ny traikefany ireo mpandray anjara amin’ny maha vehivavy mpandraharaha azy, sy ireo sakantsakana manokana atrehan’ny tontolo ambanivohitra.

Lohahevitra nodinihina :
- Ny kolontsaina ara-barotra sy fandraharahana
- Ny fitantanana ara-bola sy ny asa fivelomana (AGR) any ambanivohitra
- Ny fitantanana ny tetibola ao an-tokantrano

👏 Arahabaina ianareo rehetra noho ny fandraisana andraikitra sy ny fahavononanareo!

🇨🇵✨Renforcement des capacités des femmes rurales grâce au numérique✨Vendredi dernier fut dédié à un moment riche en écha...
31/03/2026

🇨🇵✨Renforcement des capacités des femmes rurales grâce au numérique✨

Vendredi dernier fut dédié à un moment riche en échanges, où les participantes ont partagé leurs expériences en tant que femmes entrepreneures, ainsi que les défis spécifiques rencontrés dans le monde rural.

Les thématiques abordées :
- La culture entrepreneuriale
- La gestion financière et le marketing simplifié pour les activités génératrices de revenus (AGR) rurales
- La gestion du budget familial

👏 Félicitations à toutes pour votre engagement et votre détermination !
____
🇲🇬✨Fanamafisana ny fahaizan’ny vehivavy any ambanivohitra amin’ny alalan’ny nomerika✨

Ny zoma lasa teo dia natokana ho fotoana nahafeno hevitra sy fifanakalozana.Nizara ny traikefany ireo mpandray anjara amin’ny maha vehivavy mpandraharaha azy, sy ireo sakantsakana manokana atrehan’ny tontolo ambanivohitra.

Lohahevitra nodinihina :
- Ny kolontsaina ara-barotra sy fandraharahana
- Ny fitantanana ara-bola sy ny asa fivelomana (AGR) any ambanivohitra
- Ny fitantanana ny tetibola ao an-tokantrano

👏 Arahabaina ianareo rehetra noho ny fandraisana andraikitra sy ny fahavononanareo!

🇲🇬 ✨ Herinandro faharoa amin’ny fiofanana nomerika ho an’ny vehivavy mpandraharaha madinika ao amin’ny kaominina Masindr...
25/03/2026

🇲🇬 ✨ Herinandro faharoa amin’ny fiofanana nomerika ho an’ny vehivavy mpandraharaha madinika ao amin’ny kaominina Masindray ✨

Mandroso am-pifaliana ny fandaharan’asa izay mikendry ny hanome hery ny vehivavy amin’ny alalan’ny fahaiza-manao nomerika.
Mandritra ny fiofanana, ny mpandray anjara dia mianatra mampiasa fitaovana nomerika ilaina hanatsarana ny asa ataony, hampitombo ny fahitana azy eo amin’ny tsena ary hanamora ny fitantanana isan’andro.

💻 Tanjona: hanome fahaiza-manao hahafahan’ny vehivavy mampiasa ny nomerika ho motera fitomboana.
🌱 Vokatry ny fiofanana: fanohanana ny fahaleovan-tena ara-toekarena sy fanavaozana eo an-toerana.

Fisaorana sy fiderana ho an’ireo vehivavy rehetra noho ny finiavana sy ny ezaka ataon’izy ireo!
_____
🇨🇵✨ Deuxième semaine de formation au numérique pour les femmes auto-entrepreneures de la commune de Masindray ✨

Nous poursuivons avec enthousiasme ce programme dédié à l’autonomisation des femmes par le digital.
Au fil des sessions, les participantes découvrent des outils numériques essentiels pour développer leurs activités, renforcer leur visibilité et améliorer leur gestion quotidienne.

💻 Objectif : donner à chaque femme les compétences nécessaires pour transformer le numérique en véritable levier de croissance.
🌱 Impact : encourager l’indépendance économique et l’innovation locale.

Un grand bravo à toutes les participantes pour leur motivation et leur engagement !

🇨🇵✨ Première journée du projet EFijery ✨ Hier a été marqué par le lancement officiel de notre initiative dédiée à l’incl...
19/03/2026

🇨🇵✨ Première journée du projet EFijery ✨

Hier a été marqué par le lancement officiel de notre initiative dédiée à l’inclusion numérique des femmes et des jeunes dans la commune de Masindray.
Deux groupes de bénéficiaires ont rejoint cette belle aventure : 25 femmes entrepreneurs et 20 jeunes, tous motivés à renforcer leurs compétences numériques et à ouvrir de nouvelles perspectives.

🙏 Nos sincères remerciements à Semlex for Education pour leur appui précieux, ainsi qu’à la Commune de Masindray, représentée par Monsieur le Maire ANDRIANOMENJANAHARY Stella Marios, pour leur soutien et leur engagement.

