RIATA ANKADIFOTSY-Pᴀʀᴏᴀsʏ

RIATA ANKADIFOTSY-Pᴀʀᴏᴀsʏ Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from RIATA ANKADIFOTSY-Pᴀʀᴏᴀsʏ, Youth Organization, Ankadifotsy, Antananarivo.

Sary andiany faha-roa izay nalain’ny namana manana talenta ao amin’ny EEM Ankadifotsy nandritra ny fankalazana ny faha 2...
03/07/2025

Sary andiany faha-roa izay nalain’ny namana manana talenta ao amin’ny EEM Ankadifotsy nandritra ny fankalazana ny faha 20 taona naha Presbytera ny Doyen an’Ankadifotsy.

Mankasitraka feno amin’ny fiaraha-miasa ry 🤙🏻

𝐄𝐊𝐋𝐄𝐒𝐈𝐀 𝐄𝐏𝐈𝐒𝐊𝐎𝐏𝐀𝐋𝐘 𝐌𝐀𝐋𝐀𝐆𝐀𝐒𝐘𝐊𝐀𝐓𝐄𝐃𝐑𝐀𝐋𝐘 𝐒𝐀𝐍𝐓𝐀 𝐋𝐀𝐔𝐑𝐄𝐍𝐓 𝐀𝐌𝐁𝐎𝐇𝐈𝐌𝐀𝐍𝐎𝐑𝐎𝙁𝙄𝙎𝘼𝙊𝙍𝘼𝙉𝘼 𝙎𝙔 𝙁𝘼𝙉𝙆𝘼𝙇𝘼𝙕𝘼𝙉𝘼 𝘼𝙉’𝘼𝙉𝘿𝙍𝙄𝘼𝙈𝘼𝙉𝙄𝙏𝙍𝘼 𝙉𝙊𝙃𝙊 𝙉𝙔 𝙁𝘼𝙃𝘼 20...
29/06/2025

𝐄𝐊𝐋𝐄𝐒𝐈𝐀 𝐄𝐏𝐈𝐒𝐊𝐎𝐏𝐀𝐋𝐘 𝐌𝐀𝐋𝐀𝐆𝐀𝐒𝐘
𝐊𝐀𝐓𝐄𝐃𝐑𝐀𝐋𝐘 𝐒𝐀𝐍𝐓𝐀 𝐋𝐀𝐔𝐑𝐄𝐍𝐓 𝐀𝐌𝐁𝐎𝐇𝐈𝐌𝐀𝐍𝐎𝐑𝐎

𝙁𝙄𝙎𝘼𝙊𝙍𝘼𝙉𝘼 𝙎𝙔 𝙁𝘼𝙉𝙆𝘼𝙇𝘼𝙕𝘼𝙉𝘼 𝘼𝙉’𝘼𝙉𝘿𝙍𝙄𝘼𝙈𝘼𝙉𝙄𝙏𝙍𝘼 𝙉𝙊𝙃𝙊 𝙉𝙔 𝙁𝘼𝙃𝘼 20 𝙏𝘼𝙊𝙉𝘼 𝙉𝘼𝙃𝘼 𝙆𝙇𝙀𝙍𝙅𝙀 𝘼𝙉’𝙄 𝙍𝙀𝙑. 𝙍𝘼𝙆𝙊𝙏𝙊𝘼𝙍𝙄𝙑𝙊𝙉𝙔 𝙇𝙖𝙡𝙖𝙞𝙣𝙖 𝙃𝙖𝙩𝙞𝙢𝙞𝙨𝙖

𝐀𝐥𝐚𝐡𝐚𝐝𝐲 𝟐𝟗 𝐉𝐨𝐧𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟓

« 𝘍𝘢 𝘬𝘢𝘵𝘴𝘢𝘩𝘰 𝘢𝘭𝘰𝘩𝘢 𝘯𝘺 𝘧𝘢𝘯𝘫𝘢𝘬𝘢𝘯𝘺 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘧𝘢𝘩𝘢𝘮𝘢𝘳𝘪𝘯𝘢𝘯𝘺, 𝘥𝘪𝘢 𝘩𝘢𝘯𝘢𝘮𝘱𝘺 𝘩𝘰 𝘢𝘯𝘢𝘵𝘦𝘰 𝘪𝘻𝘢𝘯𝘺 𝘳𝘦𝘩𝘦𝘵𝘳𝘢 𝘪𝘻𝘢𝘯𝘺 ».
𝘔𝘢𝘵𝘪𝘰 6:33

