Association Rano sy vary

Association Rano sy vary PUSH

Andiany faha 2 sahady aan😊.Nitohy androany ny andro faharoa ny amin'ny asa sosialy  nataon'ny Association Rano sy Vary a...
13/01/2026

Andiany faha 2 sahady aan😊.

Nitohy androany ny andro faharoa ny amin'ny asa sosialy nataon'ny Association Rano sy Vary amin'ity taona ity. Mpianatra miisa 85 indray no nahazo tombony manokana androany, ka teny amin'ny CEG Amboatavo ao amin'ny commune Ambavahaditokana no nitondrana ny fanomezana "Serviette Hygienique lavable".

Maro ny tombotsoa azo amin'ny fampiasana azy ity izay nampahafatarina ny mpianatra toy ny fahadiovana, miaro ihany koa ny tontolo iainana ny fampiasana serviette hygienique lavable no mampihena ihany koa ny fandaniana ao antokatrano noho izy afaka sasaina dia averina ampiasana indray.
Ireto ary ny famintinana an-tsary nandritra ny asa fizarana androany, am-pifaliana hatrany no iarahanay aminareo.

Déjà la deuxième édition 😊.

Les activités sociales menées par l’Association Rano sy Vary se sont poursuivies aujourd’hui avec la deuxième journée de l’année.
Pas moins de 85 élèves ont de nouveau bénéficié d’un appui particulier ce jour-là. La distribution a eu lieu au CEG Amboatavo, dans la commune d’Ambavahaditokana, où des serviettes hygiéniques lavables ont été remises aux élèves.

Les nombreux avantages de leur utilisation ont été expliqués aux élèves, notamment en matière d’hygiène, de protection de l’environnement, ainsi que la réduction des dépenses au sein des ménages, puisqu’elles peuvent être lavées et réutilisées.

Voici un aperçu en images de cette journée de distribution, réalisée dans la joie et le partage avec vous tous.

Already the second edition 😊.

The social activities carried out by the Association Rano sy Vary continued today with the second outreach day of the year.
A total of 85 students once again benefited from special support today. The distribution took place at CEG Amboatavo, in the Ambavahaditokana commune, where reusable sanitary pads were provided to the students.

The many benefits of using these products were explained to the students, including better hygiene, environmental protection, and reduced household expenses, since they can be washed and reused.

Here is a photo summary of today’s distribution activity, carried out with
joy and shared together with all of you.

Ny Assocation rano sy vary dia  faly miarahaba antsika rehetra mpikambana, mpanaraka ny pejy amin'izao taona vaovao 2026...
04/01/2026

Ny Assocation rano sy vary dia faly miarahaba antsika rehetra mpikambana, mpanaraka ny pejy amin'izao taona vaovao 2026 izao🥳😊. Hirariana ho taona fahavokarana, fanambinana, ary indrindra ho taonan'ny asa ho antsika rehetra ity taona ity😇👏🏽. Amin'izao fanomboan'ny taona vaovao izao, dia nanolotra ary nanentana ny olona ny ARV "papier hygienique lavable", mba ampiasa azy ity✅. Mety tsy dia faheno matetika izy ity kanefa tena azo ampiasana tsara indrindra ho an'ny olona tsy manana fahefamividy satria dia azo sasana tsara izy ary afaka averina ampiasana indray avy eo, miezaka hatrany ny association hanampy antsika😇. Ho fintinina amin'ny ireto sary manaraka ireto ary ny fanomboan'ny asa taona ity ho an' ny Association Rano sy Vary.

L'Association Rano sy Vary est heureuse de souhaiter à tous ses membres et abonnés une bonne année 2026🥳😊. Nous vous souhaitons une année de fertilité, de prospérité et surtout d'activité pour chacun d'entre nous😇👏🏽. En ce début d'année, nous, en tant qu'Association Rano sy Vary, avons présenté et encouragé l'utilisation des serviettes hygiéniques lavables✅. Bien que peu connus, ces produits sont très utiles pour les personnes aux revenus modestes, car ils sont lavables et réutilisables. L'association s'efforce toujours de les soutenir😇. Les photos suivantes illustrent le début des activités de l'association en cette année.

The Rano sy Vary Association is pleased to wish all its members and subscribers a happy new year 2026🥳😊. We wish you a year of fertility, prosperity, and above all, activity for each and every one of us😇👏🏽. At the beginning of this year, we, as the Rano sy Vary Association, presented and promoted the use of washable sanitary pads✅. Although not widely known, these products are very useful for people with modest incomes, as they are washable and reusable. The association continues to strive to support them😇. The following photos illustrate the start of the association's activities this year.

Address

IJJ 13130B Ambohijatovo Ambavahaditokana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association Rano sy vary posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share