Ce n’est que le début d’un chemin prometteur vers plus d’opportunités et d’autonomie grâce au numérique. 🚀
_____

🇲🇬 ✨ Andro voalohany amin’ny tetikasa EFijery ✨

Omaly ny fanombohana ofisialy ny hetsika ho an’ny fampidirana nomerika ho an’ny vehivavy sy ny tanora tao amin'ny Kaominina Masindray.
Misy vondrona roa mandray anjara amin’ity tetikasa ity : vehivavy 25 mpandraharaha sy tanora 20, samy feno finiavana hanamafy ny fahaiza-manaony amin’ny sehatra nomerika sy hanokatra làlana vaovao.

🙏 Misaotra manokana ny Semlex for Education noho ny fanohanany, ary koa ny Kaominina Masindray izay notarihin’i Atoa Ben’ny Tanàna ANDRIANOMENJANAHARY Stella Marios, noho ny fanampiana sy ny fandraisana anjara.

Ity dia vao fiandohan’ny dia manan-danja ho amin’ny fahafahana sy ny fahaleovantena amin’ny alalan’ny nomerika. 🚀

🇨🇵« Les droits des femmes ne sont pas une option, mais une nécessité. »  Le 8 mars, Journée internationale des droits de...
08/03/2026

🇨🇵« Les droits des femmes ne sont pas une option, mais une nécessité. »

Le 8 mars, Journée internationale des droits des femmes, rappelle que l’égalité est un combat né au début du XXe siècle, officialisé par l’ONU en 1977, et toujours d’actualité aujourd’hui.

🇲🇬« Ny zon’ny vehivavy dia tsy safidy, fa filàna. »

Ny 8 Martsa dia andro iraisam-pirenena natokana ho an’ny zon’ny vehivavy. Nipoitra tamin’ny fihetsiketsehana sy tolona tamin’ny fiandohan’ny taonjato faha‑20 izy io, ary natokan’ny Firenena Mikambana tamin’ny 1977. Mandraka ankehitriny, manaitra antsika izy fa mbola mitohy ny ady ho amin’ny fitoviana.

✨🌍 Chères partenaires, chères communautés,  En ce début d’année, l’ONG Inclusion and Legacy for natiOn (ILO) vous adress...
05/01/2026

✨🌍 Chères partenaires, chères communautés,

En ce début d’année, l’ONG Inclusion and Legacy for natiOn (ILO) vous adresse ses vœux les plus sincères.
2026 s’ouvre devant nous comme une nouvelle page à écrire ensemble. 📖✨

🤝 Continuons à transformer les défis en opportunités
🌱 Pour bâtir un avenir inclusif, solidaire et porteur d’impact collectif.

🎉 Bonne et heureuse année 2026 à toutes et à tous ! 🎉

L’équipe ILO

---

✨🌍 Ry mpiara-miombon’antoka sy fiarahamonina,

Amin’ity fiandohan’ny taona ity, ny ONG Inclusion and Legacy for natiOn (ILO) dia manolotra ny firariantsoa feno fitiavana sy fahasambarana ho anareo rehetra.
2026 dia misokatra ho toy ny pejy vaovao hosoratantsika miaraka. 📖✨

🤝 Miaraka isika, hanova ireo fanamby ho fahafahana vaovao
🌱 Ho fananganana hoavy mirindra, feno firaisankina ary misy fiantraikany maharitra.

🎉 Mirary taona vaovao feno fahasalamana, fandriampahalemana ary fahombiazana ho an’ny rehetra! 🎉

Ekipa ILO

🎄 ILO vous souhaite un très Joyeux Noël.  Que la lumière éclaire vos foyers et remplisse vos cœurs de paix et de bonheur...
24/12/2025

🎄 ILO vous souhaite un très Joyeux Noël.
Que la lumière éclaire vos foyers et remplisse vos cœurs de paix et de bonheur.
Puissent ces fêtes être un temps de partage, d’amour et d’espérance, et que la nouvelle année vous apporte sérénité et de belles réussites ✨
Merci de marcher à nos côtés pour bâtir un monde plus inclusif et durable ❤️
-----
🎄 ILO dia mirary Krismasy Sambatra ho anareo rehetra.
Enga anie hitondra hazavana ny tokantranareo sy hameno ny fonareo fiadanana sy fifaliana ny anio.
Ho vanim-potoana fizarana, fitiavana ary fanantenana anie izao fety izao, ary ny taona vaovao hitondra fahatoniana sy fahombiazana ho anareo rehetra ✨
Misaotra anareo miara-dia aminay hananganana tontolo miray hina sy maharitra ❤️

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Telephone

+261320278794

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ONG ILO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to ONG ILO:

Shortcuts

Share