Fizarana an-tsary

𝙉𝙮 𝙤𝙢𝙖𝙡𝙮Misaotra sy mankasitraka :🚨🚨🚨 an’i Mr Serge noho ny nanekeny andray an-tanana ny  🚨🚨🚨 ireo zoky sy ray aman-dren...
28/06/2025

𝙉𝙮 𝙤𝙢𝙖𝙡𝙮

Misaotra sy mankasitraka :

🚨🚨🚨 an’i Mr Serge noho ny nanekeny andray an-tanana ny
🚨🚨🚨 ireo zoky sy ray aman-dreny izay nanaiky nifanome tanana taminy
🚨🚨🚨 ny ankizy rehetra tsy ankanavaka izaynaneho ny fahazotoany efa ho 3 herinandro izay

Iriana sy antenaina ny fitohizan’izao ezaka lehibe izao, ary manentana hatrany ireo izay mbola mazotoa hanatevina ny fiarahana sy ny kotrana.

Mirary soa antsika rehetra hatrany.

𝙏𝙨𝙮 𝙢𝙖𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙛𝙞𝙛𝙖𝙡𝙞𝙖𝙣𝙖 𝙢𝙞𝙝oatra 𝙣𝙤𝙝𝙤 𝙞𝙯𝙖𝙤 𝘼𝙝𝙤…𝙄𝙑𝙊𝙉’𝙉𝙔 𝙁𝘼𝙉𝙆𝘼𝙇𝘼𝙕𝘼𝙉𝘼 𝙉𝙔 𝙁𝘼𝙃𝘼 110 𝙏𝘼𝙊𝙉𝘼N’NY 𝙎𝙀𝙃𝘼𝙏𝙍𝘼 𝙎𝙀𝙆𝙊𝙇𝙔 𝘼𝙇𝘼𝙃𝘼𝘿𝙔
22/06/2025

𝙏𝙨𝙮 𝙢𝙖𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙛𝙞𝙛𝙖𝙡𝙞𝙖𝙣𝙖 𝙢𝙞𝙝oatra 𝙣𝙤𝙝𝙤 𝙞𝙯𝙖𝙤 𝘼𝙝𝙤…

𝙄𝙑𝙊𝙉’𝙉𝙔 𝙁𝘼𝙉𝙆𝘼𝙇𝘼𝙕𝘼𝙉𝘼 𝙉𝙔 𝙁𝘼𝙃𝘼 110 𝙏𝘼𝙊𝙉𝘼N’NY 𝙎𝙀𝙃𝘼𝙏𝙍𝘼 𝙎𝙀𝙆𝙊𝙇𝙔 𝘼𝙇𝘼𝙃𝘼𝘿𝙔

Alahady 15 Jona 2025
15/06/2025

Alahady 15 Jona 2025



𝘼𝙡𝙖𝙝𝙖𝙙𝙮 25 𝙈𝙚𝙮 2025 - 𝙁𝙚𝙩𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙧𝙚𝙣𝙮🎈 Vokatry ny reninjaza🎈 Fametrahana sy fitondrana am-bavaka ny birao vaovao hitantana...
25/05/2025

𝘼𝙡𝙖𝙝𝙖𝙙𝙮 25 𝙈𝙚𝙮 2025 - 𝙁𝙚𝙩𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙧𝙚𝙣𝙮

🎈 Vokatry ny reninjaza
🎈 Fametrahana sy fitondrana am-bavaka ny birao vaovao hitantana ny teninjaza
🎈 Hetsika avy amin’ny Sekoly Alahady ho fiarahabana ireo reny 🫶

𝙀𝙀𝙈 𝙎𝙩𝙖 𝙁𝙞𝙡𝙞𝙥𝙤 𝙨𝙮 𝙎𝙩𝙖 𝙅𝙖𝙠𝙤𝙗𝙖 - 𝘼𝙣𝙠𝙖𝙙𝙞𝙛𝙤𝙩𝙨𝙮

𝘈𝘭𝘢𝘩𝘢𝘥𝘺 18 𝘔𝘦𝘺 2025𝐈𝐕𝐎𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐊𝐀𝐋𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀 𝟑𝟎 𝐓𝐀𝐎𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐒𝐊𝐎𝐓𝐎𝘊𝘟𝘟𝘟𝘐𝘝 𝘈𝘕-𝘛𝘚𝘈𝘙𝘠
19/05/2025

