18/12/2025
The British Chamber of Commerce in Madagascar is looking forward to trade and investment promotion efforts to strengthen the ties between Madagascar and the U.K.
Stay tuned! 🇲🇬🇬🇧
🇬🇧 As members of the UK-Madagascar Trade Advisory Board, Chevening alumni enjoyed a fruitful discussion with Dean Hurlock, Head of Public Diplomacy, Prosperity, and Political Affairs at UK in Madagascar, alongside fellow UK Embassy and British Chamber of Commerce colleagues.
We reflected on our shared achievements this year in strengthening UK-Madagascar trade ties, brainstormed priorities for 2026, and mapped out key efforts—like targeted events to grow our network, attract more UK investors to Madagascar, and empower Malagasy companies across sectors to export to the UK via schemes such as DCTS (Developing Countries Trading Scheme) and the ESA UK-EPA (Eastern and Southern Africa UK Economic Partnership Agreement).
Excited for what's ahead! 🇬🇧🇲🇬
***
🇲🇬 Amin’ny maha mpikambana ao amin'ny Filankevim-pitantanana momba ny Varotra eo amin'ny UK sy Madagasikara, ireo maintimolalin’ny Chevening vitsivitsy dia faly nitafatafa niaraka tamin'Andriamatoa Dean Hurlock, lehibe misahana ny Diplomasia, Fanovana ara-toekarena sy Asa ara-politika ao amin'ny Masoivoho Britanika, niaraka tamin'ireo mpiara-miasa ao amin’ny Masoivoho sy mpikambana ao amin’ny British Chambrer of Commerce.
Niresaka momba ny zava-bita tamin'ity taona ity izahay hanamafisana ny fifandraisana ara-barotra eo amin’ny firenena roa tonta, nifanakalo hevitra ho an'ny asa miandry ho an’ny taona 2026, ary nanao drafitra ny hetsika ho kasaina tanterahina ihany koa: hanatsarana ny fifandraisana ara-barotra, hisontomana mpamatsy vola britanika bebe kokoa eto Madagasikara, ary hamporisihana ny orinasa malagasy hanondrana ho any UK amin'ny alalan'ny drafitra toy ny DCTS (Developing Countries Trading Scheme) sy ESA UK-EPA (Eastern and Southern Africa UK Economic Partnership Agreement).
Miandrandra ny ho avy! 🇬🇧🇲🇬