Ndao Hiaraka Rock sy Metaly

Ndao Hiaraka Rock sy Metaly ´Ndao Hiaraka! Rock sy Metaly est une association Malgache regroupant les passionnés du genre!

02/07/2026
Tatitra tamin’ny tolo-tanana ho an’i toamasina niarahantsika !Ny nisitraka izany dia olon-tsotra sy vondron’olona mitond...
12/04/2026

Tatitra tamin’ny tolo-tanana ho an’i toamasina niarahantsika !

Ny nisitraka izany dia olon-tsotra sy vondron’olona mitondra sembana ao toamasina!
40m toles no nojifaina miaraka amin’ny fitaovana hametrahana izany! Ary nampiana izy ireo amin’ny fitanterana teny an-toerana!

Mbola manantitra fisaorana antsika rehetra nifandrimbona nitoto naha masaka ity fifanampiana amin’ny samy olombelona ity!

Izay voatsirambin’ny tanana no natolotra ary mbola dingana izany !

Irariana soa ho antsika rehetra mba hiverina zato avo eny ny nataontsika!

Misaotra tompoko

Salama aby 🫡Ny sabotsy 28 febroary teo dia nanatanteraka « tolo-tanana ho an’i toamasina » isika rehetra! Isaoranay ny O...
05/03/2026

Salama aby 🫡
Ny sabotsy 28 febroary teo dia nanatanteraka « tolo-tanana ho an’i toamasina » isika rehetra!
Isaoranay ny OFNAC Ivokolo soloin’ny tale Christian Rabekoto tena, nandray ny hetsika 🙏
Toy izao ny momba ny hetsika sy ny andraikitra sahanin’ny tsirairay. Raha misy ny mivoana amin’izany na miniana mandiso resaka dia asa misalasana mampandre ny tompon’andraikitra
« Tolo-tanana ho an’i toamasina » mazava tsara ny resaka fa tsy ho ana vondrona olona manokana. Adidy sy andraikitra no natao fa tsy fitadiavana voninahitra 😌

Vita iny ny dingana voalohany! Ary afaka hamaririna mazava tsara ny voaangona nandritra izany 🫡 Misaotra ny mpitam-bola sy ny sekretera jeneralin’ny fikambanana ary solo tena iray tao amin’ny mpanohana nanamarina ny fanomezana.

Tamin’izany dingana voalohany izany dia hisaorana manokana ireo nandrotsaka izay voatsirambin’ny tanana! Tazantsika ao anaty lisitra.

Indrindra ireo nitoto vary nahatontosa antsakany sy andavany ny hetsika 🙏

Ireo tarika nandray anjara:
Egraygore, WEST Bullet, RAR Project MDG , Bemaneno Ofisialy , NeverFall

Ireo mpanohana ara-bola, ara-pitaovana, ara-pahaizana sns :

F'aingo , Mell Piercing sy Tatouage Volomaso , Moara Ink - Tattoo Studio , mr Hasina tamin’ny fanamafisana feo , mr Museva sy Zoky Fabrice tamin’ny fandrindrana ny feo, Junior batteur, Asimbola toky gmh, Rock'Andro sy Mozika FOtotra tamin’ny fanohanana tamin’ny fandalovany tao amin’ny hetsika Havatse, as rock show, dannielle tamin’ny seho an-gazety, ireo mpiara miasa ao amin’ny ofnac, Safidy nanao ny regie, Nicolas Christophe teo amin’ny fanentanana, ireo naka sary, indrindra ireo solon-tenan’ny fikambanana nanontrona sy nandray andraikitra.

Misaotra ny prefecture de police antananarivo nanome halalana !

Misaotra koa ny filohan’ny fikambanana Kalanoro Maitso Volo nandrindra sy nahatontosa ny hetsika.

Ary ny fisaorana eram-po era -tsaina ho anareo izay nandalo nanontrona na mpiondana mozika mavesatra na tsia satria tena samy teo avokoa isika🙏

Ny dingana manaraka dia ny fitiliana ny tena ilain’ireo olona ho tolorana sy fitsinjarana izany! Ary izay voaangontsika no ho omena 🫡

Mbola ho taterinay mazava tsara eto ny momba ireo dingana rehetra manaraka!

Misaotra tompoko 🙏

Fihaonana mafana manaraka 🔥🔥🤘
02/03/2026

Fihaonana mafana manaraka 🔥🔥🤘

MALAGASY METALHEADS !
On vous balance l’affiche officielle pour Tana !

🤘🇲🇬 GASYMETALHEAD SHOW - KEEP THRASHING 🇲🇬🤘
Cette année, on garde l’esprit thrash… mais on pousse encore plus loin.

Au programme :
💀 MARTZ
💀 669
💀 WEST Bullet
💀 Zanak'adala

📅 Dimanche 12 Avril 2026
🕒 15h30
📍 BADASS 𝗠𝗢𝗧𝗢𝗥𝗖𝗬𝗖𝗟𝗘 𝗖𝗢𝗠𝗠𝗨𝗡𝗜𝗧𝗬 – Andranobevava

🎟 PAF : 15 000 Ar

Thrash Metal ! Death Metal ! Old School ! New School !
Headbangers de toutes générations…
On se retrouve dans la même fosse🤘

Les billets seront bientôt disponibles.
Restez connectés !

Infos : 034 79 301 55

Misaotra 🙏
01/03/2026

Misaotra 🙏

🙏🙏🙏
01/03/2026

🙏🙏🙏

Misaotra sahady amin’ny fandraisanareo anjara eo amin’i Mell Piercing sy Tatouage Volomaso sy Moara Ink - Tattoo Studio ...
28/02/2026

Misaotra sahady amin’ny fandraisanareo anjara eo amin’i Mell Piercing sy Tatouage Volomaso sy Moara Ink - Tattoo Studio 🙏
Ny tombony ho alefantsika any amin’ny tolo-tanana ✊

Misaotra Gasymetalhead 🔥🤘
25/02/2026

Misaotra Gasymetalhead 🔥🤘

25/02/2026

Tenin’ny filohan’ny fikambanana sady ao amin’ny Moara Ink - Tattoo Studio 🤘

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ndao Hiaraka Rock sy Metaly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Ndao Hiaraka Rock sy Metaly:

Shortcuts

Share