𝘈𝘭𝘢𝘩𝘢𝘥𝘺 18 𝘔𝘦𝘺 2025
𝐈𝐕𝐎𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐊𝐀𝐋𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀 𝟑𝟎 𝐓𝐀𝐎𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐒𝐊𝐎𝐓𝐎
𝘊𝘟𝘟𝘟𝘐𝘝 𝘈𝘕-𝘛𝘚𝘈𝘙𝘠

15/05/2025

𝐅𝐈𝐀𝐍𝐓𝐒𝐎𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐈𝐕𝐎𝐑𝐈𝐀𝐍𝐀

👉🏼 Ho an’ireo tompon’andraikitr’ireo sampana mitaiza tanora ao amin’ny EEM Ankadifotsy

👉🏼 Ho an’iteo tanora maniry ny andrikitta bebe kokoa eo anivon’ny RIATA Ankadifotsy

👉🏼 Ho antsika rehetra ao amin’ny EEM Ankadifotsy

Antsoina isika rehetra ny Alahady izao, ho tonga anatrika ny

⭕️⭕️ 𝐅𝐈𝐕𝐎𝐑𝐈𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐑𝐈𝐀𝐓𝐀 𝐀𝐍𝐊𝐀𝐃𝐈𝐅𝐎𝐓𝐒𝐘⭕️⭕️

🚨 izay ho tontosaina aorian’ny fotoam-pivavahana
🚨 ao amin’ny fiangonana Sta Filipo sy Sta Jakoba Ankadifotsy

Mandritra io fotoana io no afahantsika mametraka (miaraka) 𝐑𝐀𝐅𝐈𝐓𝐑𝐀 entina hitondrana sy hikolokoloana:

🫶 ny RIATA Ankadifotsy
🫶 ny Club Sportif an’ny RIATA Ankadifotsy

Ho resahina manokana amin’io fotoana io ihany koa ny momba ny

⭕️BESOPY
⭕️ZAIKABE

Manantena ny fahatongavantsika, sy ny fahavononantsika iatrika izany fivoriana izany.

Misaotra tompoko.

Youth organisation

Alahady 4 Mey 2025𝙁𝙚𝙨𝙩𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝙎𝙩𝙖 𝙁𝙞𝙡𝙞𝙥𝙤 𝙨𝙮 𝙎𝙩𝙖 𝙅𝙖𝙠𝙤𝙗𝙖𝐄𝐄𝐌 𝐀𝐧𝐤𝐚𝐝𝐢𝐟𝐨𝐭𝐬𝐲
04/05/2025

Alahady 4 Mey 2025
𝙁𝙚𝙨𝙩𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝙎𝙩𝙖 𝙁𝙞𝙡𝙞𝙥𝙤 𝙨𝙮 𝙎𝙩𝙖 𝙅𝙖𝙠𝙤𝙗𝙖
𝐄𝐄𝐌 𝐀𝐧𝐤𝐚𝐝𝐢𝐟𝐨𝐭𝐬𝐲

Alakamisy 17 Aprily 2025Fotoam-pivavahana🔸Fanasana tongotra🔸Komoniona masina🔸Litorjian'ny haizina𝐄𝐄𝐌 𝐀𝐍𝐊𝐀𝐃𝐈𝐅𝐎𝐓𝐒𝐘
17/04/2025

Alakamisy 17 Aprily 2025
Fotoam-pivavahana
🔸Fanasana tongotra
🔸Komoniona masina
🔸Litorjian'ny haizina
𝐄𝐄𝐌 𝐀𝐍𝐊𝐀𝐃𝐈𝐅𝐎𝐓𝐒𝐘

Alarobia 16 Aprily 2025Lalan’ny Hazo Fijaliana𝐄𝐄𝐌 𝐀𝐍𝐊𝐀𝐃𝐈𝐅𝐎𝐓𝐒𝐘
16/04/2025

Alarobia 16 Aprily 2025
Lalan’ny Hazo Fijaliana
𝐄𝐄𝐌 𝐀𝐍𝐊𝐀𝐃𝐈𝐅𝐎𝐓𝐒𝐘

Address

Ankadifotsy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RIATA ANKADIFOTSY-Pᴀʀᴏᴀsʏ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share